AIEC Antananarivo

AIEC Antananarivo

Share

Centre de formation

13/12/2021

VOUS VOULEZ ENTRER DANS LE MONDE PROFESSIONNEL OU CHANGER D'ENVIRONNEMENT ?

🌹 PERFORMANCE CLUB dia manolotra ho anao ny formation CENTER FRANCOPHONE
➡️Natokana hoan'ny ireo tsy afaka raha tsy ny Asabotsy

📅Jour de formation : samedi 18 décembre 2021

🕖 Horaire :08h - 16h
🏘️Toerana: près St Michel mahamasina

🔥Frais de formation : 20.000 ariary
Io ihany no vola aloha dia ampy ahatafiditra anao iasa

✨ Fandaharam-potoana :
✍️ Révision français pour préparer les tests écrits (voafehy)
✍️ Coaching d'entretien d'embauche pour préparer l'entretien(voafehy)
✍️ Fampahafantarana sy fampianarana ireo karazan'asa rehetra miandry anao""appel entrant, appel sortant, mail, chat''''
💎TSY MAINTSY MANAO SIMULATION ISAKI'NY ANKIZY

🌟VITA FORMATION :
🥇 Mahazo ATTESTATION
🥈 Possibilité d'embauche any @ ireo orinasa partenaire-nay
🥉 Manampy anareo foana izahay mandra-pahitanareo asa, eny fa na dia efa miasa ary ianareo ka manana olana dia afaka manampy foana izahay

Nb: voafetra ny toerana nohon'ny mbola fisian'ny valan'aretina eto amintsika

☎️ Tél :0346038884-0338036398

09/12/2021

VOUS VOULEZ ENTRER DANS LE MONDE PROFESSIONNEL OU CHANGER D'ENVIRONNEMENT ?

🌹A.I.E.C Antananarivo dia manolotra ho anao ny formation CENTER FRANCOPHONE
➡️Natokana hoan'ny ireo tsy manana fotoana afa tsy ny Asabotsy

📆Jours de formation : samedi 11 et 18 DÉCEMBRE 2021

🕖 Horaire :11h - 16h
🏠Toerana: près saint Michel mahamasina

🔥Frais de formation : 20.000 ariary
NB: io ihany no vola aloha mandritran'ny formation iray manontolo sy ampy ahatafidiranao miasa

💥 Fandaharam-potoana :
1️⃣ Révisions français pour préparer les tests écrits(voafehy)
2️⃣ Coaching d'entretien d'embauche pour préparer l'entretien(voafehy)
3️⃣ Fampianarana sy fampiharana ireo karazan'asa rehetra miandry anao (appel entrant, appel sortant, mail,chat) ''maîtriser''
4️⃣ Simulation isakin'ny ankizy tsirairay( obligatoire)

🔥Vita formation :
🥇Mahazo ATTESTATION
🥈 Possibilité d'embauche any @ orinasa partenaire-nay
🥉Manampy anareo foana izahay mandra-pahitanareo asa eny fa na dia efa miasa ary ianareo ka manana olana dia afaka ampianay foana

💎ARARAOTY NY FOTOANA, BANJINO NY HOAVINAO

NB: Voafetra ny toerana nohon'ny mbola fisian'ny valan'aretina eto amintsika

☎️ Contact :0346038884-0338036398

29/11/2021

VOUS VOULEZ ENTRER DANS LE MONDE PROFESSIONNEL OU CHANGER D'ENVIRONNEMENT ?

🌹AIEC Antananarivo dia faly manolotra ho anao ny formation CENTER FRANCOPHONE
➡️ Natokana hoan'ny ireo tsy manana fotoana afa tsy ny asabotsy

📅Jour de formation : samedi 04 décembre et samedi 11 décembre 2021

🕖 Horaire : 08h-13h
🏩Toerana: près saint Michel mahamasina

🔥Frais de formation :20.000ariary
NB: io ihany no vola aloha mandritran'ny formation iray manontolo

''ARARAOTY NY FOTOANA, BANJINO NY HOAVINAO''

☀️ Fandaharam-potoana :
1) Révision français pour préparer les tests écrits (voafehy)
2) Coaching d'entretien d'embauche pour préparer l'entretien (voafehy)
3) Fampianarana sy fampiaharana ireo karazan'asa rehetra miandry anao (appel entrant, sortant, mail, chat)
✨Tsy maintsy manao simulation isakin'ny ankizy (obligatoire)

🏅Vita formation :
🥇Mahazo CERTIFICAT
🥈 Possibilité d'embauche any@ orinasa partenaire-nay
🥉 Manampy anareo foana izahay mandra-pahitanareo asa, eny fa na dia efa tafiditra ary ianreo dia mbola afaka manampy foana izahay raha misy olana

📞 Contact :0346038884-0338036398 na miditra mp avy hatrany

💬Voafetra ny toerana nohon'ny mbola fisian'ny valan'aretina eto amintsika

22/11/2021

VOUS VOULEZ ENTRER DANS LE MONDE PROFESSIONNEL OU CHANGER D'ENVIRONNEMENT ?

