12/08/2025
Fantatrao ve fa Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao dia afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine/Madagascar ianao?
OHATRA VITSIVITSY:
Ny sandan'ny vola Sinoa 1¥ = 700ariary
-Ecouteur Bluetooth: 2¥ = 1400ar any chine
Madagascar:10 000ar .
-Mi-Mi Speaker Bluetooth: 5.20 ¥ = 3 640 Ar any Chine
Eto Madagasikara= 25 000 Ar ny vidiny eny antsena!
Tombony: mihoatra ny 500%
-T-shirt Fashion Unisex: 8.60 ¥ = 6 020 Ar
Eto an-toerana = 35 000 Ar no fivarotana ato amin'ny Facebook.
Azonao avadika ho 6x ny vola nampiasainao!
Smartwatch Fitness Tracker: 15 ¥ = 10 500 Ar
Efa mahatratra 70 000 Ar eny antsena .
Mahazo tombony be ianao no Sady lamody be io montre io amin'zao.
Ohatra tsotra io nazavaiko io, Afaka manampy anao ny tenako amin'ireo projet ireo.
Tena betsaka ny entana afaka hafarana sy ny Zavatra Azo atao fa aza variana sy matoritory intsony .
Mampanao formation manafatra entana any chine izahay:
-Ampianarinay ianao ho afaka hiaina amin’ny volanao manokana, tsy mila mitady asa intsony.
1. Fomba firesahana amin’ny mpamatsy
(fournisseur) –
*Na tsy mahay Sinoa aza ianao, tsy maninona!*
2. Fikarohana sy fanavahana entana tsara amin’ny ratsy
3. Fampidirana entana amin’ny transitaire azo antoka
4. Fanaraha-maso ny entanao hatrany Chine hatraty Madagascar.
---
Manana vola 50 000 Ar ve ianao?
Raiso anio io safidy hanovà ny fiainanao .
Aza avela handalo fotsiny ny fahafahana.
Mp raha mila fanazavana fanampiny.
11/08/2025
😍 Tonga soa ny entana – Porofon'ireo olona nihara niasa sy nanao formation tato aminay
Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana tompoko,misokatra ho an'ny rehetra ny fiaraha miasa ato aminay.
✅ Tsy misy arnaque.
✅ Tsy misy fanambakana.
Rehefa manaraka fampianarana sy ny torolalana, dia tonga soa aman-tsara hatrany ny entana.
Ny sehatry ny fanafarana entana dia misokatra ho an’ny rehetra — tsy voatery ho mpandraharaha efa za-draharaha. Afaka manomboka ianao, na hianatra miaraka aminay. Ampianarinay amin’ny antsipiriany :
~Fifandraisana mivantana amin’ny mpamatsy azo itokisana
~Fomba fanavahana entana avo lenta
~Fandefasana entana amin’ny transitaire matihanina
~Fikarakarana hatramin’ny fahatongavan’ny entana eto an-toerana
Tsy mila vola be ny fanombohana — mila fanapahan-kevitra mazava sy fampianarana marina.
Ny tombony? Afaka mitombo isan-kerinandro raha atao am-pitandremana sy amin’ny paikady tsara.
📌 Apetraho amin'ny efa matihanina ny ho avy nao dia hilamina ny lalanao.
Ny fanontaniana sisa dia hoe: vonona ve ianao hiditra amin’ny sehatrin'ny fandraharahana?
11/08/2025
Vidiny miaraka frais ireo
🔥 Speaker Bluetooth (Mi-Mi)
• Vidiny + frais avion: 6 000 Ar
• Vidiny eto an-toerana: 25 000 Ar
✅ Tombony: +416%
🔥 T-shirt Unisex Fashion
• Vidiny + frais avion: 8 500 Ar
• Vidiny eto: 35 000 Ar
✅ Tombony: x4
🔥 Smartwatch Fitness Tracker
• Vidiny + frais avion: 13 000 Ar
• Vidiny eto: 70 000 Ar
✅ Tombony: +438%
🔥 Earphones Bluetooth (sans fil)
• Vidiny + frais avion: 3 500 Ar
• Vidiny eto: 20 000 Ar
✅ Tombony: +470%
🔥 Ring Light Selfie + trépied
• Vidiny + frais avion: 8 500 Ar
• Vidiny eto: 45 000 Ar
✅ Tombony: +429%
🔥 Casque Bluetooth
• Vidiny + frais avion: 10 000 Ar
• Vidiny eto: 50 000 Ar
✅ Tombony: +400%
🔥 Montre LED enfants (dessin animé)
• Vidiny + frais avion: 3 000 Ar
• Vidiny eto: 15 000 – 20 000 Ar
✅ Tombony: +400 – 560%
🔥 Lunette de soleil fashion
• Vidiny + frais avion: 2 000 Ar
• Vidiny eto: 10 000 Ar
✅ Tombony: +400%
🔥 Chargeur rapide 3 ports USB
• Vidiny + frais avion: 4 000 Ar
• Vidiny eto: 20 000 Ar
✅ Tombony: +400%
🔥 Powerbank 10 000mAh
• Vidiny + frais avion: 15 000 Ar
• Vidiny eto: 75 000 Ar
✅ Tombony: +400%
📚 Misy formation manokana momba ny fanafarana entana avy any Chine ato amin’ny pejy.
➡️ Tonga dia manao dépôt ka manomboka pratique ao anatin'ny formation.
👉 Raha liana ianao: MIDIRA MP!
11/08/2025
FRAIS NY ENTANA AVY ANY CHINE TONGA ETO MADAGASCAR + DÉDOUANEMENT.
