06/11/2022
❤Mety ho anao mpianatra sy mpiasa izay liana 'ny Informatique, raha mila fanazavana fanampiny na hetaheta manokana ianao dia antsoy ny laharana eo ambany na miditra mp. Efa misokatra ny fisoratana anarana ka ianao sisa no andrasana, voafetra ny toerana.