04/06/2020
Miarahaba antsika indray e.
Mino izahay fa voaaro sy salama tsara isika rehetra.
Hanomboka indray isika, mivonona ary handroso hihatsara hatrany e.
Iza no manana fahafahana manao Internet ao atranony? (Mahazaka video conference)
Mamalia ao amin'ny "commentaires" avy hatrany fa misy tolotra tsara be omena anareo.
23/03/2020
KM Design Academy
---------------------------------------------------------------------------------------------------
Chers étudiants,
Compte tenu du contexte actuel sur le coronavirus-covid19 et suite aux instructions données par le gouvernement, les cours seront suspendus à partir du lundi 23 mars 2020 et ce, jusqu’à nouvel ordre.
Merci de votre compréhension et prenez soin de vous.
L’administration.
----------------------------------------------------------------------------------------------------
Dear students,
In light of the current context of coronavirus-covid19 and following instructions from the government, courses will be suspended from Monday, March 23. 2020 until further notice.
Thank you for your understanding and take care of yourself.
The management team.
------------------------------------------------------------------------------------------------------
Ry mpianatra,
Noho ny toejavamisy ankehitriny amin’ny coronavirus-covid19 sy manaraka ny fepetra natoron’ny fitondram-panjakana horaisina, dia foana ny fampianarana manomboka ny alatsinainy 23 martsa 2020, holazaina manaraka ny fiverenan’ny fampianarana.
Misaotra indrindra ary mirary antsika ho salama hatrany.
Ny mpandraharahan’ny sekoly.
-----------------------------------------------------------------------------------------------------
19/03/2020
Possibilté de stage (national ou international)
Formation modulaire certifiée (Korean Digital Art Institute)
Durée: 03 mois, 02 séances par semaine
Experimenter une formation internationale à moindre coût
(Live experience - temps réel)
02/03/2020
OFFICIAL
Noho ireo nangataka dia nanaiky ny Mpampianatra rehetra fa atao io Zoma 06 Martsa 2020 amin'ny 03 Ora tolak'andro ioi ny "course orientation" --- Fanomezana ireo curriculum rehetra miaraka amin'ny Mpampianatra,
24/02/2020
VARAVARANA MISOKATRA MAIMAIM-POANA HOANAO ITY
AZA RATER.NA INTSONY
26.27.28 FEVRIER 2020 / 14H30 > 17H00
GRATUIT - AMBOHIPO LOT VT1 TER VFA TERMINUS bus 129
SEMINERA MOMBAN'NY:
🏛 3D MODELING
📽🎬 VIDEO PRODUCTION, VFX
📈📊📋 WEB PROGRAMMING
✒🖌✏GRAPHIC DESIGN
20/02/2020
Ato izahay
Rehefa ny zavatra mahaliana anao isan'andro no avadikao anaty "art illustration" dia mora ny mampita hafatra aminy amin'ny endrika kanto tokoa sy azon'ny rehetra vakina tsara.
By Mrad-Scene
14/02/2020
Eto no misy anay,
AMBOHIPO Lot VT1 TER VFA ANTANANARIVO 101
by KMDesignAcademy
13/02/2020
"Tsy mijanona mianatra izahay hanehoanay ny hatsaraNy"
12/02/2020
Aty izahay.
"Tsy mijanona ho talenta fotsiny fa afaka ianarana sy ampiakarina haavo hatrany ny visual communication hitondrana fijery sy tontolo vaovao eo amin'ny seham-piarahamonina"
Haitao matianina ny "graphic designing", azo ianaran'ny rehetra.
NOUVELLE RENTREE: 02 MARS 2020
10/02/2020
VAOVAO BE ARY. Araky ny efa nandrasana,
MISOKATRA NY FISORATANA
HO AN'NY ANDIANY MARTSA 2020
>>> Alatsinainy => Zoma
07/02/2020
VAOVAO BE ARY. Araky ny efa nandrasana,
MISOKATRA NY FISORATANA
HO AN'NY ANDIANY MARTSA 2020
>>> Alatsinainy => Zoma
Andiany manaraka, 02 Martsa 2020, efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny sampana rehetra, https://www.facebook.com/KMDesignAcademy/videos/123686958951686/
15/01/2020
Natokana hoan'ireo mpianatra 3D modeling andiany voalohany (Promotion septembre 2019)