1. Envoi MARITIME (> 0.25 CBM / < 0.25 CBM)
Tarif :
> 0.25 CBM : 345 USD / m³
< 0.25 CBM : 420 USD / m³
MOBILE : +50 RMB
Minimum :5.000 Ar / expédition
Douane : Inclus
Livraison :Tana sy Provinces
Durée :45 – 60 jours
---
2. Envoi MARITIME (GRNL, Lourde, Sensible)
Tarif :
GRNL : 400 USD / m3
Lourde : 465 USD / m³
Sensible : 400 USD / m³
*Minimum :25.000 Ar / expédition
Douane : Inclus
Livraison :Tana sy Provinces
Durée : 40 – 60 jours
---
3. Envoi MARITIME (NRM / Sen-Lourde)
Tarif :
* NRM : 430 USD / m³
* Sen/Lourde : 490 USD / m³
Minimum :25.000 Ar / expédition
Douane : Inclus
Livraison :NON (Azo alaina amin’ny toerana voafaritra)
Durée : 45 – 60 jours
---
4. Envoi AÉRIEN STANDARD
*Tarif :
* Normal : 71.500 Ar / kg
* Batterie : 120.000 Ar / kg
PDR/LIQD : 75.000 Ar / kg
Minimum :200 g
Douane :Inclus
Livraison :Tana sy Provinces
Durée :12 – 15 jours
---
5. Envoi AÉRIEN EXPRESS
Tarif :
Normal : 82.500 Ar / kg
PDR/LIQD : 95.000 Ar / kg
Batterie : 145.000 Ar / kg
Mobile : 100.000 Ar / pièce
Minimum : 200 g
Douane : Inclus
Livraison :Tana sy Provinces
Durée :5 – 7 jours
---
NB: AO ANATY FORMATION IANAO MAHAFANTATRA AN'IREO TRANSITAIRE IREO TOMPOKO .
MP POUR LA FORMATION 🙏🙏🙏
11/08/2025
Fantatrao ve fa manana 10 000 Ar fotsiny ianao dia afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine/Madagascar ianao?
OHATRA VITSIVITSY:
Ny sandan'ny vola Sinoa 1¥ = 700ariary
-Mi-Mi Speaker Bluetooth: 5.20 ¥ = 3 640 Ar any Chine
Eto Madagasikara= 25 000 Ar ny vidiny eny antsena!
Tombony: mihoatra ny 500%
-T-shirt Fashion Unisex: 8.60 ¥ = 6 020 Ar
Eto an-toerana = 35 000 Ar no fivarotana ato amin'ny Facebook.
Azonao avadika ho 6x ny vola nampiasainao!
Smartwatch Fitness Tracker: 15 ¥ = 10 500 Ar
Efa mahatratra 70 000 Ar eny antsena .
Mahazo tombony be ianao no Sady lamody be io montre io amin'zao.
Ohatra tsotra io nazavaiko io, Afaka manampy anao ny tenako amin'ireo projet ireo.
Mampanao formation manafatra entana any chine izahay:
-Ampianarinay ianao ho afaka hiaina amin’ny volanao manokana, tsy mila mitady asa intsony.
1. Fomba firesahana amin’ny mpamatsy
(fournisseur) –
*Na tsy mahay Sinoa aza ianao, tsy maninona!*
2. Fikarohana sy fanavahana entana tsara amin’ny ratsy
3. Fampidirana entana amin’ny transitaire azo antoka
4. Fanaraha-maso ny entanao hatrany Chine hatraty Madagascar.
---
Manana vola 10 000 Ar ve ianao?
Raiso anio io safidy hanovà ny fiainanao .
Aza avela handalo fotsiny ny fahafahana.
Mp raha mila fanazavana fanampiny.
11/08/2025
200% tombony azonao raha manafatra entana
avy any Chine ho amidy eto Madagasikara
Ireto misy ohatra maro
🔥 Speaker Bluetooth (Mi-Mi)
Vidiny any Chine: 5.20 ¥ = 3 640 Ar
Vidiny eto an-toerana: 25 000 Ar
Tombony: +500%
🔥 T-shirt Unisex Fashion
Vidiny any Chine: 8.60 ¥ = 6 020 Ar
Vidiny eto: 35 000 Ar
Tombony: Azonao avadika ho in-5–6 ny vola nampiasaina
🔥 Smartwatch Fitness Tracker
Vidiny any Chine: 15 ¥ = 10 500 Ar
Vidiny eto: 70 000 Ar
Tombony: +500–600%
🔥 Earphones sans fil (Bluetooth)
Vidiny any Chine: 4 ¥ = 2 800 Ar
Vidiny eto: 20 000 Ar
Tombony: +600%
🔥Ring Light Selfie + trépied
Vidiny any Chine: 10 ¥ = 7 000 Ar
Vidiny eto: 45 000 Ar
Tombony: +500%
🔥 Casque Bluetooth
Vidiny any Chine: 12 ¥ = 8 400 Ar
Vidiny eto: 50 000 Ar
Tombony: +500%
🔥Montre LED enfants / dessin animé
Vidiny any Chine: 3.5 ¥ = 2 450 Ar
Vidiny eto: 15 000–20 000 Ar
Tombony: +600%
🔥 Lunette de soleil fashion
Vidiny any Chine: 2 ¥ = 1 400 Ar
Vidiny eto: 10 000 Ar
Tombony: +600%
🔥Chargeur rapide 3 ports USB
Vidiny any Chine: 4.5 ¥ = 3 150 Ar
Vidiny eto: 20 000 Ar
Tombony: +500%
🔥Powerbank 10 000mAh
Vidiny any Chine: 18 ¥ = 12 600 Ar
Vidiny eto: 75 000 Ar Tombony: +500%
Misy formation mombany fanafarana entana ato page
👉tonga Dia manao depot anaovana pratique ao anaty formation
MIDIRA MP raha mahalina anao