Naderer BetProfit

Naderer BetProfit

Share

Accompagner les entrepreneurs avec une méthode efficace pour multiplier leurs revenus

07/06/2026

🔥 Roland Garros 2026 🔥

Déjà 15 jours de pronostics partagés.

✅ 13 pronostics gagnants
❌ 2 pronostics perdants

📈 Taux de réussite : 86,7 %

Tsy milaza aho hoe tsy misy diso mihintsy, fa ny tanjona dia ny mitady bénéfice sy opportunités isan'andro.

Androany, JOUR 16.

Ho tohizana ve ny série sa hisy surprise sanatria ? 🎾

Araho hatrany ny analyse sy ny pronostic alohan'ny lalao.

07/06/2026

🎾 Jour J, C'EST LA GRANDE FINALE !

Maro no mahita an'i Alexander Zverev androany ho isan'ny mpilalao matanjaka indrindra eran-tany. Fa vitsy no mahafantatra fa nandalo fotoana sarotra izy.

Tamin'ny 2022, naratra mafy tao Roland Garros izy. Niala ny kianja tamin'ny seza misy kodiarana, ary maro no nieritreritra fa ho sarotra ny hiverenany amin'ny sehatra ambony.

Fa tsy nijanona izy.

Niverina niady, niasa mangina isan'andro, nandresy ratra, nandresy fisalasalana, ary nanohy nanenjika ilay nofinofiny lehibe indrindra : ny hahazo titre Grand Chelem.

Anio, manana opportunité lehibe izy.

🔥 Flavio Cobolli vs Alexander Zverev
🏆 Finale Roland Garros 2026

Ho tanteraka ve ny nofin'i Zverev sa hisy kintana vaovao hipoitra amin'ny anaran'i Cobolli ? Mba hahazo titre amin'izay ve ilay lazain'ny olona fa tsy ambinina mihitsy ?

Aleo ary samy manao ny pronostic-ny 👇

Photos from Naderer BetProfit's post 06/06/2026

🔥 J-1 avant la grande finale de Roland-Garros ! 🎾

11 tickets validés sur 13 jours. ✅
11/13 sur l'exercice. Les résultats parlent d'eux-mêmes.

Tsy mila promesse be, ny chiffres no miteny. 💰

Raha mbola te ho boom tennis ianao, dia izao no fotoana hidirana ao amin'ny groupe privé mba tsy hanenenana rehefa tapitra ny finale.

⚽ Ary aza adino fa efa mandeha ihany koa ny machine de gain PARI FOOT !
Les opportunités s'enchaînent, et ceux qui sont déjà dans le groupe en profitent chaque jour.

🚀 Profitez de cette dynamique et rejoignez-nous avant la finale.

Le prochain ticket gagnant pourrait être le vôtre. 🔥🎾⚽

03/06/2026

🔥 Après des dizaines de tickets validés, voici enfin le premier gros monstre de ce Roland-Garros. 🎾💰

Depuis le début du tournoi, 1 journée perdante ihany no hitanay.

Tsy hoe satria be sanjila be akory.
Tsy hoe manao paris au hasard koa.

Fa satria miezaka mijanona discipliné, manao analyse, ary misafidy ireo opportunités izay tena misy valeur.

Omaly, booom tsara ny côte 5 ✅

Ny tena objectif anefa tsy ny mitady gros coup isan'andro fa ny mijanona rentable sur le long terme.

Un ticket ne change pas une saison.
Fa ny régularité, oui. 📈

Félicitations à tous ceux qui ont suivi ce ticket. 👏🔥

Photos from Naderer BetProfit's post 02/06/2026

Fomba tsotra nahazoko 8 tapitr'isa omaly 🤑

Betsaka ny olona no milaza fa izay azo dia lany foana amin'ny pari sportif ❌

Faly anefa aho anio milaza aminao fa tsy marina izany. Miankina amitsika ihany ny fampitombona an'io sy ny fahaiza mitana azy.

