FOAD Gestion Ankatso

FOAD Gestion Ankatso

Share

Page Facebook de FOAD Gestion

30/09/2023

Jour 1
Journées Portes Ouvertes Faculté EGS - Economie, Gestion, Sociologie, Univ. Antananarivo
Alakamisy 28, Zoma 29, Sabotsy 30 Septambra
Ankatso

Photos from Aegm Ankatso's post 08/09/2023

Amin'ny journée de la faculté d'EGS indray oh!

Photos from Aegm Ankatso's post 04/08/2023
Photos from F**D Gestion Ankatso's post 02/08/2023

Santionany amin'ny concours Miss and Mister izay atao amin'ny Sabotsy 05 aogositra 2023 ireto sary manaraka ireto.
Aza adino anefa fa rahampitso no tolotra farany amin'ilay mividy billet roa mahazo Ray fanampiny gratuit.
Vonjivonjeo Ary fa voafetra ihany ny toerana.

Tongava Mp izay hanjifa billet
Gooooo! Gooooo! Gooooo

01/08/2023

Vaovao avy amin'ny Mention Gestion :
Amin’ny Sabotsy 05 aogositra izao ny fotoana "FIFTY GEST PARTY" ao @ ANKOUNA BY PASS🥳
⚠Noho ny fangatahan'ny maro dia hisy ny OFFRE SPÉCIALE PROMO @ Talata hatramin'ny alakamisy ho avy izao: Mividy 2 dia mahazo 1 gratuit (eo @ Stand eo amin'ny Parking EGS na miditra Mp @ Délégué Gestion)⚠

Aza adino fa efa misy zavapisotro sy sakafo ary tsakitsaky/tonotono @ vidiny mirary eny an-toerana.
Hisy fifidianana Miss et Mister, Flash Mob, Karaoke, Kilalao samihafa, ... Ho avy ao Wada & Yoongs, Agrad + Animation miaraka @ Dj Yoan Loïc.
⚠️ Ireo te hanjono eo amin'ny Farihy dia manontany eo amin'ny STAND na amin'ny Délégué.e.s momba ny fandaminana.

30/07/2023

Mbola manentana hatrany antsika rehetra.

Ho an'izay te hanjifa ny billet ho any amin'ilay fety ao amin'ny Akouna ByPass dia efa disponible.
Manoratra ao amin'ny MP izay hanao commande.
Ho an'ny mijanona 24h : 12 000 Ar
Ho an'ny mody ny 17h : 10 000 Ar
Transport commun : 2 000 Ar
Repas : 3 000 Ar

28/07/2023

PROGRAMME DE REGROUPEMENT DU SAMEDI 29 JUILLET 2023

17/07/2023

Ho an'izay te hanjifa ny billet ho any amin'ilay fety ao amin'ny Akouna ByPass dia efa disponible.
Manoratra ao amin'ny MP izay hanao commande.
Ho an'ny mijanona 24h : 12 000 Ar
Ho an'ny mody ny 17h : 10 000 Ar
Transport commun : 2 000 Ar
Repas : 3 000 Ar

13/07/2023

Araka ny hafatra voaray dia manomboka amin'ny Alatsinainy 17 jolay no azo jifaina ny tapakila.... Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana...

Tongava MP raha haka billet ianareo.

11/07/2023

EXAMEN INFORMATIQUE L3 SESSION NORMALE

07/07/2023

PROGRAMME DE REGROUPEMENT DU SAMEDI 8 JUILLET 2023.

07/07/2023

Vaovao mahakasika ny 50ème anniversaire an'i Gestion

Vaovao amin'ny Mention Gestion, ny AEGM ary ireo Délégué.e.s:
ny Sabotsy 05 Aogositra maraina ny fotoana amin'ny 🥳 FIFTY GEST PARTY 🥳.
Ny toerana moa dia mbola ho lazaina eo ihany (izay ilay hoe tsy hay izany aloha 😉).
24 ora tsy miato io, ary anisany ho avy ao ry zalahy amin'ny sary ireo.
Mivoaka manomboka amin'ny herinandron'ny 10 jolay iny ny Tapakila.

📣📣 Marihina fa hetsika anatin'ny ivon'ny faha 5️⃣0️⃣ taonan'ny Mention Gestion izy ity.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Antananarivo
BP905