El'Art -kids

El'Art -kids

Share

#We learn,we play and we grow together🇬🇧🇺🇸#

06/04/2024

My family

31/03/2024
28/03/2024

hi everyone .
Mbola misokatra ho antsika rehetra hatrany zahay ato @ El'Art-Kids .raha mahalina anao ary dia afaka manantona avy hatrany na miditra hafatra miafina ianao.

pour enfants de 5ans -12 ans #
Ambohibao-ankadilalana
034 21 704 13

24/03/2024

Faly be zahay afaka nanomboka ny fianarana miteny anglisy🇬🇧🇺🇸 omaly.tena faly koa ireo ankizy 🤗 tanatin'izany.

Mbola misy toerana 2 ho an'ity groupe ity ho an'izay mbola tsy nahita activité ho an'ny zanany👌.

Mamy ery mahita s'y mihaino azy ireo mibadabada miteny #

d'anglais pour enfants de 5ans -12 ans # Ambohibao-ankadilalana # tous les samedis #

Plus d'infos: 034 21 704 13

19/03/2024

Hi everyone!
Tinao ipetsopetsona kely @ teny anglisy ve ny zanakao ?ndao hiaraka hianatra aminay ary e.
pour enfants de 5ans-12ans #
Mianatra,milalao,mifaly dia miara mahay🇬🇧

Fidirana: 23 mars 2024
Toerana: Ambohibao ankadilalana.

Photos from El'Art -kids's post 18/03/2024

Hi everyone!
Vitsy sisa dia feno NY toerana amin'ity vague hanomboka @ asabotsy 23 Mars ho avy izao ity an.
Mamy anie mihaino anzareo ankizy kely miteny anglisy e😍
pour enfants de 5ans à 12 ans 'Art-Kids #

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ambohibao
Antananarivo