π˜Žπ˜ˆπ˜™π˜ˆπ˜Žπ˜Œ π˜ˆπ˜”π˜π˜š Diagnostic MΓ©canicien SpΓ©cialiste Sprinter

π˜Žπ˜ˆπ˜™π˜ˆπ˜Žπ˜Œ π˜ˆπ˜”π˜π˜š Diagnostic MΓ©canicien SpΓ©cialiste Sprinter

Share

Mecanicien

05/01/2022

Izahay 𝙼𝙴𝙲𝙰𝙽𝙸𝙲𝙸𝙴𝙽 π™°π™Όπ™Έπš‚ dia mbola vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo rehetra izay manana olana momba ny π™΅π™Έπ™°πšπ™° πš‚π™Ώπšπ™Έπ™½πšƒπ™΄πš.
Koa aza misalasala ary miantso anay fa vonona ny hanome ny tsara ho anareo hatrany izahay.

27/12/2021

Tratrin krismass daholo eee.
Ho atsika rehetra manana olana am resaka sprinter d aza misalasala miantso na mandefa MP fa vonona n hanome fahafahampo hoanareo n tenanay. 034 40 826 11

26/12/2021

Manao ny asa rehetra momban' ny " mΓ©canique et diagnostic sprinter".

Photos 23/11/2021
Photos from π˜Žπ˜ˆπ˜™π˜ˆπ˜Žπ˜Œ π˜ˆπ˜”π˜π˜š Diagnostic MΓ©canicien SpΓ©cialiste Sprinter's post 15/02/2021

Manao ny asa rehetra momba ny mΓ©canique ary diagnostic ny tenako ho anareo izay manan olan am resak Sprinter.

02/11/2020

Salama daholo isika mpampiasa fiara sprinter ooo.
Mbol vonona ny hanome ny tsara ho anareo hatrany ny tenako e. Rah misy olana ny fiara d aza misalasala miantso ny 034 40 826 11 na mandef mp.
Mecanicien specialiste sprinter no sad manao diagnostic
FB : Setra Diagnostic Mercedes Sprinter

Photos from π˜Žπ˜ˆπ˜™π˜ˆπ˜Žπ˜Œ π˜ˆπ˜”π˜π˜š Diagnostic MΓ©canicien SpΓ©cialiste Sprinter's post 23/10/2020

Vonona ny anome ny tsara ho anao hatrany

Photos from π˜Žπ˜ˆπ˜™π˜ˆπ˜Žπ˜Œ π˜ˆπ˜”π˜π˜š Diagnostic MΓ©canicien SpΓ©cialiste Sprinter's post 12/09/2020
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo