ISFPA

ISFPA

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ISFPA, Education, Malaza Clinic Andoharanofotsy/Clinic Mitsinjo Ankazo Ambohimanala, Antananarivo.

25/12/2025

🌲❤️🌲

25/11/2025
05/11/2025

🎓 Rentrée universitaire 2025 à l’ISFPA ! 🎉

Ce mardi 04 novembre 2025, notre institut a eu le plaisir d’accueillir ses nouveaux étudiants dans la salle de réception de l’ISFPA !
Un moment convivial placé sous le signe de la découverte, du partage et de la motivation ✨

Bienvenue à tous nos nouveaux étudiants et excellente année universitaire 2025-2026 ! 💪📚

31/10/2025

🎓 Rentrée universitaire – Filière Paramédicale le 04 Novembre
📢 Quelques places encore disponibles !
👉 Inscrivez-vous vite avant qu’il ne soit trop t**d.

24/10/2025

📢 Porte Ouverte ISFPA
📅 Sabotsy 25 Octobra 2025.
🕗 Manomboka @ 9Ora Maraina

🎁 Hisitraka fihenam-bidy 20% amin’ny sarany fisoratana anarana ireo izay misoratra anarana amin'io andro io
🩺 ary mahazo ''dépistage diabète gratuit''

👉 Tongava maro :
🏫 Hijery ny sekoly
🗣️ Hifanakalo hevitra amin’ny mpampianatra sy mpianatra
📘 Hahalala bebe kokoa momba ny fianarana ato amin’ny ISFPA

20/10/2025

🎓 Arahabaina ry Promotion FANEVA!
Misaotra tamin’ny fitokisana nandritra ny 3 taona teto amin’ny ISFPA.
Mirary fahombiazana ho anareo rehetra!

📣 Ho an’ireo maniry hiditra ato amin’ny ISFPA:
Hisokatra ho an’ny daholobe izahay amin’ny Sabotsy 25 Octobra 2025.
Tongava maro amin’ny "Porte Ouverte" satria hisitraka fihenam-bidy 20% amin’ny sarany fisoratana anarana ireo izay misoratra anarana amin'io andro io
👉 Tongava maro, hijery ny sekoly, hifanakalo hevitra amin’ny mpampianatra sy mpianatra, ary hahalala bebe kokoa momba ny fianarana ato amin’ny ISFPA

20/10/2025

Mankasitraka ny MC Lafatra

Photos from ISFPA's post 20/09/2025

🎉 Un grand bravo à nos sages-femmes 👩‍⚕️👨‍⚕️ et infirmiers pour la réussite de leur soutenance !
👏 Vous avez fait un excellent travail, on est fiers de vous !

💪 Et plein de courage à nos anesthésistes 🩺💉 qui vont bientôt passer la leur —
On est de tout cœur avec vous ❤️ Vous allez assurer avec brio ! 🌟

01/09/2025

🎓✨ Faly izahay manasa anareo rehetra hitsidika anay mandritra ny Le Plus Grand Salon des Études Supérieures 🚀 Madajeune

📍 Toerana : Palais des Sports
📅 Daty :02-03 Septembre

👉 Tongava maro ary, miandry anareo izahay hihaona sy hifanakalo hevitra momba ny hoavinao akademika! 💡

01/09/2025

🎓✨ Retour en images ✨🎓
Faly izahay nizara sy nihaona taminareo nandritra ny Salon de l’Étudiant et de l’Emploi tao amin’ny Stade Barea 🙌

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Malaza Clinic Andoharanofotsy/Clinic Mitsinjo Ankazo Ambohimanala
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00