11/11/2025
Alatsinainy 10 Novambra 2025.
Tanteraka omaly 10 novembre 2025 ny lanonana fifamindram-pahefana teo amin'ny filoha teo aloha an'ny FMSA ANDRIANJAKAMAHERY Hervé sy ny filoha vaovao an'ny fikambanana IRINA Elie.
Mirary soa ny filoha teo aloha izay nahavita be ho an'ny fikambanana.
Miarahaba ny filoha vaovao ary mirary soa azy ho an'izao adidy lehibe miandry azy izao.
.