06/08/2022
🔥COURS D'ANGLAIS PARLE ET ECRIT🔥
✨ Anaty 2 volana monja dia miteny Anglisy Amerikana tsy am-pihambahambana.
✨ Tsy misy sokajin-taona voafetra ary ny fampianara dia natao ho an'ny olon-drehetra te hiteny Anglisy!
🎯COURS JOURNALIERES
📋DUREE : 2 mois
🗓FREQUENCE : 4 fois par semaine
(LUNDI/MARDI/JEUDI/VENDREDI)
🕗HORAIRE : 06H-08H / 08H-10H / 10H-12H / 14H-16H / 16H-18H
🎯COURS WEEKEND
📋DUREE : 3 mois et demi
🗓FREQUENCE : 1 fois par semaine (DIMANCHE)
🕗HORAIRE : 14H-16H / 16H-18H
💵250.000Ar
🎯COURS PARTICULIER
📋DUREE : 32H environ
🕗HORAIRE : Au choix
💵15.000Ar/H
- LEVEL 1 : BEGGINER - INTERMEDIATE
(Natao ho an'ireo mbola tsy mahay mihintsy na efa mahay kely fa somary mbola sahirana miteny)
180 000 Ar / 2 mois AVEC SUPPORTS DE COURS
(Support: Livre Powerful English Speaking / Livre Need to know about American English and American Accent + VIDEO AMERICAN ENGLISH DIALOGUE)
- LEVEL 2 : ADVANCED - HIGH LEVEL
(Natao ho an'ireo efa mahay miteny tsara fa handalina misimisy kokoa ny teny Anglisy Amerikanina sy ny fiteny Amerikana. Hamolavolana anao tanteraka hiteny tsy am-pihambahambana)
210 000 Ar / 2 mois AVEC SUPPORTS DE COURS
(Support: Livre American English Pronunciation AVEC AUDIO + VIDEO AMERICAN ENGLISH DIALOGUE + AUDIO AVEC SCRIPTS AMERICAN ENGLISH DIALOGUE)
"CERTIFICAT A LA FIN DE FORMATION"
☎️Infolines: 034.32.716.62 / 032.59.999.41 / 033.64.182.96
📧Email: [email protected]
🛡Tsararay AMBAVAHADITOKANA ITAOSY/Fokontany Antanjona
(Itaosy Hopitaly faran'ny bus Hopitaly Itaosy 133 na Kofitama no misy anay. Rehefa tonga ety @ farany dia miantso kely @ laharana finday voalaza etsy ambony)
02/07/2022

22/05/2022
🔥AMERICAN ENGLISH FOR EVERYONE : COLLABORATION WITH NATIONAL PARC CROC FARM🔥
🎯Vita soa aman-tsara ny Zoma lasa teo ny dingana voalohany (LEVEL 1) t@ fampianarana teny Anglisy ho an'ny olon-dehibe niarahana t@ ireo mpiasa ao @ Orinasa PARC NATIONAL CROC FARM.
Tsy misy teny iray afaka hanoritana ny hafalian'izy ireo t@ izany fahavitana ny dingana voalohany izany fa raha aravona @ teny telo dia "hafaliana, hafaliana, hafaliana" no nisoritra teny @ tavan'izy ireo tsirairay😍.
Na dia efa maro tokoa ary ny zavatra sahanina : ny tokontrano, ny asa, ny halehibiazana...ho izy ireo dia nahafinaritra tokoa ny fampitana ny lesona ary nampahiratra indray ny masonay hahafehezana ny teny Anglisy na dia efa aman-taonany maro aza tsy nandeha tany am-tsekoly intsony.
🎯Afaka fotoana fohy izy ireto dia hiatrika ny dingana faharoa (LEVEL 2),
ary ny dingana faharoa izay ho hatrehin'izy ireo tsy hoe ela izay dia hiavaka kely tsy toy ny fandaharam-potoanam-pampianarana (Programme) mahazatra ato @ American English for Everyone fa hiavaka kely izay handalina kokoa momba ny teny Anglisy natao ho an'ny mpitari-dalana (English Special For Tour Guides and Tourism).
