Cours de piano avec Tonton Ro

Cours de piano avec Tonton Ro

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cours de piano avec Tonton Ro, Music Lessons & Instruction School, Analamahintsy, Antananarivo.

12/12/2023

Cours de vacances pour enfant 👧

Tongava mianatra amin’izao vaninandro fialan-tsasatra izao. Fotaoana vitsy dia mahavoafehy ny piano 🎹

Raha mahaliana anao dia antsoy mivantana ny 032 02 557 89. ☎️

Toerana : Analamahintsy Tanana ampitan’ny EPP

22/09/2023

🎶 COURS DE PIANO SPECIAL SAMEDI

🎹 Ho anao mpianatra/mpiasa, te handalina ny fitendrena piano nefa tsy afaka andavanandro. Afaka mampianatra anao mitokana izahay isakin'ny asabotsy maraina amin'ny 8ora-11ora na atoandro amin'ny 2ora hatramin'ny 5ora.

📍 Voafetra ny toerana koa fandrio dieny izao izay mety aminao!

💰 Sarany : 11.000ar/séance

🏠 Toerana : Analamahintsy Tanana, en face EPP

📞 Contact : 0320255789 / 0331989387

18/09/2023

👋 Salama e! Herinandro vaovao indray.
Tsy mbola tara! Ho anao izay te hianatra Piano amin'ny vidiny mirary!

🎹 Mampianatra isan'andro izahay araka ny fahafahanao.

📞 Raha mahaliana anao dia antsoy avy hatrany ny 0320255789 na 0331989387.

💰 Sarany 11.000ar/séance de 3h.

📍 Koa aza misalasala fa ianao sisa no andrasana.



🏫 Toerana Analamahintsy Tanana ampitan'ny EPP.

23/08/2023

Miarahaba antsika rehetra ooo!!! 👋 Tongasoa eto amin’ny Cours de piano avec Tonton Ro 🎼

👨Ity pejy ity dia nosokafanay ahafahana mampiseho anareo ny fahaiza-manaon’i Tonton Ro, mpankafy sy mpandalina ary mpampianatra PIANO izy. 🎹

Mampianatra ny sokajin-taona rehetra izy na ankizy na tanora na olon-dehibe ianao. 👶👧

🗓️ Afaka mandray anao isan'andro ny Alatsinainy hatramin’ny Zoma ary ny Alahady amin'ny sarany mirary dia mirary.

👉11.000ar/séance
📍 Analamahintsy Tànana ampitan’ny EPP

Koa raha maniry ny hianatra ao aminy ianao dia aza misalasala miantso azy mivantana amin’ny laharana 032 02 557 89 na 033 19 893 87.☎️

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Analamahintsy
Antananarivo
101