CP 2nde Vohijoky-Saint Michel Amparibe

CP 2nde Vohijoky-Saint Michel Amparibe

Share

conseiller et communication

13/09/2022

Miarahaba antsika rehetra.
Ilazana isika fa hisy n'y récollection izay ho ataon'ireo zanatsika ao TGI n'y Zoma 16 septembre 2022 izao.
ka manentana ireo RAD Telo izay afaka mba hiaraka amin'izy ireo.
Toerana: Analamahitsy (Saint Ignace)
Fiaingana : 6h30 maraina
Misaotra indrindra tompoko

12/09/2022

serasera hifandraisan'ny Ray aman-dreny 2nde TGI-Fokontany Vohijoky

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Amparibe
Antananarivo