Tsiambaratelony fahombiazana

Tsiambaratelony fahombiazana

Share

Change ta vie et le monde changerai à travers toi !!

15/04/2025

"Ny fianarana no lova tsara indrindra"

Mirary fahombiazana sy fiainana Mamy ho antsika rehetra eh.
' Ndao fa lasa ntsika an '

21/02/2025

Bonjour à tous👋
It's the week and day👑

Ity ny fizarana androany
1- olombelona isika noho izany mandinika ary mivoatra lalandava
2-Aza mangataka andro rehefa hanao zavatra fa ny fiainana tsy hiandry mihintsy fa nefa kosa aza adino ny manao zavatra ampisainana hatrany.
3-Rehefa nisaina sy nanomboka dia tohizo ny fivoarana, aza mitompon-teny fantatra fa raha misy azo hianarana na raisina ny avy amin'ny hafa dia raiso.

-tena no fanalahidy voalohany fahombiazana dia misandratra ianao🙌

Mirary faran'ny herinandro finaritra ho antsika rehetra👋👋 Mandroso miaraka isika!

16/02/2025

Manakory iaby antsika ah👋

Voalongany koragna dia miarahaba antsika nahatratra ity 2025 masaka ity.

Ireto ndray ny lakile ho antsika izay vonona hanova ny fiainany.

1-Manaova fandinihana lalina amin'ny tenanao, inona no lesoka ary inona no tsara. Ahitsio ny tsy mety ary tohizo ny efa mety ho tsara kokoa.
2-Jereo ny fiainana dia inona no azo hovana ary hovay izao dieny izao fa aza mifandamina amin'ny tsy mety.
3-Jijao izay nafafinao, miandry anao izahay.
Mirary fahombiazana sy fahasoavana ho antsika rehetra🙌.

Miara-mandroso isika 2025 Zao ✨

14/02/2024

Izaho no ...
Tapany 01

Faly miarahaba antsika rehetra Malagasy manaraka ny pejy.
Tratran'ny taona vaovao 2024 daholy isika rehetra.
Mandeha ny taona eh, lasa ihany ny lasa ary tonga indray ny Tonga !
Ary isika tavela ary mba ho aiza ?
_Izao no atao hoe olombelona amin'ny fahafenoany: fô , vatana sy saina ary fanahy.
Ireto ary ny toro_hevitra telo (03) ho entina hampiarina sy hamakivakiana indray ity taona vaovao ity.

01_Ataovy mafy o***a ny finoanao !

02_Kolokoloy tsara ny saina sy ny vatana ary ny fô.
Izany hoe: ampiasao amin'ny tokony ho izy, manaova fanatanjahantena sy mihinana sakafo tsara ho azy ireo.

03_Manaova izay zavatra hahatsapanao fa tena tianao sady hahaizanao ary hiainanao izany fahasambarana sy fahafenoana izany.

"Fahasambarana ho antsika rehetra eh"
Peace💌 & love 👐.

25/01/2023

Bonjour à tous 👋 !
Bonne Année 2023 jiaby 👋
Vaut mieux t**d que jamais dit le dicton😇
Mamerina ny fiarahabana ho antsika tsirairay izahay.
Hiresaka ny fahombiazana ntsika androany

01

Mandeha ny fotoana mivoatra foana ny fiainana Ka ny vahaolana omeko anareo androany dia ny fahatsiarovan_tena fa mila miova isika.
Ampy zay ny efa vita ny fotoana lany tsy amin'ny antony fa fotoana izao hanombohana fiainana vaovao👐.
Torohevitra 01:
Jereo ny fiainanao dia mety aminao sy ny amin'ny tanjonao ve izany ?
Torohevitra 02:
Rehefa hitanao ny lesoka dia hovaina ary tohizana ny ezaka mba ho amin'ny tsaratsara kokoa isan'andro.
Torohevitra 03:
Mahaiza mifehy tena ary manampy ny hafa fa ny fiainana tsy vitan'ny madeha irery fa Izay mitambatra vato🙌.

Passez une excellente journée à tous et bonne pratique.

Photos from Tsiambaratelony fahombiazana's post 11/07/2022

Bien le bonjour à vous tous 👋nous voici au commencement d'une nouvelle semaine 😇 ce serait le bon moment pour apporter des changements dans votre vie💙 ce que je veux dire c'est que n'attendez pas que le changement arrivé, à vous de le Provoquer🙌 nous rêvons tous d'être meilleurs et de réussir ; Mais qu'est ce qu'on attend?
Notre potentiel est illimité à vous de joué écrivez votre histoire et changer le déstin !!!
Sentez-vous bien, je crois en vous 💞
Je vous souhaite une excellente début de semaine 💚💛💜

29/06/2022

Faly 🙌miarahaba antsika jiaby 👋
Vita igny ny fety dia miverina andavanandro isika izao 😇 kely hanatsara ny fiainanao no zaraiko androany 👼
ary :ny 💞 Mitsiky 😻
Ny hafaliana ny baiboly d milaza fa :'ny fo ravoravo mahasalama tsara 😇'
N'iza n'iza enao n'aiza n'aiza misy anao dia tadidio fa velon'aina sy manana Andriamanitra zay tia anao tsy misy fetra ary tsy mila tambiny Ka dia mitsikia sy mifalia 💙

Mirary tontolon'andro sy fotoana feno tsiky sy hafaliana ho antsika rehetra
ny fiainana dia hitsiky izy 💚💗💜❤💛💖💕

26/06/2022

✨Faly 🎇miarahaba 🎆Tratrin'ny 🎉Asaramanitra🎊 2022🎈 ny 👏Malagasy👐 rehetra 👋

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


L'indépendance
Antananarivo
501