Mirary soa azy ireo izahay ato @ American English for Everyone ho tody soa any @ tanjony ny tsirairay🙏.
🎯Ho antsika Orinasa te hiara-hiasa aminay dia aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina.
-- Niry Ndranto Rakotoarimanana is the man in charge of the class and the Director of American English for Everyone --
18/04/2022
🎆Birthday Wishes To Ranto Rakotoarimanana🎆
Happy birthday to Ranto Rakotoarimanana. He is the creator of the American English for Everyone and the author of the book "Powerful English Speaking". He is the man in charge of the American English for Everyone School. May your birthday be fragrant with love and abounding in blessings. May you cherish the moment and delight in the loved ones around you. Wishing you the most beautiful of birthdays and a wonderful year.
🎂 🎊 🎉🎁
17/04/2022
🎆Happy Easter everyone! Take time today to reflect on love and what it can do for you and for others. Love can heal, it can bring people together and it can change your life. Love yourself more and be compassionate to others and allow Jesus into you heart to help and guide you to the light. Wishing you a wonderful and blessed weekend! Sending you lots of peace, love and hugs!🎊
🎑
22/02/2022
Happy ! Today we celebrate a rare occasion! 🥳
The date 22.02.2022 is a palindrome meaning it reads the same backwards as forwards.
How many other palindromes can you think of?🤔
22/02/2022
🔥 COURS D'ANGLAIS PARLE ET ECRIT SPECIAL POUR ADULTES🔥
✨ Anaty 2 volana monja dia miteny Anglisy Amerikana tsy am-pihambahambana.
✨ Tsy misy sokajin-taona voafetra ary ny fampianara dia natao ho an'ny olon-drehetra te hiteny Anglisy!
🎯 COURS JOURNALIERES
🗓 07 Mars 2022
📋 DUREE : 2 mois
🗓 FREQUENCE : 4 fois par semaine
(LUNDI/MARDI/JEUDI/VENDREDI)
🕗 HORAIRE : 16H à 17H30
🎯 COURS PARTICULIER
📋 DUREE : 32H environ
🕗 HORAIRE : Au choix
💵 15.000Ar/H
- LEVEL 1 : BEGINNER - INTERMEDIATE
(Natao ho an'ireo mbola tsy mahay mihintsy na efa mahay kely fa somary mbola sahirana miteny)
170 000 Ar / 2 mois AVEC SUPPORTS DE COURS
(Support: Livre Powerful English Speaking / Livre Need to know about American English and American Accent + VIDEO AMERICAN ENGLISH DIALOGUE)
- LEVEL 2 : ADVANCED - HIGH LEVEL
(Natao ho an'ireo efa mahay miteny tsara fa handalina misimisy kokoa ny teny Anglisy Amerikanina sy ny fiteny Amerikana. Hamolavolana anao tanteraka hiteny tsy am-pihambahambana)
210 000 Ar / 2 mois AVEC SUPPORTS DE COURS
(Support: Livre American English Pronunciation AVEC AUDIO + VIDEO AMERICAN ENGLISH DIALOGUE + AUDIO AVEC SCRIPTS AMERICAN ENGLISH DIALOGUE)
"CERTIFICAT A LA FIN DE FORMATION"
☎️ Infolines: 034.80.803.29 / 032.59.999.41 / 033.64.182.96
📧 Email: [email protected]
🛡 Tsararay AMBAVAHADITOKANA ITAOSY/Fokontany Antanjona
(Itaosy Hopitaly faran'ny bus Hopitaly Itaosy 133 na Kofitama no misy anay. Rehefa tonga ety @ farany dia miantso kely @ laharana finday voalaza etsy ambony)
15/02/2022
Which one are you more familiar with, British English or American English? 🔎
15/02/2022
🎯Are you an aspiring writer? You need to read this! ✍️
Every story comes from an idea that was once scribbled down on a page. Even the best authors in history started from scratch. The more you practise, the better your stories will be. Use this guide to help you get started.
🎯Included in the guide :
- Tips for building your characters
- Ideas for building your plot
- Storytelling techniques
- The best way to get started
What will your story be about? 💬
Source : Learning English With Oxford