Mikalo kaly

Mikalo kaly

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mikalo kaly, Cooking school, Antananarivo.

05/08/2023

Mirary torimaso sambatra🥰

Aza adino ny mi-j'aime ny page❤️😘 Merci de zarao mba ho hitan'ny namanao amin'izao Alina izao😊🌺

04/08/2023

Mangatsika ny andro e!! Satry foana hinana sakafo mafana toy ny lasopy😍🍜
Indro ary ny fikarakarana soupe tsotra
Ireto avy ny akora ilaina
🍜paty gasy na spaghetti na nouilles (izay misy ao aminao)
🍜Atody
🍜Nofokena
🍜Tongolo gasy sy sakamalao
🍜Sira,menaka,rano
🍜Tantely( tsy voatery hasiana raha tsisy ao aminao😊)
🍜4 épices
🍜Pak Choi

🔴 Fikarakarana azy:
Andrahoina ny patte de atokana ,Ary endasina ny Atody atao omelette Ary atokana ihany koa rehefa masala. Tetehina lavalava ny nofokena avieo asiana tongolo gasy+ sakamalao+ Sira+ Tantely Ary 4 épices ,atao bebe poivre. Rehefa vita izay Dia endasina.
Rehefa masaka Dia mapangotraka rano dia arotsaka ao ny patte sy ny pak Choi. Saronana 1min Dia arotsaka ao nofokena ary ny omelette Dia aroso😍😋

Aza adino ny mi-j'aime ny pejy fa mbola maro ny recette hifampizarana e!!❤

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo