15/03/2026
π day.
Journée mondiale des mathématiques.
Noentin'ny JOKERS nanamarihana izany andro maneran-tany hoan'ny mathématiques izany ity loha hevitra ity:
" Les mathématiques sont le langage de l'univers" Galilée.
Noentina indrindra hamaliana tsotsotra tamin'ny ampahany ilay fanotaniana manitikitika ny rehetra hoe:" Inona no hilàna ny mathématiques eo amin'ny fiainana ?" .
Notontosaina ny 14 Mars 2026 moa ity hetsika ity,tao amin'ny EPP Andafiatsimo Tanjombato , naterehin'ireo tanora maro namaly ny antso izay hisaorana manokana eto.
14/12/2025
🎓 COURS BEPC & BAC miaraka -JOKER🥰
🚀 Rentrée : Janvier
✨ Cours demi-journée
✨ Cours spécial Samedi
✨ Toutes matières
✨ Matières de base renforcées
👨🏫 Fampianarana mazava sy voarindra miaraka amin'ireo mpampianatra tena mahay mampianatra 🥰
📈 Manampy ny mpianatra hahazo vokatra tsara
📍 Lieu : Tanjombato – TONGARIVO
📝 Inscriptions ouvertes
☎️ 0340910541 - 0338032069
09/11/2025
🌟 TRI-JOKER 🌟
🎯 Mbola mandray mpianatra izahay ho an’ny :
✨ BAC A – C – D – S
✨ BEPC
🔸 Cours demi-journée (matin ou après-midi)
🔸 Cours Spécial Samedi
🔸 Toutes matières na matières de base
📍 Toerana : Tongarivo – Tanjombato
📞 Contacts : 034 09 105 41 / 033 80 320 69
🎓 Encadrement sérieux – Résultats garantis – Ambiance motivante
06/11/2025
❗❗ Eh tonga indray le bôjo be 😱 tena hoe bôjo oa mantsy anao❗
🎯 Tandremo ary sao tara , ilazao ireo tapaka sy namana dia mifampitaona mahasoa e🥰
🔸 Eo amin'ny EPP Andafiatsimo indray ny fotoana amin'ny 7 ora maraina..
🔸 Séance gratuite masaka be😊 atolotray ato tri-JOKER
Lova Marcel
Olivares Olivarès
HasiniAina Andriamialison
☎️ 0340910541 - 0338032069
17/10/2025
Cours SPÉCIAL BEPC avec tri-JOKER
🔸Ho anareo tsy tafiditra tamin'ny vague 1 dia tandremo indray ary sao tara fa tsy hisy intsony ny 3è vague ; 20 ihany no raisinay.
👉👉Manomana olona ho scientifique izahay fa raisinay hatrany na manana tanjona littéraires aza ny zanakao.. Tsy mila cours particuliers izany intsony ny zanakao satria efa izahay ihany no mampanao an'zany ety😱.
👉 Inona ilay hoe Spécial BEPC ?
Tianay raha dien'izao dia efa manana sahady ny qualité hoentina any amin'ny Lycée sy Université.
👉 Candidat d'école avokoa,ary folahana hiteny français sy anglais ny akizy.
Droit d'inscription : 20 000Ar
Écolage : 30 000Ar
➡️Lieu : Tanjombato Tongarivo
☎️ 0340910541-0338032069
03/10/2025
" L'échec est le fondement de la réussite "Lao Tseu
📢Natokana ho an'ireo redoublants scientifiques ity .
🔸 Série : C; D ; S
⚡Cours demi-journée miaraka amin'ny Tri-Joker
🎯 Matières de bases BOOSTEES miaraka -JOKER🔥
👉Toutes matières no atao fa ny matières de bases no atao mafy be miaraka amin'ny ry zalahy Tri-Joker🥰,toko telo mahamasa mahandro e💪
Asa raha mbola misy sahy hisalasala ihany.?
✳️Ny cours samedi fotsiny teo aloha no 85% ✳️ maika moa fa ity?
👉👉Tsy ny ho afaka fotsiny intsony no tanjona fa Assez bien fara fahakeliny👈👈
Tongava ary misoratra anarana
➡️Toerana : TANJOMBATO Tongarivo
☎️ 034 09 105 41 - 033 80 320 69📞
31/08/2025
Eh❗Tandremo sao tara
🔹Cours prépa concours avec Tri-Joker :
🔸Polytechnique,
Agronomie, ENI ; ENS ; IST ; Gestion, économie, sociologie, .....
➡️Efa manomboka ny cours ato ka sao varimbariana.
Toerana: EPP Andafiatsimo Tanjombato
☎️ 0340910541 - 0338032069
27/08/2025
❗❗ Eh ho anareo hanomana BEPC❗❗
✳️Formation des Élites 💪
👉 Tsy vitan’ny hoe mahazo diplaoma ianao fa koa tena mahay tsara 🥰
📌 Ny fampianarana dia voa-aramaso tsara ary ataonay izay hahatonga anao ho TENA MAHAY BE mintsy 😍
⚠️ Tandremo sao tara !
➡️ 20 monja ihany no raisina 🎯
✅ Efa misokatra ny fisoratana anarana ao Tongarivo Tanjombato (Sampanana).
☎️ 034 09 105 41 - 033 80 320 69
26/08/2025
🎯CONCOURS UNIVERSITAIRE 🎯
👉 Cours préparatoires :
🔹Polytechnique • Agro • ENI
🔹IST
🔹 EGS (Économie & Gestion...)
🚀 Tsy mila miakatra ville intsony e😱!
Taloha isika no mandeha mitady cours…
Amin’izao kosa, ry zareo avy any ville no tonga manatona antsika!😊
📚 Hiarahana amin'ny Tri-JOKER
✅ Fampianarana feno
✅ Fomba mazava, haingana
✅ Ambiance mahafinaritra be nefa ahitana vokatra🥰
💬 Ireo efa nanao révision mafy be niaraka taminay mahafantatra tsara hoe ahoana ny manao aminay😁
👉Raha te ho mafy be💪 amin’ny concours ianao… aza tara!
🎁 Séance gratuite — 30 Août izao!
➡️ Tongava amin'ilay "Séance gratuite" ahitanao ny donany alohan’ny hidirana amin’ny programme feno.
🔸 Toerana : EPP Andafiatsimo (Tanjombato)
☎️ 034 09 105 41 - 033 80 320 69📞
16/08/2025
🎓 Cours Tri-Joker
🎯BEPC et BAC A-C-D-L-S 🎯
📍 Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo manomana Baccalauréat 2026!
🔹 Cours demi-journée✔️ (MATIN ou APRÈS MIDI au choix)
🔹 Cours Spécial Samedi ✔️
🔹 Izahay ihany no mikarakara tanteraka ny “dossier”–nao!
📍 Toerana: Tanjombato Tongarivo (sampanana)
📞 034 091 0541 / 033 803 2969
💡 Aza miandry ela! Safidio ny làlana mankany amin’ny fahombiazana miaraka amin’ny Tri-Joker!