Ohatra Kely, nahazo bénéfice 5 tapitr'isa ao tamin'ny asabotsy teo, fa tsy ataoko mampiova ny mise napetrako alahady izany. Ary ny mise mijanona constante foana na miakatra 5% fotsiny, fa ny gain no variable. Midika izany fa ts tokony ho vokitika iny bénéfice iny rah Mbola 2 jours surtout raha mbola gain ny alahady. Dia ohatran'izay hatrany hatrany.

Ka omaly, napiakariko 5% ny miseko tamin'ny foot, ny mise ny tennis kosa tsy nahetsiko fa toy ny mahazatra hatrany. Dia boooom, nahazo namana indray Ilay 5 tapitr'isa sady namana mangamanga bobaka be 🤑

Mahaiza mifehy mise, ilaina be ny discipline.

Raha mahaliana anao ny hanana bankroll ambony tahak'izao, midira groupe fa hanoro anao aho. Mandefasa Mp avy hatrany !

01/06/2026

🔥 Tsy faly ianao satria niena ny côte ?😱

Tsy aty aloha izany e.....Ye, aty aminay, tsy dia maninona loatra. 😏

Omaly, nisy match iray remboursé tao amin'ilay ticket.

Raha tany amin'ny groupe maro hafa izany, mety ho lasa côte 1,20 na 1,30 sisa ny ticket... ka lasa kely be ny gain. 😅

Fa satria izahay manana SAFE à ambony valeur, ny côte 2,13 dia nidina ho 1,71 fotsiny. ✅

Ary inona no vokany ?

💸 Ticket gagnant
💸 Bénéfice encaissé
💸 Na dia nisy match remboursé aza, mbola nahazo gain tsara foana ny membres.

Izay mihitsy no différence.

Tsy mitady handefa côte kely be izahay mba hoe "safe" fotsiny.

Mitady équilibre entre sécurité sy rentabilité. 📊

Satria amin'ity taranja ity, tsy ny hoe gain fotsiny no zava-dehibe...

Fa ny mandresy amin'ny côte izay tena rentable. 🔥

Arahabaina ny membres rehetra izay nanaraka omaly 👏❤️

Photos from Naderer BetProfit's post 31/05/2026

🔥 MBOLA MISY MAMETRA PANONTANIANA VE HOE TENA MAHOMBY NY KETRIKA ATO ? 😏

Omaly fotsiny :

🎾 Roland Garros ✅
Côte 2,30 validée, 2 séléction fotsiny ➜ +1.5M MGA de bénéfice 💸

⚽ Foot ✅
Côte 2,15 validée miaraka @ finale de la Ligue des Champions sy match hafa ➜ +3M MGA de bénéfice 💰🔥

Ny différence dia tsy ny chance...
Ny différence dia ny analyse sy ny discipline. 📊

Arahabaina izay rehetra nanaraka omaly 👏👏

👇 Asio "INFO" en commentaire raha te hahazo ny pronostic manaraka alohan'ny coup d'envoi.

30/05/2026

👉Ny fandrika mateti-pahazo alohan'ny lalao lehibe

Gros match = émotions fortes
Et justement, io no tena mahatonga ny mpiloka maro tsy manao analyse intsony.

Rehefa ny olona rehetra no mahita victoire ‘facile’ dia mila mailo avy hatrany isika ⚠️

Aza entin’ny feeling loatra… fa ny match lehibe matetika no tena mamitaka.

30/05/2026

🔥 Et booom....encore un ticket qui passe.

Tsy ny montant an'ilay gain azoko no important ...
Fa ahoana no nataoko nahafako nanao an'ity séléction safe be ity talohan'ny match rehetra 👀

Raha mahaliana anao ny hahazo toy izao, mandefasa MP avy hatrany.
Efa misy masaka ao hoan'ny anio sady missile be🚀

30/05/2026
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ambatobe
Antananarivo
101