Onésime

Onésime

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Onésime, College & University, Antananarivo.

Photos from Onésime's post 30/01/2023

Traduction MANARA-PAINGOTRA 😂😂😂

"tena kiv ah" = "je suis comme ça"

Tena kivy aho eeee!

25/01/2023

Atsangano ny tanan'ny vehivavy tia tôlatôlan-kena. 🙋

13/12/2022

"Iha ka mavandy eee"
😂😂😂
Mitovy ve ny eritreritsika?

Photos from Onésime's post 12/12/2022

Mahereza mihinana voankazo. Efa mitobaka eny an-tsena izao ny paiso amin'ny karazany maro. 🍎🍑🍐

Aiza no tianao, paoma sa paiso sa goavy?

10/12/2022

🎉👏🎉👏🎉
Faly itegna avy agny Manakara amin'gny fandresen'i Maroc itiky.
😂💃🕺💃🕺💃😂

10/12/2022

😱😡TSY FAHOTANA NY HOMOSEXUEL??😱😡

👉 Levitikosy 18:22 🙅👆
Aza mandry amin'ny lehilahy tahaka ny fandry amin'ny vehivavy; fa fahavetavetana izany."

Tandremo ein! 🥺🥺🥺
👍👍👍👍👍👍👍

Photos from Onésime's post 09/12/2022

Application androïd ADWAY.
Tena mahomby 99% amin'ny fiadiana amin'irony PUBLICITÉ (Anti-Pub) mipoipoitra ireny rehefa milalao internet @ finday sy mampiasa APK tsy version payant na Pro ireny.

Andramo sao dia mety amin'ny fidanao ihany koa.

08/12/2022

😍😍😍🕺👯💃🧑‍🤝‍🧑
BAHOEJY - DIHY MALAGASY 100%
Mbola velona ny mpamorona azy.

06/12/2022

Mba raha tiako ity raha raiky ity.
Akoho nendasina 🍗🍗🍗
😋😋🤩🤩😍😍

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo