Fit by Liana
Discipline+Patience= Résultat
19/08/2026
Ilazana isika mpanjifa sakafo fa efa miverina indray an🥰manao livraison ihany koa👌
Asina tsikitsiky kely ary e
Challenge grenouille 🐸
13/08/2026
Fa ahoana moa ny vary sy voankazo no fadinareo e🙂↔️
Raha ireo no mampatavy ny Ntaolo tapitra ngeza aby
❤️🔥
Misy fotoana kamo be hikotrana, fa rehefa mipetraka tsara discipline sy ilay tanjona tratrarina dia mahazo aina be indray rehefa vita ilay kotrana🤞🏽lasa miramirana ny tontolo andro🥰
Noho izany, vitao izay efa natomboka, aza amelana raha tsy tonga @ tanjona
Bisous 💋
05/08/2026
« Ny kibo tsy mba lamosina »😁
nefa ilay lamosina io jerijereo ihany sao tototry tavy 😬
Fa zao an, mora manala an’ izy io rehefa vonona ianao👌
05/08/2026
Mandeha tsikelikely eo🤞🏽
31/07/2026
Ny paoziko rehefa hikotrana andro zoma
Ahoana fahitanareo azy?
Misaotra sahady @ hevitra tsy manao teny mandratra😁
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo