Franco Ofisialy

Franco Ofisialy

Share

Ny fanahy no hery
Soa fianatra !

20/12/2025

MY TODAY !

17/10/2023

Raha misy zavatra iray irinao fatratra nefa ny hafa indray no mahazo azy mialoha… AZA MIALONA AZY fa HANIMBA ANAO IZANY. Miaraha mifaly aminy @ FO MADIO. Miaraha miasa aminy raha ekeny. Aza sosotra Rahantaharimanana raisiny fa…

Banjino tsara ilay zavatra, ankafizo mihintsy ny mijery azy, derao izy nahazo azy, ary avereno ao anatinao Fa mba fanirinao fatratra izany.

1- TAZONY NY MAHA IANAO ANAO;
2- MEZAHA MAFY ARY SAHIA MIAVAKA @ TSARA;
3- MIVAVAHA MBA HANAMPY ANAO NY TOMPO

Fa raha mendrika anao izany dia ho azonao @ fotoana mahamety azy.

Tena mahomby io 🥰

15/10/2023

Aleo tsy mifidy sa aleo mifidy? 😄 🔖
Mande @ laoniny ve ny fampianarana? 🙊
-Otran' lah ihany zah 😊
Tsy hita tsony izy ty ✏
Raha hiteny dia mba iza ko elah miseo be môraly, zanak'iza lah dia avy aiza😒?

Samy maharaka ny mety sy ny tsy mety fa mody mitapy🔥 ! "Samy kôpy fa mody mitapy "

Hatsipy ny tady antandrokin'ny omby , hatsipy ny teny ampon'ny mahalàla,,,😏,
Mirary vola sy fahasalamana ho antsika rehetra ô 🙏🔥

12/10/2023

Tsara mifôha jiaby e!😊🌃

06/10/2023

🙌😎✊

07/09/2023

CANDIDAT PRESIDENT REPOBLIKA

02/09/2023
23/08/2023

Manakôry daholo e!
Entanina daholo tsika mpianatra izay voakasikan'io zavatra io mba ho tonga rahampitso 🙏.
Zo tsika izany ✊

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo