CFP UNITY

CFP UNITY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CFP UNITY, Specialty School, Ivato Aeroport Antananarivo, Antananarivo.

https://youtu.be/hm42gVzp7Gc
14/11/2025

https://youtu.be/hm42gVzp7Gc

Thinking of learning a new language in the new year? In this video, I will share with you 10 good reasons to learn French. Learn French and acquire French l...

14/11/2025
Ndao hianatra teny sinoa mandarin 🇰🇬COURS CHINOIS SY ANGLAIS eto .F.P. UNITY IVATO🇰🇬 Mba fantatrao ve fa ny  teny Sinoa ...
13/10/2025

Ndao hianatra teny sinoa mandarin
🇰🇬COURS CHINOIS SY ANGLAIS eto .F.P. UNITY IVATO
🇰🇬 Mba fantatrao ve fa ny teny Sinoa Mandarin no teny tena be mpampiasa indrindra maneran-tany?
🇰🇬➡️Ary efa betsaka ireo teratany Sinoa monina sy miasa eto MADAGASCAR, ka tena ilaina ny mahay teny sinoa.
➡️Maro ny tombotsoa azon'ireo olona mahay miteny Sinoa:
👉Interprète
👉Vente sy fanafarana entana avy an'i Chine.
👉Guide touristique sns.
Izahay eto @ UNITY FORMATION IVATO dia manolotra hoantsika :
👉 🆕🇰🇬Cours chinois mandarin sy anglais hoan'ny olona rehetra:
✔️ankizy
✔️tanora
➡️Olon-dehibe.
➡️Ny toerana ahitana anay@Unity Ivato (0386617448) ary ny Siège eny Ampasapito ampitan'ny gare routière (0346745957)

📲IVATO (0386617448)
➡️Cours sabotsy tontolo andro : afaka misafidy na maraina na tolakandro.
👍Efa misokatra ny fisoratana anarana.
☑️Misy en salle
✔️Misy koa en ligne.
👉Mandray mpianatra vaovao isan’andro
📲Filan-kevitra: 0386617448
👉 Raha hisoratra anarana dia alefa ato ny anarana feno sy numéro de téléphone ary adresse mazava tsara.
✔️Na mandeha misoratra anarana mivantana eny ety @ RESTAURANT UNITY IVATO.
🔰Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana
🆕Ny mampiavaka ny cours chinois nay:
➡️Tsy maintsy mahay daholo izay mianatra 100%
➡️Mandray anjara amin'ny examen international ny mpianatra.
➡️Mahazo diplôme ihany koa.
NB: Niveau raisinay
👉HSk1 (débutant(e) ka atramin'ny HSK 4
👉Boky gratuit.
🫱MPAMPIANATRA expérimenté
RENTRÉE :SAMEDI 18 OCTOBRE 2025 HOAVY IZAO.

19/09/2025
🇰🇬 COURS CHINOIS SY ANGLAIS eto .F.P. UNITY IVATO🇰🇬 Mba fantatrao ve fa ny  teny Sinoa Mandarin no teny tena be mpampias...
16/09/2025

🇰🇬 COURS CHINOIS SY ANGLAIS eto .F.P. UNITY IVATO
🇰🇬 Mba fantatrao ve fa ny teny Sinoa Mandarin no teny tena be mpampiasa indrindra maneran-tany?
🇰🇬➡️Ary efa betsaka ireo teratany Sinoa monina sy miasa eto MADAGASCAR, ka tena ilaina ny mahay teny sinoa.
➡️Maro ny tombotsoa azon'ireo olona mahay miteny Sinoa:
👉Interprète
👉Vente sy fanafarana entana avy an'i Chine.
👉Guide touristique sns.
Izahay eto @ UNITY FORMATION IVATO dia manolotra hoantsika :
👉 🆕🇰🇬Cours chinois mandarin sy anglais hoan'ny olona rehetra:
✔️ankizy
✔️tanora
➡️Olon-dehibe.
➡️Ny toerana ahitana anay@Unity Ivato (0386617448) ary ny Siège eny Ampasapito ampitan'ny gare routière (0346745957)

📲IVATO (0386617448)
➡️Cours sabotsy tontolo andro : afaka misafidy na maraina na tolakandro.
👍Efa misokatra ny fisoratana anarana.
☑️Misy en salle
✔️Misy koa en ligne.
👉Mandray mpianatra vaovao isan’andro
📲Filan-kevitra: 0386617448
👉 Raha hisoratra anarana dia alefa ato ny anarana feno sy numéro de téléphone ary adresse mazava tsara.
✔️Na mandeha misoratra anarana mivantana eny ety @ RESTAURANT UNITY IVATO.
🔰Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana
🆕Ny mampiavaka ny cours chinois nay:
➡️Tsy maintsy mahay daholo izay mianatra 100%
➡️Mandray anjara amin'ny examen international ny mpianatra.
➡️Mahazo diplôme ihany koa.
NB: Niveau raisinay
👉HSk1 (débutant(e) ka atramin'ny HSK 4
👉Boky gratuit.
🫱MPAMPIANATRA expérimenté
RENTRÉE :SAMEDI 04 OCTOBRE 2025 HOAVY IZAO.

Address

Ivato Aeroport Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261330232136

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFP UNITY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share