LAEL

LAEL

Share

LAEL (Learn &Acquire English Language) provides English classes in an extremely appealing way. Here, students are learning by doing!

15/03/2022

DO you LOVE teaching?
Do you like English language and culture and would like to share that with students?
Are you at ease with computers and technology as a tool for learning?

A French system school is looking for an English language teacher.
If you have already worked with LAEL or have already sent your CV to us before, please send us a private message so that we can consider you as an applicant.

Looking forward to working closely with you!

04/05/2021

Now is the time to plant

Photos from Mauritanie Infos's post 13/04/2021

Good to know

25/03/2021

Looks true đŸ˜·

22/03/2021

IREO RATRA ARA-PIHETSEHAM-PO
MATETI –PITRANGA EO AMIN’NY ZAZA

Tsy ny olon-dehibe ihany akory no mety ho tratran’ny ratra ara-pihetseham-po , izay matetika vokatry ny dona ara-pitiavana izy ireny , ka miteraka alahelo mafy ao amin’ny olona. Ny zaza ihany koa dia mety hianjadian’ny ratra ara-pihetseham-po vokatry ny ataon’ny ray aman-dreniny , na ireo olona mifandray akaiky aminy matetika . Misy fiantraikany hatrany amin’ny fiainany aty aoriana izy ireny , rehefa lehibe izy , raha tsy voatsabo haingana .

Ireto ary ireo karazana ratra ara-pihetseham-po fahita matetika , mety mahazo ny zaza :

1° Tsy ampy fitiavana : ity no ratra ara-pihetseham-po mampijaly indrindra ny zaza . Tsy ampy fitiavana izy vokatry ny tsy maha eo ny rainy na ny reniny mandritra ny fotoana maharitra . Mety noho ny antony araka asa izany ; mety noho ny fisaraham-panambadiana ; mety koa noho ny fahafatesan’ny ray aman-dreny mihitsy . Mety samy mbola ao an-tokantrano ihany koa anefa ny ray aman-dreny , fa mety kely loatra ny fanehoam-pitiavana azon’ny zaza noho ny tsy ny fanokanan’ny ray aman-dreny fotoana ifandraisana aminy , na noho ny tsy fahaizana mifandray tsotra izao amin’ilay zaza mihitsy .

Ny tsy fahampiana fitiavana eo amin’ny zaza , dia mety hahataraiky ny fitomboana ara-batana eo aminy ; mety hampiadana ihany ny fomba fiasan’ny sainy ka manjary votsa amin’ny fianarana izy . Rehefa lehibe izy , dia manana fahasarotana eo amin’ny fifandraisana amin’olona , mangatsiaka tsy dia miraika amin’ny fangoraham-po , tsy mahay maneho fitiavana .

2° Matahotra fisarahana : tahotra mahazo ny zaza rehetra ny hoe misaraka amin’ny ray sy ny reniny . Ny ray sy ny reniny mantsy no olona azon’ny zaza antoka indrindra fa hiaro sy ho fialofana ho azy eo amin’ny fiainany . Izany no mahatonga ny zaza mitomany raha mbola kely izy , ka tsy hitany tampoka ny reniny , na koa mandao azy noho ny asa aman-draharaha na dia ao an-trano ihany aza . Miteraka tebiteby ho an’ny zaza raha taraiky any amin’ny alehany ny ray aman-dreniny , indrindra amin’ny hariva .

Raha tena mitranga tokoa io fisarahana io noho ireo antony efa nolazaina tetsy ambony , dia hamolavola ny zaza ho tonga saro-tahotra izany , ka mety hahatonga azy ho kanosa rehefa lehibe . Mety ho tratry ny hasarotan-kenatra ihany koa izy .

3° Mahatsiaro ho voailika : misy ifandraisany amin’ny tsy fahampian’ny fitiavana ity ratra ara-pihetseham-po iray ity . Mety mahatsapa atao ankilabao ny zaza iray satria tsy zaza nateraky ny olona mitaiza azy ohatra . Eo anatrehan’ny zaza hafa , na ao an-trano , na any an-tsekoly ,dia mahatsiaro ny tenany ho latsa-danja izy , tsy mba raharahiana loatra , bedy matetika , akoraina sy ambaniana . Na zaza nirina sy nateraky ny ray aman-dreniny aza ny zaza iray , kanefa bedy matetika , na tratry ny levilevy foana ao an-tokantrano ,dia manjary adikan’ny zaza ho fankahalana azy izany , ka mandratra ny fony.

Rehefa lehibe ny zaza , dia manjary tsy matoky ny tombambidiny izy . Tsy sahy mandray andraikitra izy , satria matahotra ny ho voakiana raha mitranga ny tsy fahombiazana . Tonga olona sarotsaro-kenatra sy mihafihafy izy . Mety hifanohitra amin’izany koa anefa ny zavatra hitranga . Rehefa manan-tokantrano izy , na nomena fahefana amin’ny toeram-piasana , dia manjary olona masiaka sy tsy refesi-mandidy . Lasa ianjadian’ny valifatiny ny olona izay tsy nanao ratsy taminy akory .

Eto am-pamaranana , dia tsara ny mampatsiahy fa olona mora tohina ara-pihetseham-po ny zaza . Mora faly sy sambatra izy , kanefa koa olona mora malahelo . Amin’ny maha mbola zaza azy ,dia tsy hainy ny fomba hiatrehany na hifehezany ireo ratra ara-pihetseham-po mahazo azy . Zakainy ao am-pony ao mety mandritra ny fotoana maharitra izany , ka lasa mandrafitra ny toe-pony sy ny fifandraisany amin’olona rehefa tonga lehibe izy .

Raha azontsika ray aman-dreny sy mpampianatra tsara ireo fanazavana rehetra tetsy aloha ireo ,dia inoanay fa ho azontsika an-tsaina ihany koa ireo andraikitra lehibe takian’ny toe-javatra amintsika tsirairay , mba ho fanasoavana ireo taranaka fara-mandimbintsika .

Raoeliarijao

20/03/2021

The HOPE experiment

The “HOPE” Experiment :

During a brutal study at Harvard in the 1950s, Dr. Curt Richter placed rats in a pool of water to test how long they could tread water.

On average they'd give up and sink after 15 minutes.

But right before they gave up due to exhaustion, the researchers would pluck them out, dry them off, let them rest for a few minutes - and put them back in for a second round.

In this second try - how long do you think they lasted?

Remember - they had just swam until failure only a few short minutes ago...

How long do you think?

Another 15 minutes?

10 minutes?

5 minutes?

No!

60 hours!

That's not an error.

That's right! 60 hours of swimming.

The conclusion drawn was that since the rats BELIEVED that they would eventually be rescued, they could push their bodies way past what they previously thought impossible.

I will leave you with this thought:

If hope can cause exhausted rats to swim for that long, what could a belief in yourself and your abilities, do for you?

Kamdar

20/03/2021

Awesome games

Photos from Super idée's post 06/03/2021
Photos from Super idée's post 02/03/2021

Education is everywhere we go

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ankadifotsy
Antananarivo
101