Ma passion

Ma passion

Share

L'Art c'est ma passion ❤️

31/01/2026

BOKY IMPORTATION CHINE – 25.000 Ar

Ity boky ity dia natao ho an’olona:
te-hanomboka importation avy any Chine
na efa nanandrana fa matahotra very vola
na te-hahazo rafitra mazava sy azo antoka

Inona marina no ho azonao ao anatiny?
Tsy théorie, tsy resaka ankapobeny, fa torolalana feno

✔️ Fomba fisafidianana fournisseur azo itokisana
✔️ Ahoana no mifampiraharaha amin’ny Sinoa tsy ho very position
✔️ Fomba hisorohana arnaque sy ny fisolokiana
✔️ Calcul de coût marina (produit, transport, douane, frais cachés)
✔️ Fandaminana transport maritime / aérien / groupage
✔️ Fomba handraisana entana

👉 Ny tanjon’ny boky:
hiaro anao tsy ho very vola, alohan’ny hidiranao amin’ny importation.
💰 Vidiny: 25.000 Ar

📕 BOKY EXPORTATION INTERNATIONALE – 40.000 Ar

Ity boky ity kosa dia ho an’izay:
te-hivarotra produit local any ivelany
te-hiditra amin’ny marché international
te-hahazo client vahiny amin’ny fomba matihanina

Inona no tena ampianarin’ny boky?
✔️ Torolalana feno afahana manondrana malalaka
✔️ Fomba fitadiavana client any ivelany
✔️ Fepetra takian’ny normes, qualité, conditionnement
✔️ Documents export rehetra, hazavaina tsikelikely
✔️ Torolalana amin'ny fikarakarana taratasy
✔️ Stratégie hahazoana commande

👉 Ny tanjon’ny boky:
Hivelatra erak'izoa tontolo izao ny vokatra mamoiavaka an'i madagasikara, ary hiditra amin'ny sehatra goavana ny moandraharaha
💰 Vidiny: 40.000 Ar

12/08/2025

🌟 FORMATION CROCHET EN LIGNE – Avy amin’ny fototra hatramin’ny famoronana asa mahafinaritra 🌟

Te hianatra crochet nefa tsy afaka mandeha lavitra? 🧶
Aza manahy, fa miaraka aminay dia azo atao any an-trano ny fianarana!
Na vao manomboka tanteraka ianao na efa te hanatsara ny teknika, dia hisy fampianarana tsikelikely hanampy anao hahafehy ny fomba rehetra.

Inona no ho azonao ao anatin’ny formation ?
✅ Fampianarana manomboka amin’ny fototra (fitazomana vy crochet, chaînette, maille coulée, maille serrée, demi-bride, bride…)
✅ Fomba fanombohana sy famitana asa
✅ Sary sy vidéo mazava hanampy anao hanaraka mora
✅ Torohevitra manokana hanatsarana ny asa sy ny famoronana modely
✅ Fanohanana sy fanaraha-maso akaiky mandritra ny fianarana

Tombony lehibe
💻 Afaka mianatra amin’ny fotoana mety aminao
📱 Misy fifandraisana mivantana amin’ny mpampianatra
🧵 Tsy mila traikefa mialoha – ampy ny finiavana sy ny fahavononana

📌 Saran’ny formation: mifandraisa aminay hahafantaranao ny antsipiriany
📞 Contact : 038 08 989 55

💬 Raha te hanomboka ianao, manorata fotsiny hoe "Izaho te hianatra crochet" dia halefanay avy hatrany ny antsipirian’ny fisoratana anarana!

🧶Ma passion – Fampianarana sy fizarana fitiavana amin’ny crochet

03/08/2025

🎓✨ FORMATION SPÉCIALE : Français & Crochet
📆 Fanombohana : 11 Aogositra
📍Toerana : 3N School

Ampio ny fahaizanao amin’ny fiteny frantsay sy ny crochet, amin’ny alalan’ny formation fohy sy mahomby.

✔️ Niveau débutant sy intermédiaire
✔️ Fanazavana amin'ny teny malagasy
✔️ Misy sary sy projet pratique
✔️ Fampiharana avy hatrany

🎁 BONUS : Techniques marketing ho an’ny artisanat sy torolalana hanaovana petit business 👩🏾‍🎓👩🏾‍🧶

👉 Ity no fotoana hanombohanao hanangana ho avy matotra amin’ny fahaiza-manao roa.

25/07/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Rianala Mioty

20/07/2025

Aza variana fa mbola lavalava ihany ny vacances oo,

28/06/2025

Ho anao te hianatra nefa tsy afaka mandeha lavitra,
te hanangana zavatra ihany ko fa mbola tsy mahafehy ny point de base rehetra
Ity ny vaha olana ho anao
Cours crochet en ligne,amin'ny findainao ihany ianao dia afaka mianatra, misy vidéo hianaranao azy amin'ny teny malagasy daholo,misy fomba famakiana diagramme ihany ko raha toa ka maka ireny tuto amin'ny youtube reny ianao

sarany natao mirary,midira mp na miantso avy hatrany ny 038 08 989 55

25/04/2025

Ilazana isikaizay efa nisoratra anarana fa ahemotra ny sabotsy 3 mai izao ny fianarana izay tokony atao rahampitso, misaotra indrindra tompoko

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo