25/05/2026
Ary Ianao Nanaona e 😍
Institut de formation en coupe, couture & stylisme. Création de modèles uniques & haut de gamme.
Excellence, savoir-faire & élégance.
📍Antananarivo | ✉️ Contact en DM
« La mode s’apprend, le style se crée. »
📞0329050576
25/05/2026
Ary Ianao Nanaona e 😍
23/05/2026
Namokatra an'ireto indray izahay mba hisy omenareo an'i Neny amin'nyfetiny eh☺️.
Efa amin'ny herinandro mantsy ny fetin' y reny oh.
✅ 45000ar fotsiny ny ensemble
✅ Ra 1 ihany no alainao Tee shirt na hoe pantalon dia 22000ar .
Aza ela Ary fa ifandrombahana io ☺️.
📞0347690240.
☺️ L'élégance réside dans le sur mesure ☺️
✅ authenticité,
✅Professionalisme
✅Qualité
✅Confort
✨Une belle image ouvre de grande porte
📞0347690240
20/05/2026
🤭“Ici, on ne s’arrête pas jusqu’à l’obtention d’un résultat satisfaisant et digne.
Si on n’y arrive pas aujourd’hui, on recommencera demain.
Chaque souffle de vie est une nouvelle opportunité à exploiter.” ✨
18/05/2026
📢✨ FORMATION + GABARIT OFFERT 🎁
na
✂️ GABARIT UNIQUEMENT selon votre choix ✨
Ataovy matihanina kokoa ny couture ataonao miaraka amin’ny gabarit en carton craft mora ampiasaina sy manome coupe madio tsara. 💯
Disponible taille 4 ans jusqu’à 2XL
👕 Tee-shirt
👔 Chemise homme
🧥 Ensemble homme
👗 Jupe & chemise femme
👖 Ensemble chemise & pantalon homme
🧥 Ensemble gilet 2 pièces
✅ Misy safidy 2 :
Gabarit uniquement
Formation + Gabarit inclus
🎁 Vita formation dia mahazo gabarit mifanaraka amin’ilay modèle nianarana.
💯 Coupe propre et professionnelle
💯 Gain de temps amin’ny coupe
💯 Mety ho an’ny débutants sy professionnels
💯 Gabarit solide en carton craft
🔥 Aza tara hanatsara ny qualité-n’ny asanao sy hampitombo ny valeur-n’ny couture ataonao
08/05/2026
Efa dispo ato aminay ny patron an'ito veste ito. Hoanareo maniry anamboatra ☺️.
👉 Anisan'ny mampiavaka ny miantsena ato aminay.
✅ Tsy mivarotra fotsiny izahay fa manoro ny fomba fampiasa ny gabarit mihintsy.
✅ Misy service après vente ihany koa ato aminay..
✅ Afaka manoro ihany koa Raha misy réajustement na personalisation tian'ny client anareo ho atao ✨.
Tongava malaky Ary e.
🚩 Ambohimahintsy Sary masina.
📞0347690240
06/05/2026
Indro indray aza MBA misy fizarana Kely e.
Point de mesure ireto
Izany hoe resaka velaran'ny akanjo izany no resaka eto fa tsy Mbola miresaka halavany aloha.
02/05/2026
✨ Inona no Mbola mety manakana anao tsy hahay hanjaitra✨
👉 Inona no tena manahirana anao.
✅Gabarit ve
✅Sa le manjaitra machine mihintsy
Alefao ao anaty commentaires ao dia jerevantsika ny vahaolana e.
Na afaka miditra mp ihany koa ianao.
0347690240.
Fintin'ny Masterclass 2 ème edition 25 avril lasa Téo.
Isaorana ireo izay nanatrika fa tena nahafinaritra ny fotoana.
👉 Mety iny ihany koa n'y faran'ny Masterclass iarahantsika angambany ☺️
daholo 💪
📞0347690240
25/04/2026
🚨🛑 tsy mampianatra manjaitra atody izahay tompoko🚨🛑
✅Gabarit no misy dia akanjo
25/04/2026
Choisis un expert passionné, disposé à transmettre son savoir faire.
En s'adaptant à votre
✅ âge,
✅à vos niveau de compétence
✅et principalement à votre vitesse de compréhension.
Le but n'est pas seulement d'acquérir des connaissances, mais également de stimuler et d'exprimer le talent en vous.
✊ K'Stylé academie est née pour vous aider.
📞0347690240