26/10/2025
Ndao indray hianatra Malagasy🇲🇬
(Ny Mpanoratra sy ny Asa soratra Kilasy faha-3)
CLARISSE RATSIFANDRIHAMANANA
A. NY TANTARAM-PIAINANY
Clarisse Hortense Andriamampandry RATSIFANDRIHAMANANA no tena anarany.
Teraka tamin’ny 05 desambra 1926 tao Fenoarivo Atsinanana, Toamasina izy.
Mpitsabo no asan’ny rainy.
Taranak’andriana izy : mpikabary malaza, mpamoron-kira, mpanoratra no niaviany.
Mpianatr’i Jean Narivony izy. Niditra teo amin’ny sehatra politika ary ireto ny fikambanana nisy azy :
• Comité de solidarité Malgache
• Parti du Congrès de l’Indépendance de Madagascar
• AKFM, KDRSM, filohan’ny FIMAMIRE
• 1962 - 1969 : filan-kevitry ny tanànan’Antananarivo
• 1969 - 1972 : filan-kevi-bahoakan’ny tanànan’Antananarivo
• 1977 : komitin’ny fandriampahalemana
• Iraka tany Angola (fikaonan-doha fahaenina momba ny mpanoratra)
• Maty ny 28 Jona 1987.
B. NY ASA SORANY
Tamin’ny taona 1960 izy no nanomboka nanoratra tao amin’ny fikambanan’ny Poeta (UPEM) izay fikambanana nisy azy.
Tononkalo no tena nanavahana azy, nefa nanoratra angano, tantara an-tsehatra, tantara foronina ihany koa izy.
Anisan’ny asa sorany :
• 1960 : Sarindra (Tononkalo nahazoany loka faharoa)
• 1961 : Salohy (Amboaran-tononkalo)
• 1964 : Fahavaratra (Tantara foronina)
• 1966 : Lavakombarika (Sombin-tantara)
• 1966 : Tamberin-tany (Tantara foronina)
• 1970 : Ny zanako (Tantara foronina)
• 1979 : Velan’Angano (Tantara an-dapihazo)
• 1979 : Ari-tory (Amboaran-tononkalo)
• Tantara an-tsehatra : Don-tokana, Ratompokovavy, Ainga sy antso
Angano maro be koa no nosoratany.
D. NY TARA-KEVITRA NOVOHIZINY
• Fanoherana ny tsy rariny
• Ny fanjanahan-tany
• Ny fanavakavaham-bolon-koditra
• Ny fanehoana ny fiainam-bahoaka
• Ny fitia sy ny zava-mahaliana
✅ FANAMARIHANA:
Clarisse RATSIFANDRIHAMANANA dia isan’ireo vehivavy nanana ny toerany teo amin’ny literatiora sy ny kolontsaina malagasy, naneho hevitra tamin’ny alalan’ny tononkalo sy ny sorany ho an’ny rariny sy ny fahamarinana.
22/10/2024
Coucou nareo🥰
EXTRAIT LEÇON MALAGASY 3ÈME:
Ny Hevitra ara-drafitra (HAD) sy Fitodika.
Mentionneo eto ny zanakao, mpiara-mianatra le haka BEPC iny mba hahita de partageo ihany koa. Bonne semaine 🙏
11/10/2024
Salama daoly 🥰
📒Niveau 1: 11ème, 10ème, 9ème, 8ème.
📗Niveau 2: 6ème, 5ème, 4ème, 3ème.
📕Niveau 3: Seconde, Première, Terminale.
📓Examen: CEPE, BEPC, BACC, CONCOURS.
Mivarotra an'ireo documents ireo izahay afaka manampy anao
✅ Na Mpianatra ianao, na ny zanakao
✅ Na Mpampianatra
✅ Na Mpitantana sekoly
TOUTES CLASSES, TOUTES MATIÈRES COMPLETS.
Mandefasa message na MP fotsiny raha misy mahaliana anao ireo.
17/08/2024
🚀 Yeah buddy, misy à jour 2024🔥
Mizara maimaim-poana amin'ny alalan'ny publication no mivarotra PDF ihany koa, mp.
❓Mitantana sekoly ve enao ka mila documents supports tonga de azo ampiasaina.
❓ Mbola mianatra ve ny zanakao ka tinao ho ampina tosika.
❓ Mpianatra ve enao.
🎯 BOKY ÉDUCATIF GASY EST ICI🎯
✅ LEÇONS COMPLETS TOUTES MATIÈRES
15000Ar par classe
✅ EXERCISES TOUTES MATIÈRES
15000Ar par classe (sans corrigé)
~ exercices de chapitre et compositions
✅ SESSIONS BEPC 2000-2023
15000Ar sujets toutes matières
15000Ar Corrigés toutes matières
✅ SESSIONS BACC 2000-2023 (A | C | D)
15000Ar sujets toutes matières
20000Ar corrigés toutes matières
~par série.
✅ SUJETS TYPES +SESSIONS (S | L | OSE)
15000Ar toutes matières avec corrigés
~par série.
✅ CONCOURS D'ENTRÉE À L'UNIVERSITÉ
8000Ar par établissement, toutes épreuves.
Synthèse des sujets de concours 2000-2021
~ENI POLYTEC AGRO ENS ISTE
~GESTION INFA ECONOMIE DROIT
~POLICE ACMIL GENDARME ASECNA ENEAM
Envoyez un message sur mp pour plus d'info.
06/06/2024
Ity ny teny gasy 🇲🇬
Izao tontolo izao tao anaty krizy
Ny filefahana vaovao
04/06/2024
Ho afaka bacc ianao ra Sefo ah🔥
Amen aaah!!!!🤩
Sujet BACC SVT série S, révision
Sessions 2022
03/06/2024
Salama daholo ry mpanala BEPC/BACC😻
Efa tafaverina tsara ny page ka afaka manao publication indray.
Histoire terminale en français:
🚀Le monde en crise / La nouvelle détente
Alefako eto ihany ho an'ny manao teny gasy.
26/05/2024
️✅✅ ARARAOTY ITY : Documents Pdf Complet manomboka classe 7ème jusqu'à Terminal Toutes matières
LESONA 7è,6è,5è,4è,3è, 2nd , 1er , Tle
SUJETS TYPES / SUJETS SESSIONS touts corrigés
CEPE BEPC BACC CONCOURS
Mandefasa Mp fotsiny izay liana
BACC : ACD 1999-2021 , L, S , OSE types
CONCOURS : ENI ENS ISTE AGRO POLY ACMIL POLICE GREFFIER INFA ENEAM ASECNA GESTION ECONOMIE DROIT 1999-2017
Corrigé : ENS POLY disponible
29/06/2023
AVERIKO INDRAY TSY MIVAROTRA BEPC / BACC 2023 Izahay.
Raha mitady 1999-2022 dia tongava Mp fa raha 2023 TSY MISY