18/11/2025
Ho an'ireo mila cours de renforcement
BEPC
BAC A-C-D-S-OSE
BAC Techniques..
🔸 Efa misokatra ny fandraisana mpianatra ato aminay!
👉Toerana TANJOMBATO Tongarivo
Cours maths-PC
18/11/2025
Ho an'ireo mila cours de renforcement
BEPC
BAC A-C-D-S-OSE
BAC Techniques..
🔸 Efa misokatra ny fandraisana mpianatra ato aminay!
👉Toerana TANJOMBATO Tongarivo
16/11/2025
COURS LES ÉLITES SCIENTIFIQUES
Formation d'Excellence 😱
"TRANSFORMEZ VOS NOTES EN RÉUSSITE!"
👉Maths - Physique - Chimie👈
✓ Cours Personnalisés selon Votre Niveau
✓ Techniques de Déblocage Rapide
✓ Méthodologie Simple et Efficace
✓ Remise à Niveau Accélérée
✨ Progresser Rapidement
✨ Comprendre Enfin les Sciences
✨ Aimer les Matières Scientifiques
Lieu: Tanjombato TONGARIVO
☎️034 16 567 27📞
🎯 "Notre objectif c'est de vous former pour atteindre l'excellence "
06/11/2025
❗❗ Eh tonga indray le bôjo be 😱 tena hoe bôjo oa mantsy anao❗
🎯 Tandremo ary sao tara , ilazao ireo tapaka sy namana dia mifampitaona mahasoa e🥰
🔸 Eo amin'ny EPP Andafiatsimo indray ny fotoana amin'ny 7 ora maraina..
🔸 Séance gratuite masaka be😊 atolotray ato tri-JOKER
Lova Marcel
Olivares Olivarès
HasiniAina Andriamialison
☎️ 0340910541 - 0338032069
27/08/2025
❗❗ Eh ho anareo hanomana BEPC❗❗
✳️Formation des Élites 💪
👉 Tsy vitan’ny hoe mahazo diplaoma ianao fa koa tena mahay tsara 🥰
📌 Ny fampianarana dia voa-aramaso tsara ary ataonay izay hahatonga anao ho TENA MAHAY BE mintsy 😍
⚠️ Tandremo sao tara !
➡️ 20 monja ihany no raisina 🎯
✅ Efa misokatra ny fisoratana anarana ao Tongarivo Tanjombato (Sampanana).
☎️ 034 09 105 41 - 033 80 320 69
16/07/2025
👉Ao ANDRAVOHANGY indray ary ny fotoana amin'ny Sabotsy ho avy izao👈
OCCASION be kosa ity ry TC anh . DONANY SAMY Ngeza roa kosa lou ireto raha any @ Lesona HISTO-GEO e 😀 Aiza ilay TC akama be anao very fanahy mbola velôna iny 😀 Ity ny VAHAOLANA hoee 😍
📢 Tonga dia Special Série C rehetra eto am VILLE , amboary ny programme anao fa Asabotsy alohan'ny Bacc mihitsy ity SOPAPA be faraparany ity 🤫
🤷🏻♂️ Averiko ihany ; Occasion be ity FARADOBOKA ity hoa mantsy anareo 🤷🏻♂️ Taomy ny Akama dia samia mifampilaza fa ao am EPP Andravohangy 1 akaiky ny rotsirotsy no fotoana ny Samedi 19 Juillet 😍
✅ MATHS Avec Mr Serge Ok Ok 🤫 ( 7h 30 à 10h ) PAF : 10.000 Ar
✅ PC Avec Mr Aina Tri Joker 🤫 ( 10h 15 à 12h 30 )
✅ 10.000Ar
👉Manasa anao hiditra hafatra miafina avy hatrany ary mamandrika toerana
☎️ 034 16 567 27
13/05/2025
👉Révision mafy be avec Tri-Joker (Départ zéro)
Séries : C - S
Séries : D - OSE
Séries : A - L
🔸Mahatsiaro mbola faible ve ianao sa te haka mention mihoatran'ny Passable? 💪.
Ndao ary
🔸Matières de bases renforcées
🔹Maths & PC mafy be avec Tri-Joker.✅✅✅
🔹Boost SVT miaraka amin'ny mpampianatra matihanina.✅
Matières littéraires Mafy be daholo .
🔸Izay efa tao mahalala tsara hoe ahoana ny miaraka aminay ; ho an'izay mbola tsy nahita, andramo aloha.
Places très très limitées. Izay zakan'ny salle ihany no raisina
LIEU : ANDOHARANOFOTSY
CONTACT : 033 80 320 69 - 034 09 105 41
11/01/2025
JOKERS : Jumpstart Of Knowledge Excitement and Real STEM.
Aujourd’hui marque le lancement de la Phase 2 de JMQ : JOKERS Maths Questival.
Cet événement est une compétition mathématique organisée sous forme d’éliminatoires inter-établissements dans les ZAP d’Andoharanofotsy et d’Ambohijanaka.
Objectifs :
- Promouvoir les sciences en général et les mathématiques en particulier.
- Rendre les mathématiques attrayantes et accessibles à tous les élèves.
- Encourager le sens de la compétition l’esprit de défi et la persévérance.
- Foster un environnement stimulant où les élèves développent leur esprit critique et collaboratif.
À travers cette initiative, nous souhaitons inspirer les jeunes à s’engager dans les filières scientifiques et à percevoir les mathématiques comme une discipline captivante et essentielle pour l’avenir.
Bonne chance à tous les participants ! Que le meilleur gagne !
03/11/2024
'' Top classe série C'' avec JOKERS
Mpianatra 20 isa tsy mihoatra.. Hofanina haka Baccalauréat série C 2025 ,manao toutes matières..
Mianatra isan'andro.
Mathématiques & PC avec HasiniAina Andriamialison (M. Aina) et M. Olivarès Olivares (Tri-Joker).
Ndao hanomana Elites hoavin'i Madagasikara
01/11/2024
👉 BEPC et BACC 2025 avec JOKERS 👈
Mbola mandray mpianatra vaovao izahay ka fandrio dien'ny zao ary ny toerana.
🔴 Classe de 3ème : mianatra isan'andro maraina sy hariva na Sabotsy (Spécial Maths-PC)
🔴 Terminale A-C-D-L-S : mianatra isan'andro maraina sy hariva na Sabotsy tontolo (Spécial matières de bases na ihany koa toutes matières)
👉 PROFS : ✅tena mahay mampianatra sy mifandray amin'ny mpianatra.. tsapanao izany tsiron'ny atao hoe mianatra izany 🥰
Izahay équipes ato amin'ny JOKERS dia manao fanamby goavana ho anao fa tsy maintsy mahay ianao mianatra ato aminay ary afaka fanadinana avec mention ny tanjona
Toerana : Tongarivo Tanjombato
☎️ 034 09 105 41 - 033 80 320 69📞
02/10/2024
👉Cours particuliers MATHS - PC👈
🔸 Classe de quatrième/troisième : BEPC
🔸Classe de Tle: A-C-D-L-S-OSE
🔸 Technique : TGI - TGC ...
🥰 Andao haka 19/20 any amin'ny examen☑️, homano dien'izao ary ny ho avy..
➡️ Mampianatra anao ny fototra afahana mivoatra sy misokatra koakoa eo amin'ny taranja siantifika, manoro anao ireo paik'ady rehetra ihany koa eny fa na départ 0 aza ianao
🏠 Toerana hianarana : Andoharanofotsy
☎️ 033 80 320 69 - 034 16 567 27 📞