Research Board Madagascar

Research Board Madagascar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Research Board Madagascar, Educational Research Center, Antaninandro, Antananarivo.

10/07/2021

Ao anatin’ireto sehatr’asa ireto ve ianao?
- Textile (Lamba)
- Emballage
- Technologie
Mahazoa katraminy 50.000 Ar eo ny eo aminy kaonty mobile money anao!

Research Board dia afaka mandray anao ao anatiny orin’asany ary izany dia ho an’ny olon-drehetra, na manana diplôma na tsia!

Izahay dia miasa eo aminy sehatrin’ny fahalalana, anampiana ireo tanora malagasy tia hiditra ao anatin’ny sehatrin’ny asa sy ny famoronana oron’asa 🤝

Raha mikasika anao izany dia ireto ary ireo ilaina aminy fisoratana anarana, izay atao aminy “Message Privé”:
-Sehatr’asa misy anao
-Anarana Feno
-Taona
-Adresy
-Numero Telephone

Fanamarihina: Tsy mety ny kaonty osoka manoloana izany fisoratana anarana izany.

Ianao sisa no andrasana!

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antaninandro
Antananarivo