Cours CPE Alasora

Cours CPE Alasora

Share

Cours de préparation aux examens :BEPC et BAC

07/09/2022

Journée pédagogique Fianarantsoa
Groupe CPE Madagascar
Fivorian'ny mpampianatra isakin'ny taranja maneran'i Madagascar izay efa misy C.P.E. handrafetana ny boky na volet amin'ny taom-pianarana 2022 - 2023 izao.

Photos from COURS CPE Fianarantsoa's post 02/09/2022

Ho fanatsarana hatrany ny fampianarana atolotra ny mpianatra eto anivon'ny Groupe CPE Dia manatrika fiofanana ny mpampianatra rehetra eto amin'ny CPE manerana ny nosy ka taty amin'ny CPE Fianarantsoa no nanaovana izany tamin'ity taona 2022 ity!
Vonona hatrany izahay ny hanome ny tsara indrindra avy aminay hahatonga ny mpianatra ato aminay ho olom-pirenena Vanona sy vonona hampandroso ny firenentsika!
"Mettez votre confiance dans notre expérience"

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Alasora
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 16:30
Tuesday 07:30 - 16:30
Wednesday 07:30 - 16:30
Thursday 07:30 - 16:30
Friday 07:30 - 16:30
Saturday 07:30 - 16:30