15/04/2023
Hello !
Let's learn English
Be the best!
15/04/2023
Hello !
Let's learn English
15/04/2023
Salama tompoko !
12/06/2022
Te hahay ny fiteny Anglisy amerikana amin'ny fomba tsotra sady miala voly? Miaraka amin'ny fampianarana ''call center'' avy hatrany ary développement personnel maimaim-poana.
✅Fomba fampianarana vavao be ary pratika eo noho eo miaraka amin'ny mpampianatra efa voky traikefa
✅Mianatra in-4 isakerin'andro ary misafidy roa ora (2h) isan'andro: 8h na 10h na 12h na 14h
✅Sarampianarana mirary 40 000 Ariary isam-bolana.
✅Misy ny certificat omena rehefa mahavita .
📌Toerana: Ambanidia Ambatoroka akaikin'ny oniversité UCM
📞034 02 808 81
Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka liana.
09/05/2022
Salama e !
Ato daholo izay ilainao mahakasika ny teny Anglisy :
- Fahaizana azo antoka.
- Tolotr'Asa misy.
- Ny Lela Miteny toy ny Amerikana.
Mp avy hatrany
22/02/2022
Miarahabe e ! 😍
Ankehitriny noho ny fivoarana dia tsy Afaka miala @ teny Anglisy isika ❤.
* Ahoana ny hevitrao raha atao endrika " TEAM BUILDING" ny fianarana ? Izany hoe misy ekipa ekipa dia Sady milalao no mianatra.
* Tinao ve hoe miaina Aventure kely foana ao anatin'ilay Cours ?
* Fanirianao koa ny hahazo cértificat sady hiasa e ?
Méthode vaovao be tsy fahita indray no entina mampianatra ny teny ANGLISY HO ANAO.
Miditra mp raha mila fanazavana misimisy ary 😍
12/12/2021
Miarahaba e !
Zava-baovao indray ity izay mbola tsy fahitanao hatr'izany !!!
Cours d'Anglais Parlé Américain sady mamolaka lela hiteny toy ny Amerikanina kanefa tsy izany ihany fa :
- Misy formation " call center " ao anatin'ny fianarana.
- Méthode vaovao be satria fampianarana anatina mozika sy lalao.
- Misy fampianarana " développement pérsonnel " ihany koa izay tena ilainao ( fianarana matoky tena sns... )
- Hisy tolotr'asa " call center " aorinan'ny fiofanana.
Na maro be toy izany ary anefa ny tombon-tsoa ho azonao dia mbola mirary tokony ny sarany satria dia raha tokony ho 60.000ar dia natao 40.000ar / mois monja ao anatin'ny 2 na 4 volana eo. Ny droit dia 10.000ar.
Tsy adino fa misy cértificat any @ farany fianarana an !!
Tongava haingana ary ao @ hafatra miafina ( mp ) misoratra anarana na miantso ny laharana : 034 02 808 81 fa voafetra ny toerana !!!
22/11/2021
Miarahaba anao tonga soa Eto @ pejiny OMC !
Mino izahay fa mangetaheta hiteny toy ny Amerikana Ianao e ?
Tsara be izany. Aiza indray ianao no hahita fianarana Anglais toy izao :
1 - Nalaina t@ resaka jeux vidéo sy manga ny méthode hampianarana ka hafa kely kanefa 1 andro monja Dia mahay ary 2 na 4 volana arakarak'ilay olona mianatra. Misy level 4 ao anatin'izany fa vita Ao anatin'io 4 volana io.
Ny sarany anefa Dia mahagaga fa mora satria 40.000ar / mois fotsiny ary ny droit Dia 10.000Ar. Misy formation "call center" azonao atao Rehefa vita ny fianarana ary Misy tolotr'asa maro samy hafa ihany koa.
- Tsy mifidy taona koa anefa na dia n'inspiréna taminà jeux ary fa mety aminao olon-dehibe ihany koa an !
Miazakazà ary mandefa hafatra miafina ( mp ) fa efa vitsy ny toerana mbola azonao hidirana.
Be the best.