16/06/2026
Arahabaina ianareo rankizy nahavita soamantsara ny fanadinana CEPE.
Mirary anareo hiandry am-pitoniana ny valim-panadinana.
Aoka isika hanohy hatrany ny vavaka sy ny fitokisana ny Tompo, mba hitahy sy hanome vokatra tsara araka ny ezaka nataon'ny tsirairay Izy.
Ny Tompo anie homba sy hitahy antsika rehetra🙏📚
16/06/2026
Heureux anniversaire Valiha😘🎂🎉
Que la grâce de Dieu soit toujours avec toi🙏
16/06/2026
Joyeux anniversaire Caÿllah 😘🎂🎉
En ce jour spécial,je te souhaite beaucoup de joie,de bonheur, de santé et de réussite. Que cette nouvelle année de ta vie soit remplie de belles surprises, de sourires et de moments inoubliables.
Très bon anniversaire Caÿllah 😘🎂🎉
15/06/2026
Avec Dokotera Zafiniavo – Je fais désormais partie de ses super fans ! 🎉
12/06/2026
Ô RANKIZY A, TADIDIO FA
🚫 Mandritra ny fanadinam-panjakana, voarara tanteraka ny mijery na mitsikilo ny taratasim-panadinan'ny namana.
🚫 Fandikana ny fitsipika mifehy ny fanadinam-panjakana izany sady endrika hosoka manohina ny fahamarinan'ny fanadinana.
⚖️ Araka ny Didim-pitondrana laharana faha 19437/2026 tamin’ny 04 Jona 2026, izay tratra manao izany dia iharan’ny :
• fandroahana avy hatrany hiala ny efitranom-panadinana;
• fandraràna tsy hanala fanadinam-panjakana mandritra ny iray taona ka hatramin'ny telo taona
12/06/2026
Joyeux anniversaire Ilosaina😘🎂🎊
Que cette nouvelle année de ta vie soit remplie de joie, de santé, de réussite et de belles surprises.
Que tous tes rêves se réalisent et que le bonheur t'accompagne chaque jour.