Ny ato aminโny dia tsy mampianatra langue fotsiny fa manomana anao aminโny sehatra Professionel ary mampianatra anao hahay hiteny tsy misy fisalasalana intsony ๐ฅณ๐ซ๐ท๐ซ๐ท๐
Aminโny Lundi 20 Avril ny rentrรฉe antsika manaraka koa manorata ary anarana fa efa vitsivitsy ny toerana
Mianara ato aminโny Best Languages Center-BLC raha te hahay teny Anglisy ๐บ๐ธ Frantsay ๐ซ๐ท ary teny Sinoa ๐จ๐ณ ianao ๐๐
โญ๏ธ INCREASE YOUR VALUE โญ๏ธ
Best Languages Center-BLC
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Best Languages Center-BLC, Language school, Analakely Ambodifilao, Antananarivo.
Mianara teny Anglisy, Sinoa ary Frantsay ato amin'ny BLC raha mitady toerana azo antoka ianao ๐ซ๐ท๐จ๐ณ๐บ๐ธ
Prochaine rentrรฉe
Cours journalier : 18 mai 2026โจโจ
Cours Spรฉcial Samedi : 16 mai 2026 โจโจ
Come and join us ๐โจ
16/04/2026
Congratulations people โจโจ๐ฅณ
Best wishes for the next chapter of your life ๐คฉ
Best Languages Center-BLC
French by Best Languages Center - BLC
โญ๏ธ INCREASE YOUR VALUE โญ๏ธ
15/04/2026
Hivahiny ao aminโny ny ekipanโny Best Languages Center-BLC anio ariva aminโny 6 ora koa manasa antsika rehetra hanaraka finaritra ๐โจโจ
โญ๏ธ INCREASE YOUR VALUE โญ๏ธ
13/04/2026
๐ CAFE LINGUISTIQUE โ 2รจme รฉdition ! โ
Chers รฉlรจves du BLC ( na mpianatra ankehitriny na teo aloha ๐คฉ)
Miverina indray ny Language Coffee!๐๐
๐ Hisy :
โข Partages & tรฉmoignages avec des invitรฉs spรฉciaux ๐ค
โข Jeux & dรฉbats ๐ฒ
โข Conversations libres ๐ฌ
โข Boissons & petits cocktails โ๐น
โข Activitรฉs funs sy fifampizarana traikefa! ๐ฅณโจ
๐ Tanjona : fifanampiana , fifampizarana , fanentanana hanamafy fahatokisan-tena ary hiteny tsy misy tahotra ๐ช
๐
Alarobia 22 Aprily 2026
๐ Aminโny 9 ora maraina
๐ BLC Analakely Ambodifilao
โ ๏ธ Ho anโny mpianatra BLC ihany (na dia ireo teo aloha aza ๐)
๐ฐ Fandraisana anjara : 5 000 Ar afaka miantso ny 038 13 256 64 na manantona avy hatrany ety aminโny birao ny Best Languages Center-BLC
Tongava maro ๐ hisokatra ihany koa ny fisoratana anarana hoanโny Clubs de Langues ๐ซ๐ท๐จ๐ณ๐บ๐ธ
Hianatra, hifampizara ary hifaly miaraka โ๐ฅ
โญ๏ธ INCREASE YOUR VALUE โญ๏ธ
10/04/2026
Mankasitraka tompoko โจ misaotra anareo tonga maro be ๐คฉ
Nahafinaritra ny fikarakarana Canal7 Events ๐
Aminโny 20 Avril 2026 ny rentrรฉe manaraka ๐บ๐ธ๐จ๐ณ๐ซ๐ท antsika anh ๐๐ฅณ aza adino ny flyers raha te hisitraka ilay antsika ๐ซ
Aminโny manaraka indray ara ๐โจ
โญ๏ธ INCREASE YOUR VALUE โญ๏ธ
10/04/2026
Day 2
Best Languages Center-BLC
French by Best Languages Center - BLC
Mbola tsy tara anh โจ๐ฅณ
Ato fona izahay hatraminโny 5 ora ariva Stand nโข5
Canal7 Events
fans
โญ๏ธ INCREASE YOUR VALUE โญ๏ธ
09/04/2026
Efa ato izahay ๐ฅณ
Ianareo sisa no andrasana ๐๐
Ety aminโny Palais des Sports Mahamasina apitanโny Bazar du Quartier ny fidirana โจ
Stand Nโข5 ny Best Languages Center-BLC
Misy ary ny test de niveau hoanโny Langues rehetra ๐บ๐ธ๐ซ๐ท๐จ๐ณ izay tonga eny mivantana na anio na rahampitso ๐คญ๐ซ
Vidim-pidirana : 2.000Ar
โญ๏ธ INCREASE YOUR VALUE โญ๏ธ
08/04/2026
PARTICIPE ๐
Ho anisanโny Exposant aminโny Salon de lโElite izay karakarainโny Canal7 Events ny Best Languages Center-BLC French by Best Languages Center - BLC ary ho hitanao ao aminโny STAND Nโข5 ny Jeudi 09 Avril sy Vendredi 10 Avril 2026
Manasa antsika ho tonga maro ๐คฉ
โญ๏ธ INCREASE YOUR VALUE โญ๏ธ
๐โจ SALON DE LโรLITE โ 4แต รDITION โจ๐
๐ง๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ no ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎโฆ ๐
๐ฏTolotra manokana ho anโny ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐๐ฐ๐ฒฬ๐ฒ ๐๐ ๐ป๐ ๐จ๐ป๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐๐ถ๐๐ฒฬ
๐fampahafantarana ny fahazoana ny ๐ฏ๐ผ๐๐ฟ๐๐ฒ๐ ๐ฑ'๐ฒฬ๐๐๐ฑ๐ฒ๐ ๐ฝ๐๐ฏ๐น๐ถ๐พ๐๐ฒ๐ (izany hoe hiantohana ny fandehanana mianatra any ivelany)
๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ : Hisy lalao ho anโny mpitsidika ahafahana mahazo fianarana teny ๐๐ป๐ด๐น๐ถ๐๐ ๐๐ ๐๐น๐ฒ๐บ๐ฎฬ๐ป๐ฎ
๐
๐๐ & ๐๐ ๐๐ฉ๐ซ๐ข๐ฅ๐ฒ ๐๐๐๐
๐ ๐๐๐ฅ๐๐ข๐ฌ ๐๐๐ฌ ๐๐ฉ๐จ๐ซ๐ญ๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ฆ๐๐ฌ๐ข๐ง๐
๐๏ธ ๐๐๐
: ๐.๐๐๐ ๐๐ซ
๐ 034 60 981 32
๐ง [email protected]
06/04/2026
Thanks for choosing Best Languages Center-BLC French by Best Languages Center - BLC
Aminโny 20 Avril ny rentrรฉe antsika manaraka hoanโireo izay tsy tafiditra taminโity vague ity ๐จ๐ณ๐ซ๐ท๐บ๐ธ
Mianara teny Anglisy ๐บ๐ธ Sinoa ๐จ๐ณ ary Frantsay ๐ซ๐ท miaraka aminโny
โญ๏ธ INCREASE YOUR VALUE โญ๏ธ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Analakely Ambodifilao
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |
| Saturday | 08:00 - 16:00 |