Mandria am-piadanana Rak Roots😭
Anisan'ny efa nivahiny tato amin'ny fandaharana i Rak Roots.Nahafinaritra ery ny resadresaka niarahana taminy.
Nahafantarana misimisy momba ny mpanakanto. Misaotra azy🙏
Tsy ho adino fa mitoetra ny Kanto nataony!
Copyright©EGM-Conservatoire de Musique®
Emission Sehatra
Emission culturelle dédiée à l' enseignement musical
06/03/2022
05/03/2022
CANAL+202 Ho antsika any amin'ny faritra!
Manasa antsika tia mozika rehetra hijery ny fandaharana!
17/12/2021
AZA ADINO
Ny fandaharantsika "EMISSION SEHATRA", rampitso Sabotsy 18 décembre ao amin Matv hariva 19h eo.
Famerenana Alahady 19h!
Misaotra ny mpanohana Ofisialy ny fandaharana :
Aza adino...
Fandaharantsika rahariva ao amin'ny télé MATV isak Sabotsy sy Alahady amin'ny 18h45
27/11/2021
👉Rica Mandy 😍'Ndray no hiaraka androany sy rahampitso ato anatin'ny Emission Sehatra🥰
Entano ny namana ary fa ahafinaritra be io eeeh! 😉🎼🥰
👀🖥👉18H45 ary fotoana Sabotsy sy Alahady ao amin'ny MaTv na Canal+ 202 🖥👀🎹
Mpanohana:
20/11/2021
Ahafinaritra Be 'ndray ny fiarahatsika androany ato anatin'ny Emission Sehatra 🎬
Hiaraka telo mirahalahy tsik 👉 Tommy Karela Rakotobe, Taratra Fanoitra
Ratsiazo, Tiaray Tiaray Randrianomanananana 👈
Araho finaritra ary 😉🎼🥰
👀🖥👉18H45 ary fotoana Sabotsy sy Alahady ao amin'ny MaTv na Canal+ 202 🖥👀🎹
Mpanohana:
Anisan'ny taranja ampianarina ao ihany koa ny "Chant"🎙😁
👀😋Tafatafa kely tato amin'ny niarahana tamin'i 👉Alicia_Mpianatra_Chant ao amin'ny EGM Madagascar🎹🥰
Manara finaritra d mirary tontolo andro feno fahombiazana hoanao 😍😉😁
13/11/2021
'Ndao 'ndray ary hiaraka Hanitriniala🥰 👀 androany eeh!!, mpianatra Piano🎹 ao Amin EGM Madagascar, anatin ny 😉
Androany no fotoana dia Rahampitso Alahady koa mbol otran'zay ihany aza adino...😁😍👀 _!_Entano ny Namana_!_
👉⏰18h45_ao amin'ny Matv na Canal+_202 👀🖥👀 🎼
Mpanohana:
Humm... 😉Mahafinaritra ny mahay mitendry zava-maneno!🥰🎼👀
Tafatafa niarahana tamin'i 👉Ambinintsoa Mpianatra Taranja PIANO🎹 ao amin'ny EGM Conservatoire de Musique Malagasy ® tato amin'ny 🖥😍😁
05/11/2021
'Ndao 'ndray ary hiaraka Liantsoa🥰 👀 isika, mpianatra second cycle ao Amin EGM Madagascar, anatin ny eeh! 😉
Rahampitso ary ny fotoana!
👉⏰18h45_ao amin'ny Matv na Canal+_202 👀🖥👀 🎼
👉Entano ny namana hijery fa ahafinaritra n'y fotoana 😍🥰
Mpanohana:
29/10/2021
I 🥰Ony sy Vaniala🥰 indray no hanolotra ny fandaharantsika🖥 ny Sabotsy sy Alahady ho avy izao!👀
👉 Sabotsy & Alahady ⏰18h45, Matv, Canal+202 ho antsika any amin'ny faritany!!
Mpanohana:
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
1402bis 67ha NordOuest
Antananarivo
101