30/08/2023
Tonga ity ilay fotoana. Fidirana ny alarobia hariva (13 septembre) amin'ny 1 ora sy sasany ho an'ny sokajy rehetra.
Ny fisoratana anarana dia ny Alarobia hariva (13h:30) sy Sabotsy maraina (8h:30) ho an'ny sokajy L /S / OSE /ACD. Manasa anao hiditra MP avy hatrany raha misy fanontaniana manitikitika ny sainao.
Manana safidy malalaka ianareo mpianatra:
-Na hianatra hanao cours normal ato amin'ny cours APGL. Izany hoe candidat d'école ato (izahay no mikarakara ny dossier BAC).
-Na koa hanao cours d'appui fotsiny ka ny alarobia hariva sy sabotsy maraina ihany no mianatra( Izay ilay MS). Mbola mety ihany koa anefa ny classe SS (Spécial Samedi) hanaovana cours d'appui (7h:30 à 17h:30).
Aza manaiky hanjakan'ny fisalasalana fa ato amin'ny cours APGL mandeha. Écolage sy droit mirary. Misy DS sy examen. Mizara bulletin.
Ny kilasy demi-journée dia samy zaraina carnet. Ny MS sy SS carte.
Misy ny boky ho an'ny mpianatra
"Andao ary hiaraka hametraka fanamby"
-Ho anareo izay mbola tsy ao amin'ny classe famaranana kanefa te hitifitra BAC. Eo ihany koa ianareo izay tsy nahazo ilay diplôme farany teo. Na efa miasa aza. Andao hiaraka hanangana ny fototra hiatrehana ampahatoniana ny bac 2024. Lazao ny namana sy ny Ray aman-dReny. Toerana EPP SOARANO ANALAKELY EO AMPITAN'NY BUILDING RAMAROSON
FANAZAVANA FANAMPINY
- 038 17 205 71
- 038 28 725 75
- 032 43 974 74
FACEBOOK : COURS APGL