My pro formation MPF

My pro formation MPF

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from My pro formation MPF, School, Antananarivo.

Plateforme E-learning Professionnelle

On vous accompagne vers une réussite professionnelle et personnelle à travers nos divers programmes de formation de qualité

Photos from My pro formation MPF's post 15/03/2026

Ilainao foana io fahaizana langue io ☺️

Photos from My pro formation MPF's post 15/03/2026

Efa azo jerena ao amin'ny plateforme anay ny Conditions Générales de Vente (CGV) anay

Natao tamin'ny teny Malagasy izy ireo mba hahazoan'ny rehetra azy

🔗 Jereo ao amin'ny commentaire ny lien

15/03/2026

🔥AVERINA NY VOLA raha tsy mahita FIVOARANA 🔥
Sahy manome garantie izahay satria :

✅ Plateforme e-learning professionnelle novolavolain’ny ingénieur informatique no ampiasaina
✅ Pratique sy fifampiresahana mivantana amin’ny mpampianatra amin’ny WhatsApp
✅ Méthodes efficaces voaporofo - "prouvé par la neurosciences"
✅ Attestation rehefa vita ny formation
✅ Suivi personnalisé, strict, traçable vérifiable
Izany hoe: hita no sady afaka hamarinana tsara hoe tena nianatra sy nanaraka ianao

Ity formation ity dia natao ho an’ireo izay :
👉 Mahatsapa fa tsy ampy vocabulaire
👉 Matahotra hiteny na mahazo nefa sahirana rehefa hamaly
👉 Vao manomboka mianatra mihitsy
👉 Mora Leo rehefa mianatra Na efa nianatra taloha fa tsy nety nahay

💻 Plateforme e-learning officielle manana NIF & STAT
📚 Disponible 24h/24 sy 7j/7 – ianao no misafidy ny fotoana ianaranao.

💥 Efa mihoatra ny 500 ny mpianatra no efa mianatra ato aminay.
Afaka mitsidika ny pejy na mandefa message privé raha mila fanazavana, porofo na retour avy amin’ny mpianatra

✔️Alefaso ny hoe " Français active+" Na "Anglais active + " raha Liana ianao

09/03/2026

Mazoto be amin’ny voalohany…
Afaka herinandro dia leo, dia mijanona.
Lasa kamo, tsy misy fotoana, tsy misy motivation intsony.
Izay vao mahavoa rehefa mianatra langue 🤦

Satria ny fianarana langue dia fianarana maharitra, mitaky fotoana sy faharetana

👉 Ireto no zavatra ilainy indrindra :

✔️ Zavatra mora, tsy mitaky ezaka be
Afaka atao na reraka na kamo ianao.
Ohatra : mihaino hira amin’ny teny Français, mamaky publication amin’ny teny Français rehefa mivoaka ao amin’ny Facebook

✔️ Ampifandraisina amin’ny fiainana andavan’andro
Ampiharina avy hatrany izay efa hainao.
Ohatra : rehefa eny andalana, manao conversation amin’ny teny Français na Anglais ao an-tsainao.

Raha atao tsy tapaka ireo, dia tsy ho mora hi-abandonne intsony ianao rehefa mianatra langue 😉

06/03/2026

🔥 ZÉRO RISQUE – TRIPLE GARANTIE
Tsy misy very vola - Anay ny risque fa tsy anao

1️⃣ Garantie Résultat
👉 Raha tsy mahita fivoarana ianao nefa nanaraka tsara = Averina ny vola
2️⃣ Garantie Méthode
👉 Raha tsy mandaitra ny méthode omenay na mahita centre de formation en ligne manome ny méthode omenay = Averina ny vola
3️⃣ Garantie Valeur
👉 Raha mahita hafa tsara kokoa nefa mora kokoa noho ny anay = Averina ny vola

🔸 Vao hanomboka hianatra français na anglais ?
🔸 Mahazo rehefa mamaky na maheno, fa sahirana rehefa miteny ?
🔸 Tsy ampy vocabulaire ? Sa liana amin'ny méthode ?
🔸 Efa nianatra taloha fa tsy nety nahay ?

📘 Programme Complet 100 % en Ligne

✔ Plateforme e-learning professionnelle (novolavolain’ny ingénieur informatique)
Manao retour complet ny fianarana amin'ny mpampianatra
✔ Vidéo fanazavana amin’ny teny malagasy
✔ Supports PDF ( + 6 pdf ny français / 4 pdf ny Anglais )
✔ Audio (Écoute – Listening)
✔ Suivi Stricte & Pratique miaraka amin’ny mpampianatra via WhatsApp
✔ Attestation rehefa vita
✔ Ianao no misafidy ny ora sy ny rythme hianarana

📩 Liana? Te hahay aingana?
Alefaso message privé misy ny teny :
👉 “Français Active” na “Anglais Active”

⚠️ Efa mihoatra ny 500 no nisoratra anarana
Afaka atao capture ity publication ho preuve
⬇️ Extrait fampianarana & témoignages ao amin’ny commentaires (afaka Mbola mangataka ihany koa any amin'ny Mp)

