25/12/2022
✨Tanti auguri✨
✨Felice Natale✨
🇮🇹🇮🇹🇮🇹🇮🇹🇮🇹🇮🇹🇮🇹
Come join us! Andiamo imparare!
25/12/2022
✨Tanti auguri✨
✨Felice Natale✨
🇮🇹🇮🇹🇮🇹🇮🇹🇮🇹🇮🇹🇮🇹
24/12/2022
🌟24 Décembre🌟
🇮🇹Vigilia di Natale🇮🇹
🇫🇷Veille de Noël🇫🇷
21/12/2022
Voilà
17/12/2022
Nanao randonée kely ny mpianatry ny ISL teto😋
Tany: Iharanandriana😉
Niaraka tamin'ny randonneur maro hafa izahay ary ny mpianatra no ni-suggérer ity randonnée ity🤗
Izay ihany koa no tombony amin'ny mianatra ato aminay e😁 mifandray amin'ny samy mpianatra ary mifampizara sy mifampitaona😋 mifanampy arak'izay vita mba ahatratrarana ny tanjony avy😁
Afaka manao réservation de place sahady ireo hianatra italien amin'ny janvier an😉
Buona giornata✨
16/12/2022
✨Maninona marina moa raha miasa amin'ny call center ireny fa italophone indray eh?🤔✨
Efa enontsika matetika hoe tsara karama be ny miasa amin'ireny call center ireny, na francophone izany na anglophone😇
Ka eritrereto anie hoe italophone eh😍💰💰
👉Voaloany, mino aho fa ho ambony noho ny francophone sy anglophone ny karamanao💸
👉Faharoa, vitsy ny olona mahay italien eto amintsika ka vitsy ireo candidats mahasahy manao call italophone😇 mora voaray ianao noho izany😉
👉Adinoko🤔 kay moa ianao mbola tsy mahay miteny italien😅😅 nefa izay lay tena ilaina😌
..........fa zao, ISL anie mampanao cours italien eh😀 sady langue mora hay kely izy io raha oharina amin'ny anglais na allemand😵😅
Voafetra ho 10 kosa anefa ny toerana ka mailamailaka manao réservation sao tara eo🤐🙌
💣Lazaivo indray hoe tsy manam-potoana hianarana langue hoe👀😏
✨Raha sady mianatra ianao na sady miasa dia nataonay mihintsy hoe cours du dimanche ny an'ireo débutants🎉🎉🎉
..Resaka fotsiny izany fa eny eh, raha mbola français sy anglais no mahafatifaty anao dia mandray membre vaovao indray ny club amin'ny janvier 2023🎁🎀 Ny ao amin'ny club indray tsy misy fetra ny toerana amin'ny maha club azy😉 mentioneo eo daholo ry cousins/cousines sy ry best😋😋
Tsy voatery hoe hiasa amin'ny centre d'appel anefa an😊 ny mpianatra ao zao misy misehatra amin'ny tourisme😉 misy ireo manomana départ ho any Italie😍 ary misy koa ireo tia lay langue fotsiny☺
Ka aza misalasala ary mandefa hafatra miafina fa amin'ny taona ho avy ianao io hamaritra tanjona hoe: tsy maintsy ahafehy langue hafa noho izay efa hainao😎😎
✨Buona giornata a tutti✨
(😌Bonne journée à tous ny dikan'izany😉 zany hoe izay ianao dia efa mahay phrase iray en italien😄
Iza indray no intéressé raha asiana cours de langue japonaise amin'ny janvier?
😀😀😀😉😋
J'ai une bonne nouvelle à vous annoncer😀
En janvier,
👉Il va y avoir des cours d'italien du week end😉🎉
Seulement pour les débutants😁
18/11/2022
😪😪😪😆
29/10/2022
✨💯CLUB DE LANGUE💯✨
🎉Tom Sawyer a besoin de liberté
❤Gnoméo a besoin de Juliette
Mais toi🤔🤔hum, tu as besoin de maîtriser l'anglais ou le français😀😍
🇺🇸🇫🇷🇬🇧🇺🇸🇫🇷🇬🇧
👀Qu'est ce que tu attends pour nous rejoindre?👀
Aleo azavaiko tsara amin'ny teny gasy sao tsy azonao👇👇
👉Natao ho anao te ahafehy ny anglais parlé et français parlé ny club de langue ato amin'ny ISL😉😀
Mandray membre vaovao ny club amin'ity Novembre ity😉 Ety Tsiadana no hanaovana pratique😀😉
Activité maro dia maro no ho ataontsika ao an😀 ohatra fotsiny ireto:
💯Jeu de rôle
💯Débat
💯Devinette
💯Dictée
💯Tongue twister
💯Traduction
💯Mijery film/mihaino hira
💯Challenge
💯Etude de thème
💯"Chrono vocabs"
💯"Make a story"
💯Partage entre les membres
Nb: mandefasa mp izay liana tompoko fa tsy ao amin'ny commentaire😊 Mankasitraka indrindra✨
***Amin'ny Janvier indray ny rentrée ho an'ny cours d'italien😇 arao hatrany ny pejy😁
08/10/2022
The first meeting of today was fantastic😍
Join us😉