01/08/2024
Salama daholo namana 👋Hizara vaovao momba COACH Odar (Radoniaina Henintsoa)
EF NIADY ,MBOLA MIADY ARY MBOLA HIADY ISIKA 🥊🥋💪🙏
Taorina traitement 1 toana mahery nataoko Dia efa niatsara fa tsy mbola sitrana afaka daholo symptômes sy Vatan nijaly ireny nozaraiko teto amin'nareo teto Facebook ireny
Hatairaina nefa fa niverina daholo signe sy jaly2 ka tao amin'ny hita f lasa métastases ary niamafy haretina ka nanapak-hevitra hiditra traitement vaovao sy mafy2 (3 izay nampiny 1mois indray dokotera)
Amin'izao anatiny dingana faha 4 ny io fitsaboana 💉💊isika Zao taorina valiny control mois d'avril😭🤢 vokatr'ireo sy effet fanafody Dia ankehitriny:
Anémique bé aho zao
Sepotra
Mafy2 ihany 45kg ndray😥
Tsy afaka mitsagan sy mandeha
Voly bé tongotr sy tanana
Ary fanina bé fon
No izany rehetr zany niditra hôpital ndray anao transfusion sanguine aloa,Dia hita eo sy miankina Zay any Dray Scanner, analyse, échographie,ECG, radiographie 😱🤕
Mafy Dia mafy eo amin'ny lafiny ara-bola ary efa tena very hevitra sy lany bé tamin'ilay 1/2ans(namidy daholo izay azo namidy😭).
Ka mangataka ankehitriny 🤲hamoram-po narao indray Zay votsirambiny tananareo fa herika2 matondra-drano(isaorana bé Dia bé ireo efa nanampy ary Mbola ankasitraha hoan'izay vao anome)Ny vavaka sy firarintsoa moa Dia raisiko an-tanandroa ary Ilay Andriamanitra bé Fitiavana ,bé Indra fo♥️,bé Fahasoavana ary bé Voninahitra amaly fitia nareo.
Mbola Tia ho velona miaraka zanako,olo'tiako, famille sy ianareo namako aho 🙏🤲😭
Ireto laharako azohana ahy:
034 82 132 25
032 81 240 98
033 25 953 96
amin'anaran'i Henintsoa Radoniaina
🕊️Afaka copiena ary ré-Publiena🙏
🙏 AO FA KELY SISA 🙏
06/04/2024
17/03/2024
17/03/2024