22/02/2023
Hbd papa sy maman
Tht amin zavatra atao rehetra de tht ny tokatrano iakatra amin avo idridra bisou 😘🥰 avaty aminay
Dance pour Jésus christ
22/02/2023
Hbd papa sy maman
Tht amin zavatra atao rehetra de tht ny tokatrano iakatra amin avo idridra bisou 😘🥰 avaty aminay
😘🥰
Amen ❤
Mafinaritra fona
Nade mikorotana kely azan 😘
Mandy arivariva e 🥰
30/11/2022
Salamaa ee🥰❤
Andao ndray andihy hiaraka aminay eeh🥰
16/11/2022
Salama topo daoly o 😘😘
Ny programa atsika amity volana novembrar ity
20 tsika manao live ao amin fpvm ambohitrarahaba
Deny 26 any bel'air miaraka amin iraik' kristy ?deny 27 any itaosy dia manasa atsika rehetra o tonga o
20 manomboka amin 13:00
Deny 26 manomboka aminy 14:00
Den 27manomboka amin 8:00 padraparivany adro ka manasa atsika rehetra o 😘🥰
🥰😍 salama topoko video vaovao dray tie 😘
28/10/2022
happy birthday aki zoky ah🎂🎉.tahin Tompo njii de mitomboa fahasoavana sy hosotra bisou 🎊🎉💋💖