Happy new year 🎊🎊🕛
AEEVN
AEEVN (Association des Étudiants en Économie Venant du Nord) est une association estudiantine à but non lucratif.
Avant c'était pour accompagner les étudiants en économie originaires du nord de Madagascar, on ouvre aujourd’hui à tous les étudiants motivés
Merry Christmas 🎄🎁🎄🎁
21/12/2025
Manasa antsika rehetra mba ho Tonga
mba hifampizara antsika niany ,15h top kids Ambohipo behind the BNI
Miarahaba atsika membres rehetra☺️
Miarahaba izay rehetra afaka fanadinana ary mankahery izay tsy afaka
Elaela isika zay tsy nihaona, ka noho izany asintsika séance de partage androany à 15h ao @ top kids Ambony. Anatin'ity partage ity dia afaka izaranao experience , erreurs nataonao mba tsy ho ataon'ny hafa, développement personnel ary ny zavatra rehetra important ho an'ny mpianatra Économie
Tsy mifidy niveau d'étude, tongava maro fa sambatra izay mifanampy❤️🙏
21/12/2025
Miarahaba atsika membres rehetra☺️
Miarahaba izay rehetra afaka fanadinana ary mankahery izay tsy afaka
Elaela isika zay tsy nihaona, ka noho izany asintsika séance de partage androany à 15h ao @ top kids Ambony. Anatin'ity partage ity dia afaka izaranao experience , erreurs nataonao mba tsy ho ataon'ny hafa, développement personnel ary ny zavatra rehetra important ho an'ny mpianatra Économie
Tsy mifidy niveau d'étude, tongava maro fa sambatra izay mifanampy❤️🙏
Hi everyone!
Don't forget our club today at 3 PM
Hi everyone!
There is no club meeting this afternoon
02/11/2025
Hi everyone, don’t forget our English club today
Come and join us
Hello everyone!
It’s been a while since we had our last English club because of the situation in Madagascar.
I’m excited to tell you that we’re going to have an English club again this upcoming Sunday at 3 PM, in the same place.
For those who don’t know exactly where the place is.
Please send us a DM, or you can find our phone number in this video and give us a call.
09/10/2025
Justice pour eux 😭😭
Hello everyone!
We don't have a club today because of the country situation again.
😊 Enjoy your beautiful day😊
30/09/2025
👉👉 Situation Economique 👈👈
Aiza ho aiza isika ry Malagasy? 😔
1EUR=5 244 Ar
Isan’andro dia mitohy miakatra mankany amin’ny All Time High (ATH) ny sandan’ny Euro amin’ny Ariary.
Toa tsy manam-pitsaharana intsony ny fihenan'ny lanjan’ny vola Malagasy, ary miharihary fa mihamafy ny fidinany.
Maninona no ratsy ny "balance commerciale"-ntsika?
Nahoana no tsy tafarina hatramin’izao ny toekarentsika?
Fanahy iniana ve, sa natokana ho ao anatin’ny fahantrana mihitsy isika?
Raha tsy mahay mitantana isika, dia mety hitarika krizy goavana izany.
Loza raha tafiakatra 6.000 Ariary ny 1 Euro...
* Inflation: 8.4%
* Tahan'ny zanabola (taux d’intérêt): 12%
* Balance commerciale: -847.650 tapitrisa Ariary
13/09/2025
Hello everyone👋
Don’t forget our English class tomorrow
Whether you're a beginner or not, you are welcome.
Come and let’s practice English together🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Ambohipo
Antananarivo
101