19/06/2026
📗CONFÉRENCE & DÉBAT
"Kolontsaina malagasy manoloana ny fanatontoloana"
🔵 Intervenant : Lanto RATSIDA (Directeur de l'observatoire de la Jeunesse)
🔺20 Juin
🔺9H-11H
🔺Salle : Amphi B - EGS Université d'Antananarivo
18/06/2026
Misy inona tsaraha hoe ao @ Gymnase Ankatso rahampiso 19 Juin @ 12h?
MISY MISS dia misy MISTER 65E 😍
fa hoe misy tsisy 😅
Iza no misolo tena antsika EGS?
ireo amin'ny sary ireo. (Tsy anki crush an 😁)
Samia ary mifanontany ao anaty commentaire hoe mention inona sy parcours inona hono izy ireo?
ANY NY FOTOANA RAHAMPISO, ALEFA EGS ✊✊✊
18/06/2026
17 Juin - Carnaval
Mention Sociologie
Photos (36)
18/06/2026
Carnaval - 17 Juin
Mention Sociologie
Photos (80)
18/06/2026
🚨 CONFÉRENCE-DÉBAT
"Kolontsaina malagasy manoloana ny fanatontoloana"
🔵 Intervenant : Lanto RATSIDA (Directeur de l'observatoire de la Jeunesse)
🔺20 Juin
🔺9H-11H
🔺Salle : Amphi B - EGS Université d'Antananarivo
18/06/2026
🎊🥳 AKON'NY OMALY 17 Juin, NANDRITRAN'NY CARNAVAL 65 ÈME ANNIVERSAIRE DE L'UNIVERSITÉ D'ANTANANARIVO
Toy izao ny endriky CARNAVAL any Mention Sociologie.
Nahitana ireo Mpampianatra sy ireo PAT,
Mpianatra Sociologie académique,
Mpianatra Sociologie Professionnalisante (FPTSD),
Sy ireo mpianatra ary mpampianatra, mpandraharaha eto anivon'ny Université d'Antananarivo rehetra 🙏
Misaotra ny rehetra tamin'ny fahatongavana, fa tena nahafinaritra kosa iny😍
16/06/2026
Hisy consignes, fizarana zavatra hampiavaka antsika alohan'ny fiaingana.
Ndao haseo vitantsika ny mampientana ny Oniversiten'Antananarivo.
Association des Étudiants en Sociologie de Madagascar