Fiadanana ee!
Rahampitso amin'ny 5 hariva no hivoaka ilay horonantsary.
Kitihana ilay description ambany io👇dia ho itanao ao ilay rohy youtube hijerevana azy😊
Aza miala alavitra fa efa manomana tuto ho anareo ihnay koa izahay eto amin'ny WMC 🎹🎶
Matt-Agba Music Consult
International School of Musicians - ISoM
WMC Madagascar
Éducation musicale pour tous. Education Musicale pour tous
Araho ny pejy ! 😊
05/02/2026
Fiadanana eh! Elaela izay
Ankafaliana no izarana aminareo fa izahay eto amin'ny Worship Music Community Madagascar dia mandray anjara amin'ny horonan-tsary fanadihadiana mahakasika ny "Maha zava-dehibe ny fampianarana mozika eo amin'ny fiainan'ny tsirairay" na "The importance of music education in everyone's life" izay karakarain'ny International School of Musicians - ISoM
Araho ary ny pejy raha te anaraka ny fivoahan'ny horonan-tsary ianao 😊.
Short 1:
https://youtube.com/shorts/YXIOFT27e7Q?si=3VsiaIzUqwpq4TYB
Matt-Agba Music Consult Matthew Agba WMC Madagascar Onja Eli Ialy Sue Jstone Ducasse - Page
Importance of music education in everyone's life ISoM documentary Short 1
24/05/2025
Ho antsika izay maniry ny hiditra lalina sy hanana ny diplôme de musique internationale dia natao antsika ity.
GOSPEL PIANO 🎹 Fampiasana accords diminués hidirana A mineur (La mineur)
"Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha,indreo efa tonga vaovao ireo." I Kor 5:17
Am-pifaliana lehibe no hanolorana anareo ity fizarana fohy ity. Marihina fa tsy fampianarana fa fizarana fohy.
25/02/2025
Misaotra ny Tompo ny amin'ny famindram-pony❤️💐✨
Vita soamantsara ny Online workshop niarahana tamin'ny WMC MADAGASCAR sy ny Matt-Agba Music Consult
18/02/2025
Am-pifaliana lehibe no hilazana aminareo fa miara-miasa amin'ny International School of Musicians - ISoM sy ny Matt-Agba Music Consult Nigeria ny WMC Madagascar . Anisan'ny endrika hisehoan'ny fiaraha-miasa ity atelier de musique en ligne ity izay iarahan'i Matthew Agba sy Jean Ducasse RATENDRIHARISOLO ity ,ny alahady 23 febroary ho avy izao amin'ny 6ora hariva eto Madagasikara.
Hizarana teknika famakiana solfezy io fotoana io, sy fomba handrafetana "accords".
Google meet no hampiasaina hanatrehana izany.
Online Music Workshop at Matt-Agba Music Consult
Join us for an enriching online music workshop featuring:
Jean Ducasse Ratendriharisolo – A Malagasy music educator, pianist, composer, and organist. He is the "Co-founder and Technical Director" Institute of Arts & Music,Madagascar & (ISoM Representative, Madagascar).
Matthew Agba – A renowned music educator, pianist, and the Founder of Matt-Agba Music Consult (ISoM Representative, Nigeria).
📅 Date: Sunday, 23rd February 2025
⏰ Time: 4:00 PM WAT
📍 Venue: Google Meet – https://meet.google.com/kqt-ztoj-ztz
Don’t miss this opportunity to learn from experienced educators! International School of Musicians - ISoM Jstone DucasseWMC MadagascarManjaka Rakoto DavidGhamonic Vocal CoachRoyal Fatherland Music School Institute of Arts & Music IAM
08/02/2025
INVITATION OFFICIELLE
Nous avons l’honneur de vous inviter à la CÉRÉMONIE D’OUVERTURE OFFICIELLE de l’INSTITUTE OF ARTS AND MUSIC - MADAGASCAR. Cet événement marquera une étape importante dans le développement de l’éducation musicale et artistique à Madagascar, en collaboration avec l’International School of Musicians (ISoM) - Londres.
📅 Date : Vendredi 14 février
⏰ Heure : À partir de 18h
📍 Lieu : Arena Ivandry
Un moment unique où la musique, l’art et l’échange seront à l’honneur ! Cet événement spécial sera également diffusé en direct sur Zoom et Facebook Live.
🔖 Entrée gratuite sur invitation
📍 Où récupérer votre invitation ?
• ESDES Ankadivato
• ARENA Ivandry
• Immeuble Le Colisée Ampasanimalo
• Full Dream Innovation Andravoahangy Ambony (à partir de ce Lundi 09 Février 2025)
📞 Contacts pour plus d’informations :
• 034 99 104 49
• 038 90 615 09
• 032 56 931 63
📧 Email : [email protected]
🌐www.iammada.com
Nous espérons vivement votre présence pour célébrer ensemble cette belle initiative artistique et éducative.
07/02/2025
❄️Raha mihira na mitendry aho, ho Voninahitr'iza?🌟💐
06/02/2025
06/02/2025
💐Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana🌟 I Kor 16:14💐❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo