12/11/2023
Already 1 year ago… 😎
S'instruire pour mieux construire
12/11/2023
Already 1 year ago… 😎
09/12/2022
SORTIE DE PROMOTION "TAFARAY" amin'ny asabotsy 17 desambra ho avy izao.
Indro ny fandaharam-potoana.
Aza adino ihany koa fa ao aorian'io fotoana io no anatanterahantsika ilay " VARY BE MENAKA" izay hanasana antsika rehetra. 🤝❣
12/11/2022
Lamesa fanokafana ny taom-pianarana 2022-2023 sy fanokafana ny fankalazana ny faha 10 taonan'ny ESBTP
Arabaina ny ESBTP nahatratra ny andro anio ❤️
12 Novembre 2012- 12 Novembre 2022
Ho arahina eto ihany ny fandaharam-potoana manaraka mikasika ny fankalazana!
Mirary soa ho antsika rehetra hatrany e!
Salama e!
Mandeha ny fandraisana commande polo 10e anniversaire an'ny ESBTP ka sao misy liana na anciens na mpampianatra... Alefaso mp ny taille ho an'izay haka fa efa ho avy ny fety ☺️!
Mazotoa daholo o
03/10/2022
RESULTAT DU CONCOURS D'ENTREE à L'ESBTP - SEPTEMBRE 2022 (1e Vague)
- Présence obligatoire pour la venue du Père Général pour le 9 Octobre (à Amparibe) et 14 Octobre 2022 (à Bevalala)
- CONCOURS 2e Vague : 11-12-13-14 Octobre 2022
27/09/2022
Salanitra iaby e 😊
Manasa antsika hanotrona sy hanohana ny antsika e ! 😉
"Tahio gnatena fa gnanolo tsa omeny"
24/08/2022
Efa manakaiky dia manakaiky tokoa ny fotoana.
Ho antsika mpianatra rehetra ao amin'ny E.S.B.T.P na efa "anciens" na mbola ao dia manasa antsika handray anjara amin'ny famenoana ity "formulaire " kely ity.
Miankina amin'ny fahavitrihintsika mamaly ihany no ahafahana manatanteraka na tsia ny FIHAONAMBE koa aza misalasala mizara sy mampita amin'ireo namantsika 👍🏽😁😁
https://forms.gle/Y25VSvv4AgohBM9Y8
RÉUNION DES ANCIENS DE L'ESBTP Questionnaire pour les anciens de l'ESBTP afin de faire un sondage pour voir les interéssés
07/07/2022
Ho an'ireo izay manana tapaka na namana na zandry maniry ny hiditra ao amin'ny Esbtp Bevalala dia indro ny daty tsara ho fantarina sy ireo atontan-taratasy ilaina amin'izany 😁😁.
Zarazarao e 😁😁😁
05/07/2022
Salama e 😁😁
Somary hanao "sondage" kely isika amin'ity hariva ity. Mahakasika ny fihaonan'ny "anciens de l'ESBTP".Mety hahaliana antsika ve sa tsia ?
Samia maneho ny heviny ao amin'ny commentaires indray ary e 😁😁🥰🥰
04/07/2022
"Un jour, une promotion"-Andro 8.
Salanitra harivariva e😌
Ireto ny "ingénieurs" voalohany nivoaka avy ato amin'ny EEsbtp BevalalaBEsbtp Bevalala 😊😁
Kopa-tanana ho azy ireo. Ity sary ity koa izao nalaina nandritran'ny fihaonana fanao isan-taona sy fandraisana ny L1.
Ahoana kosa ny hevitrareo raha toa asiana fihaonana ho an'ny "anciens" ihany koa? 😁😁😁😋
Mba lazalazao aminay ny hevitrareo ao amin'ny commentaires e! 🤩🤩
Izay aloha ho an'iny hetsika "un jour, une promotion" iny 😋 misaotra antsika rehetra dia aza misaraka aminay fa mbola hisy hetsika maro ho avy anh 😁😁.
Aza adino ny maneho ny hevitrareo ao amin'ny commentaires 😉.
03/07/2022
"Un jour,une promotion"-Andro 7.
Ry zareo ireto indray no promotion "ANDRAINA", promotion licence nivoaka farany avy eto Bevalala. 😅
Kopa-tanana ho an'ireto zandry izay vao nivoaka teknisianina, mirary azy ireo hahaleo hahalasana .
Etoana dia mankasitraka ny rehetra manaraka hatrany ny pejy, mirary soa ho antsika rehetra fa indrindra indrindra ireo promotion "MAMIRATRA" sy ireo promotion faharoa ao amin'ny Master izay ao anatin'ny fanaovana boky amin'izao fotoana izao. 🥰🥰🥰🥰🥰
Mirary soa ihany koa ho an'ireo izay mbola mandrato fianarana, mirary ho azy ireo hahavita izany hatramin'ny farany. ❤😁
Aza manahy ianareo, vita izay ny andiany nivoaka tamin'ny Licence , fa mbola misy ny avy ao amin'ny Master, koa mbola tsy tapitra izany ny hetsika fa aza mbola misaraka aminay 😀😀😀🥰