Ameri-Gasy

Ameri-Gasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ameri-Gasy, Antananarivo.

Matetika henoko hoe " Inona ahaizana miteny haingana ny teny vahiny iray". Valiny : Ny nampahomby ahy aloha dia ny fihai...
06/07/2025

Matetika henoko hoe " Inona ahaizana miteny haingana ny teny vahiny iray".

Valiny : Ny nampahomby ahy aloha dia ny fihainona video sy soratana tahaka ny amin'ity sary ity izay zavatra tononina ao ary asiana tsipika ny fidinana sy fiakarany feo rehetra. Dia haverim-berina izany isanandro isanandro.

Handramo fa ho hitanao ny vokany.

15/04/2025

Hey guys , here is my new video.
Ela ela isika tsy niona ka hitondra vocabs kely aho izao Alina izao.

Ireto avy ary ny dialogue tao amin'ilay video :

A : Hey bro , what are you doing? It's all over my pants , come on ,,,,. Oh lesy e , inona ary ity nataonao ity ? Feno ny kilaotiko , ,,,.

B : Oh man , I'm so sorry , I'm such a Butterfingers| miala tsiny rangah ,. Tena olona Mal à droit za.

You know it's the 3rd drink that I've spilled today , oh no , sorry man | hainao , efa in-3 izay zavapisotro nariako tsy nahy izay tandroany , ka azafady rangah.

29/03/2025

tiktok.com/

Harao sur TikTok aho izay efa io ambony io ny lien , fa manomboka izao any aho no mipost video teny anglisy hiainana andavanandro izany hoe tsy ilay be resaka be fa tonga dia ACTION.

13/02/2025

Manimanina ny Mpianatro ireny aho izany🥺
Mety efa pro daholo nareo izay🫣

17/11/2024

I'll be back in december.
Amin'ny desambra aho miverina.

07/08/2024

Do you miss me ?🥺

19/04/2024

Hiverina andefa vidéo fohy aho atoato.
TENY ANGLISY TSY MAINTSY HAY SA HOE AHONA ?

Aza adino ! 1.Mihainoa conversation izay mahaliana anao isanandro. Dia manaova imitation👈2.Mianara grammaire😊 dia manaov...
07/04/2024

Aza adino !

1.Mihainoa conversation izay mahaliana anao isanandro. Dia manaova imitation👈

2.Mianara grammaire😊 dia manaova pratique ilay niaranao ianao👈

Dia rehefa misy tsy azo dia manantona ahy amizay.

Tiako lazaina dia miezaha aloha ianao sao dia vitanao irery ihany. Amin'izay tsy manome vola ahy ianao hampianatra anao satria fantatro fa vitanao ilay izy👌

09/03/2024

I'm back again 🙂

04/03/2024

Raha A1 ny tanjona rehefa mianatra dia ataovy C2 dia aza mijanona😉

Aona ny mba tsy hahatofoka amin'ny fianarana fitenim-pirenena iray ? Maraina : 15 mns (mianatra).Atoandro : 15mns (miana...
15/02/2024

Aona ny mba tsy hahatofoka amin'ny fianarana fitenim-pirenena iray ?

Maraina : 15 mns (mianatra).

Atoandro : 15mns (mianatra).

Ariva : 15mns (mianatra).

Mila hiainana mihitsy ilay izy😉

Es ist genau genug...

Address

Antananarivo

Telephone

+261345487620

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ameri-Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Ameri-Gasy:

Shortcuts

Share