21/12/2025
C.F.P.S ( Agree Par l' État
Sortie de promotions 20/12/2025.
🥼🦺Coupe et Haut couture 👗👔🥻, Mécanique Automobile 🚗🚙🏍️🚘
.
🎊🎊❤️Andiany Vonona🥰🎊🙏 ...80 mianadahy 🤜🤛
faly miarahaba ireto mpianatra Nahazo ny " CERTIFICAT FIN de FORMATION" ho lasa lavitra amin'ny ezaka izay efa natomboka ianareo rankizy .Tongava amin' ny ambony Indrindra .
samia ho tratry ny taona vaovao 2026.
12/07/2025
Centre F.P.S ( Formations professionnell Sambatra )... Agree par l' Etat 👌🏻
🫰🏻 RENTRÉE OCTOBRE iray manontolo (Zéro Ariary ny Droit d'inscription ) afaka manao inscriptions en ligne
EFA mampiditra mpinatra VAOVAO Taona 2025, 2026 izahay ato amin'ny Centre F.P.S, Misy ny fanomezana surprise Izay tafiditra mandritra ny volana OCTOBRE, fandraisana mpiantra VAOVAO , fa araraoty ...
Misy ny cours Normal, accélérer, Par module, ary ny spécial Samedi
🛠️⚙️Maintenance automobile
🔧 Mécanique réparateurs
💻⌨️ Base informatique
💻 Électronique
🚗 DIAGNOSTIC
🏍️ Mécanique Moto
👕🧥✂️🩳Coupe et Haute couture
Ara- Panjakana hatrany moa ny CERTIFICAT omena anareo,
Ary ny mampiavaka anay dia: ny mpinatra izay nianatra tao aminay ka misy ireo mila torohevitra raisinay an- tanandroa , Mikasa ny hiasa tena na Hanokatra ateliers, na Izay afaka hifanampina ,na Mbola misy ireo Zavatra adinony aza misalasala 🙏ampitiavana be
Adiresy :
Rond point Anosibe, arrêt bus mpivaro- kena,io ampita io misy trano grenat , miditra vavahady dia gauche foana fa tsy mivily, 1er étage .
Annexe : Itaosy Anosisoa Ampitan'ny Jovenna, miampita misy pavé lalana mandeha Ambaniala
☎️034 93 704 02☎️ 032 28 037 90
05/07/2025
Allo !! C.F.P.S ( centre de formation professionnelle Sambatra ) * Agrée Par l'État*
EFA nivoaka ny Résultats ireo 80 miandahy
🎉🎊💯/💯
- MÉCANIQUE automobile,
- coupe et haute coutures.
🎊🥂🍷🍾🍻🍹🍴🍶🍷🎂 Aza adino fa ny asabotsy 12 Jolay 2025 izao ny fizarana Diploma.
hotronon'ireo olo - manakaja , Ministère , Ary ireo Ray aman- dReny ,sy isika mianakavy .
Araka izany dia Misy ireo mpianantra mivoaka ka EFA mampiditra mpianantra VAOVAO Taona 2025 - 2026 ny Centre F.P.S
Misy fanomezana tsy ampozinao nefa tena tsara ho an'ireo misoratra anarana hianatra ny volana juillet sy Août ka araraoty fa mandalo ny tolotra
_Maintenance Automobile 🛠️⚙️🔧
_ Mécanique réparateurs.⚙️🔧🛠️
- Base Informatique.
. Mécanique Électronique
. DIAGNOSTIC
_ Coupe et haute couture.👔👗🥻🧥🩳
Misy ny cours de vacances amin'ireo filière izay mahaliana anao...
Misy cours accélérer, normal, par module,
Afaka misafidy Andro sy ora hianarana...
