Maison du numérique Antananarivo

Maison du numérique Antananarivo Là où tu t'instruis et où tu travailles calmement, grâce au numérique

14/09/2026

Alefaaaaa!!!!!!!

Ho antsika rehetra: araho tsy tapaka ny pejy hahafantaranao ny rehetra!!!

14/09/2026

Ny mpianatra toa azy ireo dia afaka misitraka maimaimpoana ny ordinateur sy connexion internet ato aminay.

Misy ihany koa ny formations izay manitatra ny fahalalana ary azo ampiasaina amin'ny asa avy hatrany.

Tongava ary, ento ny karatra maha mpianatra anao.

Tanteraka anio ny fanombohana ny  torohevitra fanentanana natao ho an'ny tanora.Misaotra ireo tonga nanatrika izay tsapa...
12/09/2026

Tanteraka anio ny fanombohana ny torohevitra fanentanana natao ho an'ny tanora.

Misaotra ireo tonga nanatrika izay tsapa ny hetaheta te hiova ho tanora vonona, sy fahazavana ho an'ny hafa.💡

Asiantsika andiany manaraka ho an'ireo izay te hanatrika fa tsy afaka anio.

Taomy ny namana, Ndao hiova!!!💝

ARAHO TSY TAPAKA NY PEJY !

Apetrakay eto foana ny nomerao hangatahana fanampim-panazavana amin'ny rehetra: 038 09 398 28.
-----------------
🔓 Andro fisokafana: Alatsinainy ka hatramin'ny zoma.
⏰ 8ora maraina hatramin'ny 5ora hariva
Asabotsy
⏰ 8ora maraina hatramin'ny 12ora atoandro
TSY MISOKATRA MANDRITRA NY ANDRO TSY FIASANA.
📍 Ankorahotra (manaraka an' Antsakaviro, làlana mankany Ambanidia). Mifanila amin'ny Dirickx, trano mavomavo ambany rihana misy soratra Maison du numérique.

Rahampitso ny fotoana!Afaka mbola mandray ireo tapakevitra amin'ny ora farany. Manantona avy hatrany eny Ankorahotra.Man...
11/09/2026

Rahampitso ny fotoana!

Afaka mbola mandray ireo tapakevitra amin'ny ora farany. Manantona avy hatrany eny Ankorahotra.

Manomboka amin'ny 9ora, mifarana 11ora30

Mankasitraka.

11/09/2026

👍👍

10/09/2026

🙌🙌

08/09/2026

🤝👏

Ndao hiova!!🎯Ho tanora matoky tena, tsy matahotra mifandray amin'ny hafa, mandray andraikitra, fahazavana ho an'ny manod...
04/09/2026

Ndao hiova!!

🎯Ho tanora matoky tena, tsy matahotra mifandray amin'ny hafa, mandray andraikitra, fahazavana ho an'ny manodidina ary mahomby amin'ny atao rehetra.

Mpitarika: Noro RANDRIANARISON

📍Asabotsy 12 septambra izao.

⏰Manomboka amin'ny 9ora maraina hatramin'ny 11ora30

Tsy misy vola aloa!

📍Toerana: Maison du numérique Ankorahotra.

📍Fisoratana anarana: miantso ny 038 09 398 28 na manantona eny Ankorahotra ohatra ny mahazatra.

Ianao no andrasana, voafetra ny toerana.
-----------------
🔓 Andro fisokafana: Alatsinainy ka hatramin'ny zoma.
⏰ 8ora maraina hatramin'ny 5ora hariva
Asabotsy
⏰ 8ora maraina hatramin'ny 12ora atoandro
TSY MISOKATRA MANDRITRA NY ANDRO TSY FIASANA.
📍 Ankorahotra (manaraka an' Antsakaviro, làlana mankany Ambanidia). Mifanila amin'ny Dirickx, trano mavomavo ambany rihana misy soratra Maison du numérique.

04/09/2026
02/09/2026

Ilazao ny mpianatra ao Antsirabe fa ho avy tsy ho ela ny Maison du Numérique.

🆓Ordinateur sy internet haut débit azo ampiasaina maimaimpoana
📊Formations samihafa

Araho ity vidéo miaraka amin'ny mpanorina, Fenitra T. Ravelomanantsoa, ity mampiseho ny fandrosoan'ny asa.

Address

Maison Du Numerique Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison du numérique Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Maison du numérique Antananarivo:

Shortcuts

Share