01/08/2026
Misy voambolana vitsivitsy ahafahana milaza ny "tsy fampiseho masoandro" toy ny "indecent", "vulgar" na "obsene" fa rehefa mifandraika amin'ny fandikan-dalana na infractions ร caractรจre sexuel dia "LEWD" no tsaratsara kokoa.
Ex: Lewd conduct in public can lead to jail time, fines, and a criminal record.
๐จโ๏ธ OUTRAGE PUBLIC ร LA PUDEUR: ๐ง๐ฆ๐ฌ "๐ฆ๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐๐" ๐๐ก๐ง๐ฆ๐ข๐ก๐ฌ ๐ฅ๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ ๐ข๐-๐๐๐๐ฌ ๐๐ ๐ฃ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ๐ข
Nampivarahontsana olona maro ny horonan-tsary mampiseho fihetsika manana endrika ara-nofo mazava, natao teny ambony sehatra nandritran' ny ๐ฐ๐ผ๐ป๐ฐ๐ฒ๐ฟ๐ ๐ฝ๐๐ฏ๐น๐ถ๐ฐ .
Tsy toerana miafina ilay izy.
Tsy seho natokana ho anโolona vitsy.
Fa natao teo anatrehanโny besinimaro, nalaina vidรฉo ary niparitaka taminโny tambajotra sosialy.
โ๏ธ ๐๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ณ๐ถ๐ป๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ , ny fihetsika mamoafady atao ampahibemaso dia mety hahafeno ny singa mandrafitra ny โoutrage public ร la pudeurโ.
Izany hoe fihetsika:
โ
Manana endrika ara-nofo mazava
โ
Atao aminโny toerana ampahibemaso
โ
Hitanโny olona maro
โ
Manafintohina ny fahamaotinana sy ny fahamendrehanโny sehatra ho anโny daholobe
Tsy afaka atao hoe:
โ โFialamboly fotsinyโ
โ โZavakanto fotsinyโ
โ โSeho fotsinyโ
ny fihetsika iray, raha toa ka mety manitsakitsaka ny lalร na sy mampiseho votoaty mamoafady eo anatrehanโny vahoaka.
๐ข ๐ ๐๐๐ก๐ง๐ฆ๐ข ๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ -๐ฃ๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐ก๐๐ข ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐ฆ๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฌ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐๐๐ง๐ฅ๐
Mangataka amim-panajana izahay mba:
๐น Hodinihina ny horonan-tsary feno
๐น Hamarininana ny tena zava-nitranga sy ny contexte
๐น Hojerena raha nisy zaza tsy ampy taona tao aminโny mpijery
๐น Hangatahana fanazavana ny mpanakanto sy ny mpikarakara
๐น Hamantarana ny andraikitry ny organisateur
๐น Hampiharana ny lalร na raha voamarina ny fandikan-dalร na
๐ง๐๐ ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ต๐ผ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ต๐ผ ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ๐บ๐ฎ๐๐ผ.
Satria rehefa avela handalo tsy misy fanazavana ny tranga iray, dia ๐บ๐ฒ๐๐ ๐ต๐ผ ๐น๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ rahampitso.
๐ฅ Ny sehatra dia toerana anehoana talenta, fa tsy toerana hanaovana fihetsika mamoafady tsy misy fetra.
๐ฅ Ny fahalalahana ara-javakanto dia tsy fahazoan-dalana handika lalร na.
๐ฅ Ny fahamendrehanโny olona sy ny fiarovana ny zaza tsy ampy taona dia tsy azo atao sorona ho anโny โbuzzโ.
Tsy manameloka olona mialoha izahay. Hajaina hatrany ny prรฉsomption dโinnocence. Fa rariny kosa ny mangataka fanadihadiana, fanazavana ofisialy ary fandraisana andraikitra.
๐ Zarao ity publication ity mba hahatongavanโny antso aminโireo tomponโandraikitra.
๐ Tokony hisy fandraisana andraikitra ara-dalร na ve aminโity tranga ity
โ๏ธ JURIS INTELLECT
ยซ Naviguer dans les mรฉandres du droit avec intelligence. ยป