Misy ny kilasy mandry ho an'ireo AVY Any amin'ny faritra ( Misy fandriana, wc ary Jiro )
Adiresy: 1/ 👉 👉 Rond point Anosibe, trano grenat ( arrêt bus ampitan'ny mpivaro - kena )
Adiresy: 2/👉👉 Anosisoa ampitan'ny Jovenna ,( Lalana mandeha Ambaniala)
📞☎️034 93 704 02☎️📞
27/01/2025
🎉 Special Samedi 🎉
OO Ariary ny droit d'inscription...Mbola Mahazo fitaovana bonne année...🎉Mandritra ity février ity fa araraoty☝️
Centre de Formation professionnelle en :
COUPE et HAUTE COUTURE
Agrée par l'État
Pratique 💯/💯.hianaranao ny karazana zaitra rehetra ,izay azahoanao ny diplôme ara panjakana
..tsy Mbola nandiso fanantenana anao ny Centre F.P.S satria Dia 💯/💯 hatrany ny résultats avokan' ny ministère ny fampiofanana arak' asa
(Jupe,robe,chemise, veste femme,pantalon, veste tailleur,robe de marié )
Adresse 👉 Rond point Anosibe.
Arrêt bus mpivaro _ Kena misy ( trano grenat io ampita io ) miditra vavahady dia gauche foana , miakatra tohatra 1er étage .
Tel :034 93 704 02
02/01/2025
🎉🌲🎉Joyeux Noël & Bonnes année 🌲🎉
Fizararana diplôme ara- Panjakana 🎉 Ireto andiany " Tolona " tato amin'ny C.F.P.S...
Mihisa 80 mianadahy,
Marihina fa 💯/💯 ny résultats Izay nivoaka Avy any amin'ny Ministère ny fampianarana arak' asa.
FIDIRANA NY MPIANATRA VAOVAO :
Janvier, février 2025
👉👉ZERO ARIARY🤪 ny droit d'inscription mandritra Io janvier , février, Iray manontolo Io fa araraoty.,écolage ihany no aloha .Mbola omena Fitaovana maimaim-poana Ihany koa vao miditra ireo coupe et haute couture
-Mécanique automobile🛠️🔧🪛🚗
-Mécanique moto🔧🏍️🛵
_Coupe et haute couture.🪡🧵👖👗🥻
--formation machine industrielle
Misy ny cours normal, accélérer, par module .
👉👉👉Misy spécial Samedi ihany koa le couture🥻
Na Ireo tsy Mbola nitazona fanjaitra sy machine mihintsy aza Dia tsimaintsy Mahay rehefa mianatra Ato Amin'ny C.F.P.S.
Tsotra sy mora arahina ny méthode , Sady tsy Mila essaie fa Tonga de mitsatoka tsara Azahona Diplôme Ara-Panjakana .
Adiresy: Rond point Anosibe arrêt bus mpivaro kena trano grenat Io ampita Io....
Mandray kilasy mandry ho An' Ireo avy lavitra ,Efa misy ny ( trano,jiro,WC,fandriana ).
Mikarakara fandefasana stage any amin'ny Garage
Tel:0349370402
13/11/2024
Félicitations 🎉🎉 Centre F.P.S...
Formation professionnelle Sambatra ( agrée par l'État)
Efa nivoka ny résultats "💯/💯
__ Mécanique automobile 🚗
___coupe et haute Couture 👗,
___ Mécanique Moto 🏍️
Aza adino fa ny 21 Décembre ny fizarana Diplôme ara panjakana,
Ary ny 05 décembre izao no date farany hisoratan- tsika anarana izay hanotrona ...
FIDIRANA MPIANATRA VAOVAO DIA NY 03 décembre 2024
Ary zéro Ariary ny Droit d'inscription ho an'ireo Tonga alohan'io daty Io,Ary misy ny fanomezana fitaovana maimaim- poana ( coupe et couture tolotra manama- petra )
Afaka misafidy Andro ,Ora ,hianarana .
Cours normal, cours accélérer, par module, spécial samedi.
Afaka mitondra modèle ( catalogue) izay maniry ny hanjaitra ny akanjony Sady mianatra ny fomba fanaovany azy ,( sarany mirary )
Mandefa stage
Adiresy : Rond point Anosibe , ampitan'ny mpiavaro kena ( trano grenat)
Vao miditra dia gauche Ary miakatra ny tohatra ,1er étage
Tel: 0349379402
12/11/2024
Félicitations 🎉🎉🎉🎉 C.F.P.S
Centre de formation professionnelle Sambatra ( Agrée par l'État)
EFA nivoaka ny résultats 💯/💯 avokoa
*** Coupe et Haute couture // Mécanique automobile
Afaka ny tebiteby
, Tongava mijery ny résultats ao ampianarana manamarina ny anarana sao diso ny Diplôme
Aza adino fa ny fizarana Diplôme avy any amin'ny Fanjakana dia ny 21 Décembre ...Ary ny farany fisoratana anarana hoa antsika hanotrona izany fety izany dia ny:
05 Décembre ho avy izao ...
Aoka tsy ho tara satria sarotra ny fanomanana izany fety lehibe izany .
