28/11/2020
Te hiditra amin'ny CALL CENTER ve ianao?
Te ahalala ny tsiambaratelon'ny fahombiazana hidirana amin'io sehatr'asa io ?
Te hiditra ianao nefa matahotra ny "NIVEAU DE FRANCAIS" ?
Efa voantso hanao entretien ianao nefa tsy voaray akory ?
Te hiditra anatin'ireny CALL CENTER ireny ianao nefa matahotra fa hoe "DEBUTANT" ?
**** NATAO ANAO IO ITY FAMPIHOFANANA ITY ***
Tsotra ny fisoratana anarana : mandefa hafatra miafina amin'ito pejy ito na miantso mivantana ny laharana 034 70 477 10.
Mpampiofana matianina amin'ny asa manodidina ny CALL CENTER no hanoro anao sy hanampy anao.
Maro ny seha-pihofanana :
- Formation initiale au métier d'un téléconseiller
- Guide pour CV et Lettre de Motivation (L.M)
- Appui en langue FRANCAISE ( Indrindra hoan'ny débutant)
- Technique de résussite d'un entretien d'embauche
** Na efa miasa ianao ka te hifindra anaty CALL CENTER ( Karama tsaratsara kokoa)
** Na vao afaka BACC ianao
** Na efa nahavita fianarana fa tsy mety mahita ASA
Tongava anaty hafatra miafina fa voafetra ny toerana isaky ny "VAGUE".