Mi-boss Ambohipo anao

Mi-boss Ambohipo anao

Share

Apprentissage

11/04/2024

🇩🇪✍️ NDAO HIANATRA TENY VAHINY ✍️🇩🇪

🌟🌟 Fidirana vaovao: 17 Avril 2024 🌟🌟

☄️ Maniry ny handeha any ivelany ve ianao?

☄️ Maniry ny hianatra, hiasa sa hipetraka any Allemagne ?

📌 Ny nofy anie ka mijanona ho nofy ihany rehefa tsy atombokao azonao atao dieny izao ny fanatanterahana azy e 😴🥱

📌 Cours Allemand (parlé, écrit, écoute) ho anao na mbola tsy mahay mihitsy na ho anao hanohy ny efa hainao (niveau A1, A2, B1, B2)

👉 Ahafahanao maka sy manana "diplôme international"

👉 Misy agence ato afaka mandefa ny mpianatray rehefa vita ny fianarana

Koa inona intsony no mbola isalasalanao fa ndao e 😉🤩

"Andrianiko ny teniko ny an'ny hafa koa feheziko"

Photos from Mi-boss Ambohipo anao's post 30/03/2023

Mitohy hatrany fandraisana mpianatra eto aminay, manomboka amin'ny 06 taona no miakatra.

√ Afaka mandray izahay na mbola ts mahay mihitsy aza

√ Afaka misafidy andro sy ora ianarana: Alatsinainy hatr@ Lahady; manomboka @ 6 ora maraina hatr@ 7 ora hariva

√ Toerana ianarana centre ville: Analakely ambadikan'ny pavillon, eo amin'ny arret bus mpivarotra tavoahangy batiment Ex Uprim
Na Ambohipo trois chemins ambadikan'ny banque Bni.

√ Mandray mpinatra isanadro
📞 034 81 241 69/ 032 14 810 75

Photos from Mi-boss Ambohipo anao's post 08/09/2022

Mitohy hatrany ny fandraisana ho anareo manana ny diplôme bac ka maniry ny hianatra eny amin'ny universités ,mbola mandray mpianatra hatrany izahay.
Analakely/Ankatso

23/08/2022

Félicitations aux nouveaux bacheliers,
Cours de preparation aux tests et concours d'entrée à l'université
Lieu du cours au choix: Analakely / Ambohipo
Prise de contact : 25 août 2022 et 01 septembre 2022
Inscription en ligne: Message privé

Photos from Mi-boss Ambohipo anao's post 17/08/2022

Nouvelle rentrée indray hoanareo izay afaka bac cours de langue : Français/Anglais/ Allemand
Lieu du cours: Analakely / Ambohipo

Photos from Mi-boss Ambohipo anao's post 03/08/2022

Cours de langue et informatique bureautique pour : enfant, jeune ,adulte
Mandray niveau debutant
Nouvelle rentree: 10 aout 2022 et 16 aout 2022
Lieu du cours Ambohipo / Analakely
Avec des profs experimentes et methodique
Contact : 034 28 918 41

Photos from Mi-boss Ambohipo anao's post 16/07/2022

COURS DE VACANCES 2022
Enfant de 05 à16ans
Début du cours : 25 juillet 2022
01 août 2022
Inscription déjà ouverte

25/04/2022

Nouvelle rentrée: 05 mai 2022
Inscription déjà ouverte
Anakakely/Ambohipo

05/04/2022

rentrée : 06 avril 2022

10/02/2022

Inscription toujours ouverte

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address


Antananarivo
101