Photos from My pro formation MPF's post 03/03/2026

Mankasitraka anareo nisafidy hianatra miaraka aminay. 🙏

👉 Eto aminay dia misy hatrany ny “amélioration continue”.
✔️ Hatsaraina tsy tapaka ny méthode
✔️ Havaozina araka izay ilaina
✔️ Ampiana fitaovana sy contenu vaovao

👉 Ankoatra izany, manao "suivi personnalisé" ihany koa izahay
✔️ Arakaraka ny blocage sy ny olanan'ny mpianatra ny pratique sy exercices omena azy

24/02/2026

📢 Efa ho 500 izao ireo mpianatra nisoratra anarana sy mianatra amin’ny plateforme e-learning-nay! 🎉

Ho an’izay rehetra liana hahafantatra ny antsipirian’ny programme de formation rehetra atolotray, afaka mijery sy miditra amin’ny plateforme anay 😊

✅ Mandeha sy afaka jerena 24h/24 sy 7j/7 an’ny rehetra
✅ Pack feno: vidéo + audio + PDF + pratique
✅ Fanaraha- maso : manome anay ny retour ny fianarana ataon'ny mpianatra tsirairay ao

Misaotra foana an'izay efa nahatoky sy nisafidy anay 🙏🙏

17/02/2026

✔️Mety hoe elaela kokoa noho ny hafa vao mahay, fa izany akory tsy midika hoe vendrana.
✔️Mety mbola mandiso matetika, fa izany akory tsy midika hoe tsy hahay mihitsy.
✔️Mety mbola menatra sy tsy sahy miteny, fa izany koa tsy midika hoe latsan-danja noho ny hafa ianao.

💡Aza mampitaha ny tenanao amin'ny hafa.
Samy mahay fa ny fotoana sy ny zavatra hafa fotsiny no tsy mitovy.
Mandrosoa amin’ny rythme anao

Photos from My pro formation MPF's post 12/02/2026

Ny "blocage" nao no hitadiavana vahaolana

👉 Ny mpianatra ato aminay dia ampirisihanay foana hiteny ny blocage-ny sy hanao "retour"

Satria ireny no hahitana ny zavatra tokony hanampiana azy hazaoany résultat

💡Nandoha vola izy mba hahaizany dia anjaranay no manampy azy anatratra an'izay tanjona izay

10/02/2026

Averinay eto indray ity 👇👇

👉Raha ianao Ilay mpianatra
Miandry savaina, miandry bakoina sy arahana maso dia aza mianatra langue fa very vola sy fotoana any fotsiny

👉Raha ianao ilay mpianatra miandry tolarana sy tsy tia karokaroka aza mianatra langue fa tsy hahita vokatra akory

👉Raha ianao ilay mpianatra miandry miracle sy tsy maharitra dia aza mianatra langue fa ho diso fanantenana eo foana

💡 Zavatra 3 no fototrin'ny fianarana langue
Dia ny "engagement", "curiosité", "régularité"
Fa tsy vitan'ny hoe te hahay fotsiny io dia mahay ho azy

✅Ary ny fahavonoannao no la clé voalohany amin'ny fahombiazana sy fahaizanao

10/02/2026

📢 Sahy manome garantie izahay satria :

✅ Ny Plateforme e-learning anay dia manome anay ny "retour" ny zavatra nataonao tao amin'ny alalan'ny tableau de bord :
👉 Hitanao ianao rehefa connecté ka mianatra ao
👉Hitanay hoe aiza ho aiza ianao ianao amin'ny fianarana
👉 Hitanay hoe tamin'ny ovianao ianao no nianatra
👉Hitanay ny valin'ny exercices nalefanao

✅ Mifandray amin'ny mpampianatra sur WhatsApp ianao
👉 Voatahiry avokoa ny resakanao Sy ny mpampianatra na hitanay ianao raha namaly, nanao exercices tsara, nanao remonté na nanao retour raha nisy olana

💡Arahanay maso ireo, Ary ireo no savainay voalohany rehefa mitady remboursement ianao

Ka raha hita fa nianatra tokoa ianao nefa tsy mbola nahay na tsy nahita vokatra dia averinay ny volanao

07/02/2026

✅ Manao "erreur" : tsy maninona izany
Mbola mianatra ianao. Tsy izay mandiso no vendrana, fa izay tsy manaiky hahitsy . Raha tsy mandiso, tsy mahay

✅ Tsy olana ny accent
Tsy tenintsika io. Tsy voatery hitovy amin’ny tompon-teny ny fiteninao azy. Raha takatry ny olona ny tianao lazaina dia izay no zava-dehibe

✅ Ny tahotra rehefa miteny dia tsy fahazarana fotsiny
Zavatra tsy mbola tsy mahazatra dia mampatahotra sy mampikorontana amin’ny voalohany. Tsy midika izany hoe tsy mahay mihitsy ianao, na hoe misy tsy “normal” aminao

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101