AJES Ofisialy

AJES  Ofisialy

Share

Page d'information pour les jeunes étudiants venant de la commune Ankadinondry SAKAY

27/05/2026

Andao ndraika ary moa....

✨RECEPTION DES NOVICES 2026✨

Ankafaliana no hanasana antsika mpianatra rehetra tsy ankanavaka ho tonga amin'ity fety nandrasantsika efa ela ity dia ny "Réception des novices 2026".

🎯Ho fanamafisana ny fihavanana sy ho fampandrosoana ny fikambanana dia hiara-hiombona isika hifaly sy hikorana.

📅Sabotsy 06 Jona
📌Espace MG Ambohimangakely

Fandaharana:
-7H00: Fiaingàna iombonana ho an'ny UFIB Vontovorona
-7H00: Fiaingàna iombonana eo amin'ny Fast Food Ankatso2
-9H:30: Fahatongavan'ny mpianatra
-10H30: Fahatongavan'ireo olona nasaina manokana
-11H00: Kabary sy fandraisam-pitenenana
-12H00: Fiaraha-misakafo
-13H00: Zava-kanto isankarazany

📍Afaka jifaintsika eny amin'ireo Staff JET Avenir de Bongolava sy ireo Président isaky ny sous association ny billet!

➡️Koa tongava daholo ho fanehoana ny firaisankina antsika avy any Bongolava nama a!

PAF: 5000 Ariary

Infoline: 034 65 098 69 / 034 93 776 9JET Avenir de Bongolava 2026 20Association des Jeunes Universitaires du District TsiroanomandidydAssociations des Etudiants du District de FenoarivobevUFIB VontovoronarAJEB BelobakabAJES Ofisialyialy
T3A - Tanora ho Avin'Ambohimiarina Ankerana-nord

Photos from AJES  Ofisialy's post 22/05/2026

Vaovao ho antsika mpianatra.
" "
En co-diplômation entre l'Université d'Antananarivo et l'Université de Bordeaux

Bonne chance à tous

Photos from AJES  Ofisialy's post 10/05/2026

🌾🌾 🌾🌾
Tontosa omaly ny fifamindram-pitantanana teo amin'ny filoha teo aloha Mouta Iandrilala sy ny filoha vaovao Nasoavina Rakotomalala
🌳Nahafinaritra ny fety satria maro ireo olo-manakaja tonga nanome voninahitra iny fety , Izay samy zanaky ny faritra avokoa.
👉 Minisitry ny Fizahan-tany sy ny Taozava-baventy
👉 Ireo solombavam-bahoaka voafidy tao amin'ny distrikan'i Tsididy sy Fenoarivobe
👉 Chef de region an'ny faritry Bongolava sy Itasy
👉 Chef CISCO Tsiroanomandidy
👉 President Patrick Randriamisata
Misaotra ireo zoky tamin'ny ranomboan-kazo.😁
Dia misaotra antsika mpianatra rehetra ihany koa tonga nanoina ny antso.👏👏
Mankasitraka fa endriky ny firaisankinantsika izao sary izao.


26/04/2026

https://www.facebook.com/share/1ZcjdN1npa/

✨ FAMPIVONDRONANA – ZANAK’I BONGOLAVA 2026 ✨

Ry Zanak’i Bongolava rehetra, na aiza na aiza misy antsika… fotoana iray lehibe indray no hiantsoana antsika hifankahita, hifampizara, ary indrindra hifampiray fo sy saina 🔥

📅 09 MAY 2026
📍 Espace Fenitra By-pass
⏰ Manomboka amin’ny 10 ora maraina ny lanonana

👉 Ho andro tsy hay hadinoina, andro iray hanamafisana fa:
“Ny firaisankina no hery, ary ny fifankatiavana no mampandroso.”

💬 Tsy hetsika tsotra fotsiny ity, fa:
➡️ Fotoana hifankafantarana sy hananganana tambajotra
➡️ Sehatra hampisehoana ny maha iray antsika
➡️ Hetsika iray hananganana ho avy tsaratsara kokoa ho an’ny tanora sy ny faritra Bongolava

🌟 Hisy:
Lanonana goavana manome hasina ny maha Zanak’i Bongolava
Fampisehoana ara-kolontsaina sy hifandimbiasana mampiavaka antsika
Fiaraha-misakafo hanamafy ny fihavanana
Ireo artiste zanaky ny faritra no hampiakatra ny hafaliana, hisy artiste surpise ho avy ihany koa
Dihy sy korana hitondra hafanam-po sy firavoravoana

🔥 Aoka tsy hisy ho tara:
Ento ny tsiky 😊
Ento ny hafanam-po 💃🕺
Ary indrindra… entoy ny fitiavana sy firaisankina maha Zanak’i Bongolava!

👔 Fitafy: Mihaja
🎟️ ZAVA-DEHIBE:
Afaka maka ny billet de réservation any amin’ny birao ianareo alohan’ny 04 MAY 2026 ‼️
📞 Infoline / Fanazavana fanampiny:
📲 033 17 026 63
📲 034 37 640 82
📲 034 81 821 99
📲 034 47 408 19
📩 Na mandefasa hafatra miafina amin’ny pejy (MP) ✉️

🎉 Tongava maro… satria rehefa miara-mijoro isika, tsy misy tsy ho vitantsika!

Photos from AJES  Ofisialy's post 17/04/2026

Orientation scolaire 🎓
J-5 : ESPOIR, LPR (classes niveau III: 2nde, Première, Terminale)
Hisaorana ireo ekipa rehetra nanatontonsa izay hetsika mandritra ny herinandro izay🥰🙏🏼

Photos from AJES  Ofisialy's post 16/04/2026

Orientation scolaire 🎓
J-4 : LPH, classe de terminale 🎒
Tena misaotra ireo ekipa nidina ifotony 🥰🙏🏼💪
Dernier jour, demain: Espoir (9h), LPR (14h)

Photos from AJES  Ofisialy's post 15/04/2026

Orientation scolaire pour les lycéens(nes)
J-2: Santisima Trinidad, LEGAS
Mankasitraka ireo ekipa hatrany🥺🥰💪

Photos from AJES  Ofisialy's post 14/04/2026

Orientation scolaire
Jour 1: LPM, classe: 2nde, 1er et Terminale😎
Misaotra betsaka an'ireo ekipa midina ifotony😌🥰

12/04/2026

Tongava daholo🎉, indrindra isika mpianatra eto Ankadinondry sy ny manodidina

05/04/2026

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra🍫🥳

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambohipo
Antananarivo
101