13/05/2026
TOPFLIGHT LANGUES ÉTRANGÈRES 🇬🇧🇺🇸🇫🇷🇩🇪🇪🇸🇮🇹🇨🇳🖥️.
✓ARARAOTY NY TOLOTRA 1er Mai , HO FITSINJOVANA NY MPIASA DIA MISOKATRA NY COURS D'ANGLAIS ( 6h30_7h30 ) NY COURS SPÉCIAL SAMEDI (14h_17h) ,NY COURS DE DIMANCHE (7h30 _10h).
✓IREO MANAM.POTOANA KOSA DIA AFAKA MIANATRA ANELANELAM.POTOANA.
✓ TSY ADINO NY COURS MERC/ SAM HO AN'IREO ANKIZY KELY.
✓ TADIDIO FA 120,000 AR MONJA NY DROIT ARY 40,000 AR/ MOIS NY ÉCOLAGE. ISAM.BOLANA NEFA AFAKA MIANATRA 2 NA 3 LANGUES + INFORMATIQUE IANAO.
FIDIRANA MANARAKA :18/05/26.
FISORATANA ANARANA : 13,15,16/05/26
✓ AZA MIALA AMIN'NY EFA ZATRA ADY ATOKISO NY TSY METY LEFY LAZA.
∆ TOPFLIGHT PRÈS DE ANKANY FIVAVAHANA FJKM ANDRAVOAHANGY FIVAVAHANA ANTANINANDRO TANA3.
ANGLAIS 🇬🇧🇺🇸 FRANÇAIS 🇫🇷 ESPAGNOL 🇪🇸 ITALIEN 🇮🇹 ALLEMAND 🇩🇪 MANDARIN🇨🇳 INFORMATIQUE 🖥️.
28/04/2026