🌹A.I.E.C Antananarivo dia manolotra ho anao ny formation CENTER FRANCOPHONE
➡️Natokana ho anao tsy manana fotoana afa tsy ny asabotsy

📆Jours de formation : samedi,27 novembre et samedi 04 décembre 2021(mifampitohy)

🕖 Horaire : 8h-13h

🏡Toerana : près saint Michel mahamasina

💥Frais de formation : 20.000 ariary
( Io ihany no vola aloha mandritr'ilay formation iray manontolo)

⭐ Fandaharam-potoana
☑️ Révision français pour préparer les tests écrits (voafehy)
☑️ Coaching en entretien d'embauche pour préparer l'entretien(voafehy)
☑️ Fampianarana sy Fampiharana ireo karazan'asa rehetra miandry anao (appel entrant, appel sortant,mail,chat)✅ maîtriser

❣️Vita formation
🥇Mahazo CERTIFICAT
🥈 Possibilité d'embauche any @ orinasa partenaire-nay
🥉 Manampy sy manara-maso anareo hatrany izahay mandrapahatafiditra anareo miasa

🔥Koa araraoty ny fotoana, banjino ny hoavinao

Contact :0346038884-0338036398
Na miditra mp avy hatrany

Nb: voafetra ny toerana nohon'ny mbola fisian'ny valan'aretina eto amintsika

Photos from AIEC Antananarivo's post 20/11/2021
14/11/2021

VOUS VOULEZ ENTRER DANS LE MONDE PROFESSIONNEL OU CHANGER D'ENVIRONNEMENT ?

🌹AIEC Antananarivo dia faly manolotra ho anao ny formation CENTER FRANCOPHONE

➡️ Natokana hoan'ny ireo tsy manana fotoana afa tsy ny asabotsy

📆Jours de la formation : samedi,20 et 27 novembre 2021

🕗 Horaire :08h -13h
🕍 Toerana : près saint Michel mahamasina

🔥Frais de formation :20.000ar
Nb: io ihany ny vola aloha no sady ahatafiditra anao iasa avy hatrany

💥 Fandaharam-potoana
1) Révision français pour préparer les tests écrits (voafehy)
2) Coaching d'entretien d'embauche pour préparer l'entretien (voafehy)
3) Fampiaharana sy fampahafantarana ireo karazan'asa rehetra miandry anao (APPEL ENTRANT, APPEL SORTANT,MAIL,CHAT) ''MAITRISER''

✨Vita formation :
🎀Mahazo CERTIFICAT
🎀 Possibilité d'embauche any @ orinasa partenaire-nay
🎀Afaka manampy anareo foana izahay mandra-pahitanareo asa,eny ka na efa tafiditra miasa ary ianareo ka manana olana dia afaka manampy foana izahay

☎️Contact :0346038884-0338036398 na MP avy hatrany

Fanamarihana :Voafetra ny toerana nohon'ny mbola fisian'ny valan'aretina eto amintsika

07/11/2021

VOUS VOULEZ ENTRER DANS LE MONDE PROFESSIONNEL ou CHANGER D'ENVIRONNEMENT ?

🌹A.I.E.C Antananarivo dia faly manolotra anao ny formation CENTER FRANCOPHONE
➡️Natokana ho anao tsy manana fotoana afa tsy ny asabotsy

📆Jour de la formation : Samedi,13 novembre 2021 et Samedi,20 novembre 2021

🕖Horaire :08h-13h
🕌Toerana: près St Michel Mahamasina

🔥Frais de formation : 20.000 ariary
Nb: io ihany no vola alohanao dia efa ampy ahatafiditra anao iasa

⭐Fandaharam-potoana:
1) Révision français pour préparer les tests écrits (assuré)
2) Coaching d'entretien d'embauche pour préparer l'entretien (assuré)
3)Fahampafantarana ireo karazan'asa miandry anao: Appel entrant,appel sortant, mail, chat
➡️TSY MAINTSY MANAO SIMULATION ISAKI'NY ANKIZY

🌟VITA FORMATION :
🥇Mahazo CERTIFICAT
🥈 Possibilité d'embauche any @ orinasa miara miasa
🥉Afaka manampy anareo fona izahay mandrapahatafiditra anareo miasa

Fanamarihana: Voafetra ny toerana nohon'ny mbola fisian'ny valan'aretina eto @ tsika

CONTACT : 0346038884-0338036398
NA AFAKA MIDITRA MP

03/11/2021
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Mahamasina
Antananarivo