Misy ny fidirana vaovao izay maniry ny hianatra :
_Mécanique moto 🏍️
__MÉCANIQUE automobile 🚗
___coupe et haute coutur
" FIDIRANA MPIANATRA VAOVAO NY 03 Décembre 2024"
Zéro Ariary ny Droit d'inscription atramin'ny 03 décembre ( tolotra misy fetrany )
***misy ny fitaovana omena azy ireo maimaim-poana ( coupe et couture ) entiny mody , Sady ampiasainy satria azy )
*** afaka amboarina ny emploi du temps ho an- tsika miasa na misy fianarana hafa atao .
Cours normal , accélérer, samedi, par module ...
Afaka mitondra modèle izay Tiany ko izy, ho zairiny ao ampianarana ,Sady hianarany ny fanaovana azy ,Na Mbola tsy mahay mihintsy aza ,amin'ny sarany tena mirary dia Mirary
EFA akaiky ny fety ka tandremo Sao tara isika
Adiresy : Rond point Anosibe , ampitan'ny arrêt bus mpiavaro -kena ( trano grenat,miditra vavahady dia gauche foana fa tsy mivily ) miakatra tohatra 1er étage .
Tel: 0349370402
02/09/2024
Zéro Ariary ny droit d'inscription mandritra ny septembre 2024 Zao fa araraoty e!
Olo -mahay raha tsy very mandeha ,
02/08/2024
Zéro Ariary ( 00) ny Droit d'inscription mandritra ity volana Août ity fa araraoty ohhh !!
👉 Mécanique automobile
👉 Mécanique moto
👉 Coupe et haute couture
Tel :☎️ 0349379402
29/07/2024
* Centre F.PS Agrée par l'État*
Félicitations 🎉🎉🍾🍾🤝
Arabaina daholo ianareo rehetra fa nody ho ventiny ny rano natsakaina , Mirary anareo ho tonga @ tanjona hirina 🙏
Efa manomboka ny fisoratana anarana ato amin'ny Centre F.P. S ho an'ireo maniry ho matihanina amin'ireto taranja ireto
Mécanique automobile
Mécanique moto
Coupe et haute couture
Zéro Ariary (00) ny droit d'inscription mandritra ity volana Août ity fa araraoty.
Toerana.: Rond point Anosibe ,ampitan'ny arrêt bus mpiavaro kena ( trano grenat)
Tel : 034 93 704 02
02/07/2024
👉OO ARIARY NY DROIT D'INSCRIPTION👈
💥💥Mandritra ity volana Juillet ity fa araraoty
Centre F.P.S " Agrée par l'État"
Formation professionnelle pratique garantie en :
- coupe et haute couture ( méthode tsotra ) 🪡🧵✂️👗👔👖🩳
- Mécanique automobile🛠️🪛⚙️🔧🚗🚚
-Mecanique Moto 🔩🏍️🛵
Misy : - cours Normal , accélérer , par modules ,cous spécial samedi
Afaka misafidy andro, Ora hianarana izay Tinao .
Efa mandray kilasy mandry ihany koa , trano , jiro, rano , WC, do**he , Fandrina , entoanay avokoa fa n sakafo ihany no tsy ao anatiny .( Voafetra ny toerana )
Mandritra ity volana Juillet ity Dia zéro ariary ny droit d'inscription fa araraoty
Misy ny cadeaux surprises ho an'ireo 50 Tonga voalohany
Adresse : Rond Point Anosibe , ampitan'ny mpiavaro - kena ( trano grenat )
. Mandray mpianatra isan'andro
☎️📞0349370402
24/06/2024
Félicitations 🎉🎉🎉" C.F.P.S " 💯/💯 les résultats Coupe et haute couture 🙏🙏
Mahafa-po 💪,mahavelombolo ny ezaka izay nataonareo ,
Arabaina daholo e!mirary SOA ! Mitomboa fahaizana sy fahalalana hatrany. 🙏.