Ready To Speak

Ready To Speak

Share

English Club :

1️⃣Every Saturday

2️⃣9h à 11h

3️⃣Ankadifotsy ampitan'ny Université ISCAM

08/06/2026

Vocab N°1




08/06/2026

Samia ary hoe mametraka ny Vocabulaire tsy fantany ao amin'ny commentaire☺️

07/06/2026

Ny pratique irery ihany ny lalana tokana hahafahanao mifehy ny teny Anglisy⬅️➡️




07/06/2026

Andao hianatra voambolana vaovao indray ary isika👇👇




06/06/2026

Hello guys 😊

👉Ity indray ary ny vocabulaire tsika androany🗨️🗨️




05/06/2026

DO YOU THINK NATIVE ENGLISH SPEAKERS SPEAK FAST?

04/06/2026

Maro ny mitaraina fa tsy mety hay mihintsy ny teny Anglisy😳🥴

👉Alatraho ao amin'ny COMMENTAIRE ary hoe ny antony👈

➡️AZA HADINO NY FOTOAN-TSIKA AMIN'NY SABOTSY IZAO⬅️



03/06/2026

👉Tsy ianao tsy mahay miteny no olana, fa ianao tsy misy pratika mihintsy 🌍🔑

🗽ENGLISH CLUB isakin'ny SABOTSY

Contact : 038 22 003 96
WhatsApp :032 55 116 44



Ready To Speak English Club :

1️⃣Every Saturday

2️⃣9h à 11h

3️⃣Ankadifotsy ampitan'ny Université ISCAM

02/06/2026

🌴IDIOM OF THE DAY🌴

🗨️ATAOVY AO AMIN'NY COMMENTAIRE NY EXAMPLE-NAO👇👇👇



31/05/2026

😊 Ndao mba hifampizara kely 😊

💐 Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra izahay ato amin’ny English Club Ankadifotsy ❤️
Enga anie ho feno fitiavana, fahasalamana ary fifaliana ny andronareo 🌸

👉 Ary ianao, inona ilay fotoana tena nahafinaritra sy tsy hohadinoinao niaraka tamin’i Neny?
📝 Zarao ao amin’ny commentaire ny tantaranao 👇👇👇
📍 English Club –Ankadifotsy
🇺🇸 Learning English, Sharing Emotions 🇲🇬



Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo