Hiratra UCM

Hiratra UCM

Share

Fizarana sy fanandratana ny Soatoavina Malagasy

Photos from Hiratra UCM's post 05/05/2026

Tontosa Soa aman-tsara ny fitsangatsanganana izay nataon'ny fikambanana Hiratra tany amin'ny Espace Vohitriniaina Vontovorona 🇲🇬
Misaotra betsaka tamin'ny fahavitrihina fa tena nahafinaritra ny fiarahana ✨
Andao Hihiratra daholo🇲🇬
Ucm

Photos from • E C O P O L I S •'s post 29/03/2026

Isaorana hatrany ny UCM indrindra ny Fédération des Clubs mikatsaka ny hahasoa ny fikambanana
Isaorana ihany isika rehetra tamin'ny fanohanana nahafanana nanatontosana anio famelabelarana iny 🥰

Photos from Hiratra UCM's post 25/03/2026

Misaotra an' Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara iny ny andiany voalohany amin'ny tetikasa Omeo Sehatra "voix et valeur" ✨🥳
Saingy mbola tsy tapitra eo 😊 fa mbola eo ny tombola
Mbola tsy tara raha izao vao hividy tapakila hitsapanao ny vitanao an😜🥰 izay amin'ny vidiny 5000 ariary monja

Aza misalasa miditra hafatra miafina raha hanjifa ny tapa-kila

21/03/2026

🇲🇬 Malagasy

✨ Feo sy Soatoavina ✨

Ny maha-olom-pirenena dia tsy voafetra amin’ny teny fotsiny, fa hita amin’ny asa sy ny fihetsika andavanandro.

Ny finoana sy ny soatoavina entintsika no mitarika antsika hanana fahatsapana andraikitra, hirotsaka an-tsehatra, ary handray anjara amin’ny fananganana firenena tsaratsara kokoa 🇲🇬

📅 Alarobia 25
📍 Amphi 5
⏰ amin’ny 01ora

Aoka isika tsirairay hanana feo, hizara soatoavina, ary ho mpandray anjara mavitrika amin’ny fiaraha-monina ✊



🇫🇷 Français

✨ Voix et Valeurs ✨

L’engagement citoyen ne se limite pas aux mots, il se traduit par des actions concrètes au quotidien.

Nos valeurs et nos convictions façonnent notre manière d’agir, de nous impliquer et de contribuer au développement de notre pays 🇲🇬

📅 Mercredi 25
📍 Amphi 5
⏰ à 13h

Faisons entendre nos voix, portons nos valeurs, et devenons des acteurs du changement ✊



🇬🇧 English

✨ Voice and Values ✨

Citizenship is not just about words — it is reflected in our everyday actions.

Our values and beliefs shape how we engage, take responsibility, and contribute to the growth of our country 🇲🇬

📅 Wednesday 25th
📍 Amphi 5
⏰ at 1 PM

Let’s raise our voices, stand by our values, and become active changemakers ✊

Photos from Hiratra UCM's post 19/03/2026

Nahatratra ny asaramanitra e🥳✨

15/03/2026

🇲🇬 Malagasy

Ao anatin’ny tetikasa OMEO SEHATRA, ny fikambanana Prométhée UCM, Fongotra Club UCM sy ODYSSEY English Club ary Hiratra UCM izay avondron’ny fampielezana ny “voix et valeur” dia mikarakara tombola amin’ny sarany 5000ar monja

🎁 Izay ahazoana “bon d’achat” mitentina 40000ar amin’ireto toeram-pisakafoanana ireto:

🍽️ Grill’Hena
🍽️ TriBu Café
🍽️ Trano Falafa
🍽️ Laï Tsock

🎟️ Olona efatra be izao no ho sarihina amin’io😊

✨ Aza tara ary mitsapa ny vintanao!!

🇫🇷 Français

Dans le cadre du projet OMEO SEHATRA, les associations Prométhée UCM, Fongotra Club UCM, ODYSSEY English Club et Hiratra UCM, qui portent l’initiative « voix et valeur », organisent une tombola avec un droit de participation de 5 000 Ar seulement.

🎁 Vous pouvez gagner un bon d’achat d’une valeur de 40 000 Ar, utilisable dans les restaurants suivants :

🍽️ Grill’Hena
🍽️ TriBu Café
🍽️ Trano Falafa
🍽️ Laï Tsock

🎟️ Quatre personnes seront tirées au sort.

✨ N’attendez plus et tentez votre chance !

🇬🇧 English

As part of the OMEO SEHATRA project, the associations Prométhée UCM, Fongotra Club UCM, ODYSSEY English Club and Hiratra UCM, promoting the initiative “voix et valeur”, are organizing a raffle with a participation fee of only 5,000 Ar.

🎁 Participants can win a 40,000 Ar voucher, redeemable at the following restaurants:

🍽️ Grill’Hena
🍽️ TriBu Café
🍽️ Trano Falafa
🍽️ Laï Tsock

🎟️ Four winners will be drawn.

✨ Don’t miss the chance to try your luck!

26/02/2026

Sombiny amin'ilay hira mpivaro-kena sy mpivaro-damba
Hiratra UCM

Photos from Hiratra UCM's post 26/02/2026

Tano soa ny ategna fa ny an'ona raha tsa ho meny✨
Gasy ka tsara💚

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo